REPORTAGE CONCERT LOLO SY MAHALEO STADE DE MAHAMASINA AOUT 1994

  Рет қаралды 20,090

Lolo Sy Ny Tariny

Lolo Sy Ny Tariny

Күн бұрын

Dedié à Lery, Nita, Bariliva, Fafah, Nonoh, Raoult et Davy : Ils sont dans le film.
Dans les coulisses du concert de Lolo et Mahaleo en Aout 1994 au stade de Mahamasina.

Пікірлер: 16
@androziixmusic
@androziixmusic 5 жыл бұрын
Mahavariana, mahalasa vinany.Izany tokoa ny fiainana, tsy mba misy ny " DORIA". Mbola samy tanora erotrerony daholo ireto artista ireto, mbola samy velon-aina daholo na ny tarika MAHALEO, na tarika LOLO, nefa indrisy ankehitriny efa manatona ny fahanterana ary efa nisy ireo efa nody madry.Mirary fiononana ho an' ny fianakavian' Dadaha Rabel sy FAFAH sy ho antsika rehetra mpakafy ny tarika MAHALEO. Madry ampiadanana Dadah sy Fafah.
@dorisandriamady9160
@dorisandriamady9160 5 жыл бұрын
Tadidiko tsara io concert io. 17 ans za tamin'izany. Mpankafy mahaleo be. Mandeha foana depuis 1992. Dia tamin'io vao nijery Lolo voalohany.
@Neo-RSA007
@Neo-RSA007 3 жыл бұрын
Whaaaat is that THE GREATEST LEGEND OF ALL TIMES, BRA HUGH MASIKELA❤️
@davidsam993
@davidsam993 Жыл бұрын
Ndriiii tena tadidiko io mega concert io, tao za tamin'io
@NiryNantenainaRazafindrakoto
@NiryNantenainaRazafindrakoto 9 жыл бұрын
Tena vo 13 taona zay tamn'io... Ireo tarika ireo iany no mavita mameno kianja lehibe otran'izao nef tsy misy mpandihy eo ambony scene. Azonareo ngamba ny tiako ho tenenina. Tsara e!
@rafaliarijaonahajavola7692
@rafaliarijaonahajavola7692 6 ай бұрын
hafa mitsy ny taloha, milamina tsara ❤❤❤
@helenevoahanginirina2655
@helenevoahanginirina2655 5 жыл бұрын
Izao ny olona taloha mahay mijery "spectacle" fa tsy misy hoe "mikisakisaka makary, mikisakisaka makary"!
@thefaniry
@thefaniry 6 жыл бұрын
Mahafinaritra ahy ny mijery video taloha tahak'izao .. tena milay tsara :) . Ny tena moa 4 taona t@izany taona zany , huhu
@randju1
@randju1 5 жыл бұрын
ndrii tsara le taloha eee, zahay mo tery ambony tery nihaino, tsy nisy korotana tsy nisy nisavoritaka tena nilay eee, naha fehy tena ny olona fa tsy bordel toy ny ankehitrio
@jeanjosephlaurentratovo4987
@jeanjosephlaurentratovo4987 7 жыл бұрын
mbola tanora kely tamin'io an
@tsitorandria8573
@tsitorandria8573 3 жыл бұрын
Milay e!
@Parataprod
@Parataprod 7 жыл бұрын
Tsara ! Fa dommage ilay caméra mivezivezy be !
@rxtagg4371
@rxtagg4371 3 жыл бұрын
Farakze mapahonena le Gasy e
@pixnovvladimir8237
@pixnovvladimir8237 5 жыл бұрын
mahia zany pra zany leoaza
@ainarazafindrakoto1378
@ainarazafindrakoto1378 5 жыл бұрын
MILAY LAY ARCIVES EEE
@mamyrahajanirina5210
@mamyrahajanirina5210 5 жыл бұрын
Za ko nijery taminio
Revy Lolo sy ny Tariny 1. Ilafy 23 jona 2023
50:12
DadaRabe7
Рет қаралды 13 М.
Fafah Mahaleo Fara-veloma 23.10.2019
2:33:02
Jeannot Pascal Elysée Ramambazafy
Рет қаралды 40 М.
Каха и дочка
00:28
К-Media
Рет қаралды 3,4 МЛН
Cat mode and a glass of water #family #humor #fun
00:22
Kotiki_Z
Рет қаралды 42 МЛН
MEDLEY THIERA BRUNO
17:44
Galasam Kickee
Рет қаралды 186 М.
"A vous la parole" avec le groupe Mahaleo : Dama et Bekoto
32:55
Midi Madagasikara
Рет қаралды 13 М.
Tantaran'ny Fiangonana Jesosy Mamonjy eto Madagasikara (Partie 1/2)
2:11:23
Jesosy Mamonjy Madagascar
Рет қаралды 2,4 М.
ALALINO - AKAMASOA [PARTIE 1] - 23 AOUT 2015
28:52
KOLO TV-FM
Рет қаралды 6 М.
Mahaleo faha 50 taona  Karibotel Ambohibao. 27/11/21 Fizarana 2
1:20:04
Lolo SY tany Amerika Avaratra Novembre 2016
20:14
Lolo Sy Ny Tariny
Рет қаралды 6 М.
NY KRISTIANA SY NY FACEBOOK - FJKM Isotry Fitiavana Alahady 24 Martsa 2019
55:51
Interview Malakilaky - Bekoto (Groupe Mahaleo)
7:06
TwoStops
Рет қаралды 4,9 М.
Le groupe MAHALEO en live et interview chez KANAL AUSTRAL.TV
38:39
Kanal Austral TV
Рет қаралды 10 М.
Fafah Mahaleo Rangaina Ilafy  23.10.2019
1:12:27
Jeannot Pascal Elysée Ramambazafy
Рет қаралды 98 М.
Каха и дочка
00:28
К-Media
Рет қаралды 3,4 МЛН