Mankasitraka sy mankatelina betsaka tompoko 👍 Merci beaucoup anao sy Colonel Charles👍👍👍🙏🙏🙏❤❤ Hotsakotsakoin’ny Bomba korotamby tsara zao
@nirinaprovost20647 күн бұрын
Merci a toi frère de le remettre ce "korontam-by" à sa place❤❤❤
@domonememelle58967 күн бұрын
GRAND MERCI ET RESPECT MON FRÈRE 💪💪💪🌹🌹🌹👏👏👏
@tianacaro23987 күн бұрын
👏👏👏👏👏👏Bravo ho anao sy Colonel Harles 👏👏👏👏👏👏
@Tiana_Rakoto7 күн бұрын
Merci zokinakay, volano aminazy tsara be fa efa tsy misy jery zareo reo!
@francklinrandriamiaranirin98407 күн бұрын
Bien envoyé mon frère amia izy sahaza izy mampihetsiky ambipo aminy Maha Malagasy laolo io
@v.lalaina50787 күн бұрын
Tellement je l'apprécie ! Il dit les choses avec douceur et vérité, il reste impassible à toutes les attaques.
@JenithoJenicko-ob6je7 күн бұрын
Mb tongava saina ry koramby Ann, fa mis gasy mb nianatra dia izy io ; bravo anao
@antoinetterazafitseheno36747 күн бұрын
General Kroutamby, tsy misy saina io Frère an , Bravo pour toi, Kaporal chef
@moniquerasa56117 күн бұрын
Dieu est grand misy farany eee raha jiaby eeee
@RojoArmelRANDRIANARIVO-g1q7 күн бұрын
100%, mankasitraka, THJKT
@emilerabarijaona8724Күн бұрын
Merci Frère. Félicitations
@SizaNirisoa-vu9or7 күн бұрын
❤❤❤❤ merciii dahy
@d31d-c7t7 күн бұрын
Merci anao zokibe, bravo 100000 fois
@AndryHarimisa7 күн бұрын
bien dit mon caporal chef
@malalarakotomalala26087 күн бұрын
Merci Razoky a avohay Marina
@olgabesoa33357 күн бұрын
Merci zokinay ❤🙏🏻 tiako olo masaky karaha ty
@RobiahBrusadinDupuy7 күн бұрын
Mbolatsara Lye Nahoda misaotra betsaka Anao mba zanaka Sakalava mivoatra zanahar sy Razana manampy Anao surtou Fahasalamana ❤❤
@Joachim-l2d7 күн бұрын
Merci anareo manaraka
@HonoreGérard7 күн бұрын
Meçi grand chef
@perleyvetteRALAIVAO12 сағат бұрын
tena misaotra
@PiroPdoo7 күн бұрын
RESPECT LELAHY MITSAGA MAHISY
@berthinDEWARAMJEE7 күн бұрын
Bien fait mon frère
@estellesoumira70106 күн бұрын
Mankasitraka anao JOACHIM, ❤
@KsaKaa-p2i7 күн бұрын
Mankasitraka 👏
@georgettepineau98807 күн бұрын
Yes thanks you so much mahanpy iro tsara zegny satria atsika avy avaratra atodro bado viany avaratra anbaniadro moa tsinanpoizidro eky ee 👏👏💪💪🇲🇬🇲🇬
@rogerviraye66347 күн бұрын
Merci mon frère.
@sylviaRommy-ft6og7 күн бұрын
Bravo 👍
@ChantalHerivao7 күн бұрын
Bravo❤ ❤❤ merci! Anao sy colonel Charles
@Bevavyjennyclarette-s6q14 сағат бұрын
C bien ça mon frère
@RafalimananaFrançia6 күн бұрын
Azonao zany mon général 😂😂😂 Merci beaucoup frère ❤
@inayatsama60596 күн бұрын
Merci beaucoup Joachim, bravo 👏👏👏👏👏👏
@mrfectt7 күн бұрын
Merci am video... Maromaroa kara anao....
@ErnestineBao7 күн бұрын
Merci,,,,Chef,,,longe vie,,,que Dieu te bénisse,,,
@donaldmaurice7 күн бұрын
❤Tiako afatra zgn❤
@bonheurboutique58307 күн бұрын
Akorinao zegny korotam-by e😅😅😅
@ميريمدقشقر7 күн бұрын
Mankasitraka foana 🙏☝️👏👏👏
@RandrianantoineAdrien7 күн бұрын
Merci anao
@ericandriana68567 күн бұрын
Merci mon frère !
@tahiryjoachim15557 күн бұрын
Mankasitraka anao sy Colonel Charles sahy sy mijoro mba ho an'ny VAHOAKA MALAGASY.
@adelinearinivo48267 күн бұрын
Misaotra anao zokinah ai
@GeorgetteSteiner-k3t7 күн бұрын
Teko B lohany lelahy tiky ! Mankatsitraka 🙏🙏🙏
@EspritFranck7 күн бұрын
Bien dit
@LivaSeverin7 күн бұрын
atsika côté izy ❤❤❤❤❤
@zcovtmiken29815 күн бұрын
Olona maro rô tsy mahay le groupe de 48, amezza information hely quoa zahey !
