Aza manely tsaho fa tsyyyy....mampisavorovoro saimbahoaka...MAMONO AFO NDRAY RAGOVA be koretaka
@raherisoavictor59193 сағат бұрын
Mapme ny panao politika, mifamitaka nefa mandrora mitsilany daholo,ho eto daholo ny fara mandimby e,tsarovy. Vahoaka noana babo mora habadoina
@Mamy316Сағат бұрын
Satria vendrana daholo ny malagasy ka mbola mampandresy ny antoko mpampahantra sy mpampijaly azy ireo????
@izao1232 сағат бұрын
mbola mitohy ve ilay asa fanadiovana sy ny fananganana talohanz"ny fifidianana ?
@nivorakotondrabe3 сағат бұрын
Nareo ve ramose tsy mahatsapa fa mizara tanteraka isika malagasy amin izao fotoana ???? Manazava ny fomba fijerinao an ilay zavatra ianao, ekena. Fa misy olompirenena betsaka eto manana fomba fijery hafa. Ary aimpirenena eto no resahana. FIRAISANKINAn ny samy Malagasy no resahana eto, ary ianareo no TOMPON ANDRAIKITRA amin izay. Tokony miaraka amin i Andry R. Daholo ny malagasy rehetra par def . TOKONY HIJORO HIANAREO HITANTANA SY HANATSARA NY FIAINAN NY MALAGASY REHETRA TSY ANKANAVAKA. Fa hatreto aloha dia tena lavitry ny afo le fika ...
@nivorakotondrabe3 сағат бұрын
Ity ranga ity aloha Dia fanetribe. Governora !!!! Hery famoretana eo antanan i Cédric. Fa Ilay ekipan mpanohitra koa Etsy ankilany 😷 tsy Hay hoe ahoana. Ra mitabataba aloha de OK, fa samy nahazo 4x4 daholo ihany Ary ny LFI toa nandalo fotsiny de lany. Isika vahoaka koa moa samy sahirana sy matahotra bé boty, normal. Ny antsika vita ihany, fa Refa mijery ny kilonga 😱, ny ho avin ireo ??? Afaka fotoambitsy, ra izao no mitohy. Satria misahotaka be manko izao ny raharaha politika erantany Ary ny firenena rehetra samy mijery ny ho aviny. Ka ra izao fijery sy fomba fanaondry Cédric sy ry Makamaka izao no mitohy 😱😱😱