Рет қаралды 1,137
ITY NY ANJARA BIRIKINAY AMIN'NY FIADIANA AMIN'NY FIMPARITAHAN'NY RÔRÔ 🚫🚫 ZARAZARAO MBA HO HITAN'NY REHETRA, ZAVATRA MARINA SY HITA ENY ANIVON'NY FIARAHA MONINA NO TANTARAINA.
HAFATRA MANDEHA AMINTSIKA TANORA MALAGASY JIABY 🙏🙏 AJANONY RÔRÔ ZANDRY ZOKY ISANY FA MANIMBA 🚫🚫 SIMBA NY TARANAKA MALAGASY, IZAY ANDRANDRAINA HO AVIN'NY FIRENENA NAZON'NY RÔRÔ 😏 MAMPALAELO NY ZAVA MISY, SAMY TOMPON'ANDRAIKITRA ISIKA REHETRA, NA NY RAY AMAN-DRENY, NA NY MPITONDRA FANJAKANA. HO ANAREO IZAY MPAMATSY SY MIVAROTRA, AZA OMENA POIZINA NY ZANDRITSIKA NA NY ZOKINTSIKA. ANISAN'NY MITERAKA TSY FANDRIAM-PAHALEMANA NY FIMPARITAHAN'IZY IRENY.
MIJERE SY MIHAINOA FINARITRA DIA SAMIA HO TAHIAN-JANAHARY ABY 🙏🙏
Artiste: RealLion
Titre: Criminal
Réalisation: Ludache production
Prod by Ras Empire × Bad.rec
Remerciements: Makwagangs, big up manafo amin'ny tanana jiaby