Matoky anao firenena 🌄🇲🇬 Hj ,, félicitations Mrs, Big respect ' Andriamatoa filoha République 🇲🇬✌🏾
@adriansluf15 күн бұрын
Eto kosa aloha dia misaotra an’i Andry ny fitadiavana fiarahamiasa @ sinoa. Enga anie mba ho tombotsoan‘ny vahoaka fa tsy ny tombotsoan‘ireo bandy miliaridera eo akaikiny ireo na koa tombotsoa manokana ho an’ny sinoa no hitranga. Ho hitantsika eo ny tohiny.
@dimbiarimananarambelofiana180114 күн бұрын
Fihaonana avo lenta be enga anie mba hitondra vokatra tsara ho antsika economique