2025, mbola mankafy e! Namela mamy ho antsika ny tarika Mahaleo!
@dolciratovonony73175 жыл бұрын
Dia lasa indray, ity reninao Milaza fa tena handao, Mikasa ny tsy hiverina intsony, Fa tofoka hono ny fony, oooo... Tsy tantiny intsony ny fahantrana, Ka lasa izy tsy tamana Nitady toeran-kafa vaovao, Mba tsaratsara noho izao, ooo... Efa nataoko izao azo atao, Hamalifaliana ny reninao, Saingy toa tsy tsapany izay vita rehetra, Ny sitrapony, tsy manam-petra, ooo... Isika mianaka no tavela irery, Voatery hifampijerijery, Ary koa, hifampikarakara, Ka aoka hifanaraka tsara a, ooo... Koa raiso ho namana aho Fa raha mbola misy ny azo atao Tsy ho diso anjara mihitsy ianao Raha misy hery ao anatiko ao Koa matokia izany menaky ny aiko, Ny anjara adidiko tsy maintsy ho vitaiko(2) Nefa ny tany mihodina hatrany Mifandimby ny mangidy sy ny mamy Nefa aoka isika samy hino Fa ny reninao tsy manadino Varavarana no avelao hivoha, Toy izany koa re ny fo Miandry ny andro hiverenany indray, Ho tafahaona, ho tafaray, ooo.... Koa matokia izany menaky ny aiko, Ny andro hiverenany no mbola antenaiko(2)
@sidoniem.2113Ай бұрын
22³22 33333ewww,,,,,,
@jeanbessonprosper82215 жыл бұрын
Veloma ry Fafah !!!tsy ho hadino mihitsy ny mamy navelanao !!mirary fiononana feno ho an ny Kanto Malagasy sy ny Tarika Mahaleo ary ny fianakaviana iray manontolo!
@mialisoarandrianarison71505 жыл бұрын
😭😭😭😭😭❤️ tsy ho adino mandrakizay ireny tantara mamy niarahana ireny Fafa 😭😭❤️❤️❤️ Soava Dia razoky ❤️
@pauletteriviere5178Ай бұрын
Fafah la voix d or eny re ampo mandrakizay MAHALEO
@Jackie.Liberge.gmailfrJackieli6 ай бұрын
Matokia ry menaky aiko ny anjara adidiko tsy maintsy vitaiko e ny reny tsy manadino zany e❤❤❤❤❤
@johanach765 жыл бұрын
VELOMA i FAFAH sy ny feonao tsara, mamangy ny fahoriana ny fianakavianao sy ireo tarika Mahaleo ! R.I.P.
@pauletteriviere51782 ай бұрын
Ny MAHALEO ZANY SISA DE I DAMA
@tsitorandria85732 ай бұрын
tena marina, Bekoto alohan'ilay concert teny @parking CCI anie ka tapaka lalandrà e!
@thierryjose69006 жыл бұрын
nanamarika ny fahazazana, mahafinaritra foana ny mihaino azy na amzao taona 2018 zao, mankasitraka ny tarika Mahaleo.
@Arison147 жыл бұрын
anisany hira nianarako ny doigté Dadah sy Nonoh t@ Gitara ary nianarana fampiaraham-peo @ hira mahaleo Tiako foana !!!
@titirse14795 жыл бұрын
Marina fa efa nihena ny isan'ny Tarika Mahaleo Nohon'ny lahatra napetrak'Andriamanitra ho antsika olombelona,fa mba iriko ny ahita ny Tarika ho tena sérieux sur scène.Tsisy marary,tsisy mamo,tsisy tsy afaka.Amin'izay dia miverina ilay ambiance-ko t@ izany fotoana izany.Tena iriko hiainana indray
@NiryNantenainaRazafindrakoto5 жыл бұрын
Hira manetsika ny fo... mitantara ny alaelon'ny ray fa sendra ny vady tia vola laotra ka tsy vonona ny hiafy sy hanampy ny vadiny... indrisy fa betsaka ireo manana toe-tsaina toy izany amin'izao fotaona izao...
@mahefarisonandrianaivo56015 жыл бұрын
Io mo ralahy dia tena marina ts azo lavina, dia isika lehilahy foana no manao ny tsy mety na in mitranga eo na in.
@mariafelana90675 жыл бұрын
Maratra loatra ny fo nefa manaiky ny fandaharana avy amin' Andriamanitra, mampahery ny fianakaviana manontolo
@miharyandrianaivo26295 жыл бұрын
Izany ka hira! Mandria am-piadanana Fafah.
@rabereharehaavotra9 ай бұрын
milay e hafa ihany ny andrarezina e!
@stephanierovamalala572110 ай бұрын
2024 😍🥰
@niniratsimba77045 жыл бұрын
mandry ampiadanana FAFAH 😭😭😭20/10/2019
@fanjaly12395 жыл бұрын
Mandria am-piadanana ry Sombin'aiko!!! any an-koatra indray hihaona. . .
@actionhaha74325 жыл бұрын
Mandry apiadanana 😢😢😢😢
@fitiavanabagasy25955 жыл бұрын
mandry ampiadanana #FAFAH 20/10/2019 mirary soa ho any fianankavina rehetra sy ireo namana miark manao mozika @nazy VELOMA ZOKY 😭
@lovaniriana429 ай бұрын
One of the best
@mbolaralay-ranaivo63825 жыл бұрын
RIP FAFAH :(
@ammaamma42815 жыл бұрын
Mandriapiadanana fafah a😢😢😢😢😢
@olivrakoto42655 жыл бұрын
Rip Fafah 🙏🙏😇😇
@jijiquent39594 жыл бұрын
Veloma Neny a😘😘😘
@sylviaandriamanohisoa86925 жыл бұрын
Am-po foana ❤
@nirinaramangasalama32653 жыл бұрын
Mbola manantena n'y fiverenan'ny Neny i Dada
@mbu53715 жыл бұрын
Mlay b an! MISAOTRA ANAREO BDB TOMPOKO Ô 😎
@mbu53715 жыл бұрын
TSY MATY MANONTA
@chantalraharinirina62952 ай бұрын
😢
@sahondrarey-vignau20716 жыл бұрын
Tena tsara😭😭😭
@raharijaonaavotra98166 жыл бұрын
Parfait
@rakotoniainaguy31415 жыл бұрын
hafa ihany ny grand e.
@livaandrianaivo5 ай бұрын
Atsiarova an'i ... fa ny azy tsy mofo tantely fa galette au lait
@SCISAdvising5 жыл бұрын
Mandria ampiadanana
@r.jimmylala77875 жыл бұрын
Tsara, zay vao itako ity hira ity
@RAMAHASAHALA7 жыл бұрын
tiako loatra e!
@mboahangy7 жыл бұрын
tiako loatra
@tahiryalfred4628 жыл бұрын
milay mitsy ity hira ity a, mankasitrka e
@herintsoarinah15268 жыл бұрын
Tena Lasa vinany kely mintsy maheno ty vazo mlay eh,! D mankasitraka