@ColetteRanivosoa6 күн бұрын
Merci zanako
@bonnepierrevanderlinden28827 күн бұрын
Bravo.
@LalainaRasolofonirina6 күн бұрын
Hotran'zao no atao hoe miaramila,manaja caporal chef
@heryZafirsimietry7 күн бұрын
Merci zalahy havako fa mila tireur de litte ato pour tirer de lui,,, irô jiaby@ fitondrana ao..
@Augusatave707 күн бұрын
Waou 😮😮😮😮😮
@mamisoagremaud60527 күн бұрын
Je compatis ça me fait ni chaud ni froid❤❤❤
@fleurettekobel24907 күн бұрын
Mêrçi Razandry ! Mahafinaritra be ilay fisaignanao , ary tsisy resaka Poera volagnanao jiaby tiou , fa atsika Malagasy maro tsy mahay mitandregny ! Mino zah fa ity General ( Mafia ) ity , dia misy probleme ara- tsaigny ! Maro @ ireo mpitondra ireo hitako fa misy probleme ara - tsaigny , satria kobokobognin'ny haratsiam- panahy @ raha maloto natao jiaby hatr'izay !
@LinahZernette7 күн бұрын
Merci zokibe ambarao iZi ni marigna fa TSI fantani raha tokoni hitanagna seza nameni indry
@ClaudioDiazan4 күн бұрын
Merci,bien dit
@rijaraphaelrakotomanana18163 күн бұрын
Respect !
@tianasaib90037 күн бұрын
N'y fianakaviany général aripaka Dia vitæ Io
@camaldinechristien26177 күн бұрын
Ataovo faritany mizakatena.!!🎉🎉🎉
@RondroRavaonasolo7 күн бұрын
Bien dit o
@JOYCEFLY-zl9hl7 күн бұрын
Merci Caporal Chef🙏🏻❤
@ddr98264 күн бұрын
Salut chatelard, Tres contents de ton discours contre un general complexé, un jour il aura ses 7 etoiles, comme l autres 6 e dan de karate. Ca fait peur grave. C bien ta reponse. Je suis trans bip bip , chez les les BV, Depuis 88. Isika tsy poera da fier. Si tu a des chapeaux cow boy envoi lui, tsy manambola izy. Ok a plus. Mankasitraka , retraité avec 25 ans de SVC , actuellement reserviste a nimes. Bientôt 62 ans , vive le sport , apres 3 sejours en Guyane , tu connais bien comme radiographiste. Bravo à toi . RfO mon trigrame.
@andrianjoary14292 күн бұрын
Bien rangah a
@sergealainandrianarisoa65057 күн бұрын
Merci
@FerdinandJules7 күн бұрын
Merci 🎉
@RoseQWINY5 күн бұрын
👍👍😍🙏🙏💪💪💪❤️
@leguillouxadrienne66257 күн бұрын
Merci beaucoup
@ihantaramanitra17837 күн бұрын
Voalazanao daholo, mankasitraka tompoko
@alainvissouvanadin27096 күн бұрын
Je vous soutiens
@mamyjulienrandrianirina32607 күн бұрын
Respect mon frère
@jeanvictorrasamoelina29876 күн бұрын
Ity ndray izany no solon’i Andry Bihary. Misy raha la terre
Hotrany mijaly ny Malagasy manao exilé amin France satria mitabata lalandava , araraorata ny fiainana e,ratsy tany Amintsika matoa naka ety ivelany tokony mankafy sisa ataonao ka tsy miasaloha amin tany nialanai nosintsika mamy e mzmpihomehy be
@JeannetteRalison7 күн бұрын
Jeneraly tsisy Valera, mivelona @ vola avy @ ravatomanga hono. Misy maivava ao Madagasikara ao, Marobe Ny Botombazaha, anefa Ny olona mahazo Karama tsara isan' Ora, Fa angaha moa toa avy andafy daholo ny mpanao politika malagasy ireo, Tandremo ny Vava fa rehefa tsy mahavoa Dia mahafaty Ianareo politika gasy ireo no Andevo./.
AMBARAO AZY NIMARINA FA ZATRA MANAO,TSINDRI AZO LENA😂.
@razafimahefaralimanana257 күн бұрын
Merci ô !
@JeanlucR-k8u3 күн бұрын
Mahagaga atsika samy malagasy nahavita fianarana na manana grade lany andro mifanaratsy fa zavatra hadignantsika ny Frantsay namono malagasy amanalina maro tsy sakitsika volagniny sy kitihigny fa antsika tokony hitambatra hangataka honitry aminy hariagnantsikajiaby nangalarino sy razantsika nivonendro. Nanomboka taminy nazahoantsika fahaleovantena lany andra miady antrano atsika
@ErnestineBao7 күн бұрын
Vive,,,l l'état Fédéral
@andri51695 күн бұрын
Françafrique be : midoka fatratra ny frantsay. Tsy fomba ary tsy mety koa ny manambany miaramila hafa na vietnamien io, na malagasy io (tsy ampy sakafo, tsy ampy izao sy izao). N'empêche, tsy misy tia an'i jeneraly bomba adaladala ity !
