Рет қаралды 783
WWF Madagascar
Ny ala honkon'ny Helodranon'Ambaro dia voasokajy ho "Site Ramsar" faha-21 eto Madagasikara. Jereo ny fanadihadiana nataon'ny TVM, fandaharana Nosy Maitso.