Mba omeo fotoana mitovy amin'ireto Irma ireto ny lehiben'ny otrikafo sy ity madame Michella. Tena hita ho olon- kendry sy mahita ary mahatsapa ny zavamisy iainan'ny vahoaka ianareo mianadahy, misaotra anareo , courage aza matahotra. Ireto Irma ireto asa moa na formation inona no niteizana azy, fa toa tsy misy minimum na politesse.
@JacquesOlsen12 күн бұрын
Honorable Jean Nicolas tokony mba tsy miakatra plateau intsony aloha fa ambany be loatra ilay fahatakarany!
@arsoncelestingenaramanambi75898 күн бұрын
Mafy ny Hotrik'AFO
@sebastinerasoahariline441112 күн бұрын
Bravo et merci à toi Mme Michella ,il nous qlq'un comme toi raisonnable.
@sebastinerasoahariline441112 күн бұрын
Il nous faut une jeune raisonnable comme toi.merci
@Pierrot-jf5qr12 күн бұрын
RAHA ITY RESAKA OLONA TELO NA EFATRA AMINA TELEVISION TONY TOMPOKO DIA TSY METY MIHITSY, SATRIA ENAREO EO AMBONY LATABATRA EO IHANY NO MITENY, FA ATOVY FIVORIAN'NY VAHOAKA SY NY MPITONDRA ISANKARAZANY ENY AN'DALAMBE NA ENY A 13 MAI MBA HITENY DAHOLO NY OLONA REHETRA. TAHAKA IZANY KOA NY ANY A NY FARITRA REHETRA. MBA MALALA MADIO ATIDOHA.
@zakasoaravi896212 күн бұрын
Elidiot ity dia forcé hiaro fahatany ny fitondrana satria nahazo place. Jodasy izy manao an’io.
@malalafelicerakotobe521612 күн бұрын
Manao bontolo tsy misy ilàn'azy mitovy an'i general be korotamby ity lahiantitra be sarindoha ity, mitabataba tsy misy antony fa mandany andro.
@AndriantsoaRamamonjy12 күн бұрын
Misaotra otrikafo, Mbola misy olompitenena vanona ihany eto
@ravelosonvoaharisoatakalo340612 күн бұрын
tena mampalaelo rangah fa izao ve ny olona mitondra ny firenena, tsis zavatra tsapany na kel aza
@Nirinaranaivoarivony12 күн бұрын
az mba mpisolelaka iany le kkkkk
@lilianerasolofoson508612 күн бұрын
Na any andafy ary madame tsy afaka manao volamena intsony a.
@aloaloromeo356412 күн бұрын
😂ahona no nazahon’i Atoa Anosizato sy Sefo Nicolas fanasàna tato ?
@andofanantenanaratsimbazaf368312 күн бұрын
sahirana ilay ekipa mr président aaaa... tsy mahita avaly intsony zareo satria toa sady resilahatra @ zavamisy marina no rehsilahatra @ fanehoankevitry izy roa mianadahy
@ericpiterboth393912 күн бұрын
ORANGE jiaby dondrona be dôly dôly a! Tsy député Tsy maire tsy sénateur tsy pitsara aiza no tsy ho 1 MAHANTRA.
@zakasoaravi896212 күн бұрын
Nicolas bontolo, mpanao ankeriny. Tsy tokony adressé-na parôe akory fa tsisy compétence na kely aza io, tsy à la hauteur hamaha olana eto akory.
@ANDRIANIRINATodisoaDanny8 күн бұрын
ity razoky be lamba be ty tena efa ela ihany no natsapako fa pivadibadika palitao mints kah
@ClorithoNirvola12 күн бұрын
Everiko olo ampi jery Nicolas io, ampisolelaka fornalika
@patrickrazafindrakoto743012 күн бұрын
Ity député Nicolas ity No tena mitovy @ ilay korotamby , tsy misy ilàna azy.
@BodoBOURGOIS12 күн бұрын
fa iza koa ary no nifidy an'itony solom-bavam-bahoaka itony e? Tsy misy arguments mihintsy, sady tsy mahalala fomba, manapaka ny tenin'ny olona, LA HONTE
@AndriantsoaRamamonjy12 күн бұрын
Maivana bé Ilay nikola
@AndriantsoaRamamonjy12 күн бұрын
Kkkkkk elidiot kkkkkk
@leroabalita68712 күн бұрын
Un marionnette de General 4 étoiles qui est complice des vols de rajoelina