@ericbeandaza17754 күн бұрын
Tsy fanambaniana fa constat.
@andri51694 күн бұрын
@ericbeandaza1775 Constat manambany izany e ! Tsy mendrika, raha mbola Tafika samy Tafika. Misy fifanajana foana, indrindra fa eo @ olona andaharana.
@malalarakotomalala26087 күн бұрын
Mbola tsitonga saina iany ve ianao Jeneraly Bevozona mpisolelaka mpamon olona miheritrereta ianao aza maty mbola jereo Fara kely
@HeryLantoDanielRANDRIAMANJATOM7 күн бұрын
Tsisy diso le comparaison tena marina tsy mtovy ary rariny sy hitsiny
@NandrianinaRaherimandimby7 күн бұрын
Ataov tong saina mits fa lahi antitra tsisy saina
@ravelosonvoaharisoatakalo34067 күн бұрын
ils savaient pas entre le bien et le mal, C'est vrai, izany miits zareo. Tia tena loatra le mpitondra devoly tsy matahotra an'Andriamanitra. mieritreritra fa tsy hisy farany ny zavatra ataony.
@chrdmarovoaymce67896 күн бұрын
OK !
@fetraranaivo82983 күн бұрын
nenoy tsara zany ry bômba ah
@JocelyneRASOAMANANDRAY-kv7xi6 күн бұрын
Za maka agno eeh 👆
@eugenetsiaraso91897 күн бұрын
Anao mivolagna fa tsisy français mipetraka Madagascar Marigny volagna général atsika gasy adala @la français manabitaby ireo
@fleurettekobel24907 күн бұрын
Onja be ny fô maheno zavatra tantarain'i Razandry ity ! Ilay tantara dia tantara tegna nandalo t@ mafy , ary tsy tongatonga hoazy ! Toe- tsaigny Malagasy mitovy @ ity Général Racisme be ity , tegna io no mahatonga atsika Malagasy feno fahantragna ! Mampalahelo tafa- hoatra ny fisaignan'ireo tsy misy hegnatra amin- janahary ilay Zanahary nanome fiainan- tsika zanak'olombelona !
@henintsoatina93197 күн бұрын
Mazava tsara teninao zay mankasitraka
@patrickbilly64393 күн бұрын
Arahabaina amin’ny herim-ponao, Joachim Chatela, mendrika fanajana tanteraka ianao. Ianareo Malagasy dia mahatakatra tsara ny tena dikan’ny fanoloran-tena. Maro tamin’ireo miaramila legiona no nanolotra ny ainy ho an’ny antony lehibe. Samy Malagasy isika na eto Frantsa aza. Tsy manadino velively ny olom-pireneny Malagasy ny Firenena, Jeneraly. Mieritreritra ireo miaramila Malagasy izay namoy ny ainy ve ianao ? Jeneraly, izaho dia Patrick, ary tamin’ny taona 2002 dia nanana ny voninahitra aho nandany andro iray tao amin’ny toby miaramila tao Poitiers, teo ambany sainan’i Frantsa, na dia sembana aza. Tsy herim-po ve izany? Tiako hahafantarinao ny hevitrao. Joachim, lazao amin’ireo tsy miraharaha ny fanentanana fa ny fahasembanana dia tsy sakana amin’ny finiavana. Manana hery ara-tsaina mihoatra noho ny olana ara-batana isika, ary samy afaka mandray anjara amin’ny fananganana ny ho avy, na inona na inona fahasahiranana atrehintsika. Mbola nahavita nandray andraikitra aho, na dia tamin’ny fahasembanako aza, toy ny fiainana andavanandro amin’ny fahaleovan-tenako sy ny finiavako hampiroborobo ny fampidirana an'ireo olona manana fahasembanana amin’ny fiaraha-monina.
@EtienneRandriamanana7 күн бұрын
VONJEO NY VAOKA MALAGASY FA EFA VALALA VOATANGO ATO AKO ,NOHO NY ETRAKETRAKA AFITSOKA ARY JENERALY BÔBA SY ARY RAJOELY VONJEO TOMPOKO FA MATEEE
@ElyseZAFY7 күн бұрын
Misaotra anw zokinaka
@sprokia17417 күн бұрын
Izy tsy nanognono anaran" olo e antsika ty e
@nalijaonatiana60717 күн бұрын
miaramila foana no nahatonga korotana s nahatonga an' mcar toy izao. Ka mba mangataka aleo ampirimina io basy io fa aleo sika miaina tsy misy basy, ho hita marina hoe mafy be nareo
@RANDRIANIRINAVictoremmanuel6 күн бұрын
Tongava aty ianao raha tia tanindrazana fa aza manompo vazaha any de aty manao izao resaka izao fa tsy any no manao vovoan'amboa Maty havana any
I RISARA Baomba aza , andevon'i Cedric 8cm, aza miraharaha izay teneniny any hoe , botombazaha ny gasy mipetraka any ivelany, izy no tena andevon'i Mafia