Rankizy malagasy ô !-Célestine, Eugène Razafiarison ary Odéam Rakoto-

  Рет қаралды 62,055

Clude Georges

Clude Georges

Күн бұрын

Пікірлер: 24
@jeannetteralison545
@jeannetteralison545 6 жыл бұрын
Thank you Merci Misaotra mahay mananatra ny zaza Malagasy
@andrerabesandratana8875
@andrerabesandratana8875 4 жыл бұрын
HAFA MIHINTSY NY ANATRA SY FITAIZAN'NY HIRA FAHINY .... Mianara rankizy e
@thinorabehasinantenaina3173
@thinorabehasinantenaina3173 7 жыл бұрын
Hahatsiarovako ny fahazazako t@ kilasy T2 re ty hira ty teo @ EPP Ambohimena Antsirabe tamin'izany fotoana zany, asa raha mba mbola velona any zay madame ALICE mpampianatra anay t@ izany fotoana izany. RESPECT Madame
@heryrahajamanana3233
@heryrahajamanana3233 8 жыл бұрын
Ndrôôôôôôôôô!!!!!, rankizy malagasy, harao ara-bakiteny izany
@rindraarla7053
@rindraarla7053 5 жыл бұрын
avereno ary rankizy mba ho henon'ny tsy mahay n'inon'inona rehetra fa ilaina ny fianarana!
@rajoelaambinina585
@rajoelaambinina585 8 жыл бұрын
Mianatra mianatra mianatra, izany no tanjonay fahiny tamin'izany
@sharimanana
@sharimanana 13 жыл бұрын
tena mampahatsiaro ny fahiny tokoa ! izany no hira faheno foiny kely !
@eliramiliariniaina2207
@eliramiliariniaina2207 5 жыл бұрын
Mahatsiaro ny spectacle nataon'i odeam Rakoto tany antsianaka
@jackrajohary4988
@jackrajohary4988 6 жыл бұрын
Nahatsiaro ny EPP Soarano tamin'ny 1956 Aho ! i Ramiara no Lehibe an'i sekoly tao !
@1979malala
@1979malala 11 жыл бұрын
malahelo be mitsy za maheno any ity
@elisearthemise9881
@elisearthemise9881 8 жыл бұрын
tena marina izany vonjeony lakilasy ra kizy malagasy io no basy tena hilaina amin i fianana
@andriamorazakatantelymahef2182
@andriamorazakatantelymahef2182 6 жыл бұрын
Madagasikara - #Za Gasy \m/
@tianarasamoelina7227
@tianarasamoelina7227 8 жыл бұрын
mihikahika ery ny mihira izany tany amin' ny E P P.Misaotra nizara Tompoko
@adolpheradafiarimino4279
@adolpheradafiarimino4279 6 жыл бұрын
Hiran'ny dadako izany Odeamson Doly
@raharit
@raharit 14 жыл бұрын
mianara rankizy Malagasy fa izay no anisany tsy mampandroso antsika amin`izao
@jeannotnarcisserazafitsala451
@jeannotnarcisserazafitsala451 6 жыл бұрын
Tena marina! Ny olona mahay tsy azo ambakaina.
@jeannotnarcisserazafitsala451
@jeannotnarcisserazafitsala451 5 жыл бұрын
Tena marina!
@olgarasanjimanana6398
@olgarasanjimanana6398 6 жыл бұрын
Fony fahazazako zany hira izany tiako be ary mbola ampianariko ny ankizy refa tonga any ambanivohitra zako ary dia lasa hiran ny mpianatra misaotra tompoko
@sylvoalias
@sylvoalias 8 жыл бұрын
" MADAGASIKARA !"
@ialinavalonaranaivoarisoa1225
@ialinavalonaranaivoarisoa1225 8 жыл бұрын
Tena hafa mihitsy ny tonon'ny nataonay t@zany Zao vao tena fantatra ny votoatin'ilay hira
@olgarasanjimanana6398
@olgarasanjimanana6398 6 жыл бұрын
Fahiny mbola zaza tiako mahafinaritra misaotra tompoko
@Bakollywood
@Bakollywood 11 жыл бұрын
hafatra t@ zany ka hatram'izao dia marina foana rankizy a !
@jeannotnarcisserazafitsala451
@jeannotnarcisserazafitsala451 6 жыл бұрын
Ny sekoly no manome fahaizana sy fahalalàna. Ny fahaizana sy fahalalàna tsy mba manary.
@jeandavidaugusteraveloson3272
@jeandavidaugusteraveloson3272 5 жыл бұрын
Marina. Saingy ny mahontsa ankehitriny, difotra sy safotry ny kolontsaina vahiny ny kolontsaina malagasy. Mampalahelo indrisy fa tsy hihaino izany hafatra an-kira izany akory ny ankizy amin'izao fotoana izao. Na hihaino aza... Mety hataony fiomehezana fotsiny. .
Aody ry Iarivo Odéam Rakoto
5:33
MadaGasy61
Рет қаралды 17 М.
Sompatra- Barijaona sy Odette Suzanah par: Cludegeorges
2:14
Clude Georges
Рет қаралды 57 М.
😜 #aminkavitaminka #aminokka #аминкавитаминка
00:14
Аминка Витаминка
Рет қаралды 3,2 МЛН
Car Bubble vs Lamborghini
00:33
Stokes Twins
Рет қаралды 40 МЛН
бабл ти гель для душа // Eva mash
01:00
EVA mash
Рет қаралды 8 МЛН
ANIA LA KETDIN 2 IN 1 | MEDICINE | MANANG | ILOCANO COMEDY DRAMA
35:27
O ry tsiriry mandalo kamory
2:17
Haingo Rakoto
Рет қаралды 10 М.
GASAT ITI BIAG PODCAST || EPISODES 19 || NEW UPDATE 13.11
54:00
mega podcast
Рет қаралды 4,7 М.
J.J.Tseheno - Tsy ambarambarako anao (Decca original 78 tours) - Madagascar.
3:07
Kapila 78 tours fananam-pirenena
Рет қаралды 2 М.
Andriamanitra fitiavana
3:23
Ando Rak
Рет қаралды 2,2 МЛН
Itondray tsikitsiky
4:41
Ando Rak
Рет қаралды 1 МЛН
Mitety onja - Célestine sy Eugène Razafiarison
3:19
Clude Georges
Рет қаралды 4,1 М.
Manimanina an'i Neny-Barijaona sy Odette Suzanah.
2:51
Clude Georges
Рет қаралды 180 М.
Zanak'Iarivo-Ny voninavoko.
3:19
Clude Georges
Рет қаралды 217 М.
😜 #aminkavitaminka #aminokka #аминкавитаминка
00:14
Аминка Витаминка
Рет қаралды 3,2 МЛН