EFA NITSANGANA NY AO TOAMASINA❗HIADY @ TSY RARINY VE ISIKA VAHOAKA SA HANAIKY? FIDELE RAZARAPIERA

  Рет қаралды 5,684

ROATELO3

ROATELO3

Күн бұрын

Пікірлер: 51
@emilienneravoniarisoa1575
@emilienneravoniarisoa1575 14 сағат бұрын
Miraisa hina ry député mpanohitra de mitsangana ooo
@Yvette-r8p
@Yvette-r8p 10 сағат бұрын
AZA MISY MANAIKY isika rehetra .mitsangana ry malagasy
@tianasaib9003
@tianasaib9003 9 сағат бұрын
Dory le ceni
@EtienneRandriamanana
@EtienneRandriamanana 9 сағат бұрын
Rehefa mataotra ny ao tana dia atomboy @ faritra ny fitakiana tompoko
@EtienneRandriamanana
@EtienneRandriamanana 9 сағат бұрын
Efa tsy manome aja ny vahoaka loatra ity fitondrana ity @ tsy fanaran dalana
@kotorazaka4364
@kotorazaka4364 7 сағат бұрын
Filoham-pirenena vé enao Dia mampirisika sy mampangalatra olona ,
@AlexBinar
@AlexBinar 10 сағат бұрын
Nandany vola fotsiny ny fanjakana nanao fifidianana mahamenatra toireny
@gertrudebernadette5584
@gertrudebernadette5584 15 сағат бұрын
Maninona no rebirebena am fifidianana NY olona nefa aveo hangalarima NY vatony?????
@rtsvhgy3589
@rtsvhgy3589 8 сағат бұрын
LANY HENATRA MIHITSY IRETO FOZA IRETO EFA TSY TIAN'NY VAHOKA MALAGASY MARO ANISA DE MANGALATRA JEREO ANGE IO MR NY CENI IO E MATIMBOLA HIFARANA NY ANAO SY IREO TARANAKAO TOMPO MIJERY AMBANY FAONA DE HO HITA EO TANDREMO ARY MILEFA
@santiiarivo5370
@santiiarivo5370 14 сағат бұрын
Fa ny Ceni dia tia vola Toa Manao endrika mpamosavy sisa nohon’ny haratsiam-panahy , lany henatra mbola ho avy ny farany
@JésusChrist-m4z
@JésusChrist-m4z 4 сағат бұрын
Mankasitraka ❤ solimbavambahoaka Rolland RATSIRAKA sy ny vahoaka Toamasina. MBOLA betsaka hanaraka anao. Misaotra solimbavambahoaka Fidèle RAZARA Pierre.Efa fanjakana barofo, jadona mihoapapana no misy ankehitriny.
@andofanantenanaratsimbazaf3683
@andofanantenanaratsimbazaf3683 6 сағат бұрын
LEADER SANGANY ATY AFRIQUE NY GIDANY AMIN'NY FAHANTRANA
@Pierrot-jf5qr
@Pierrot-jf5qr 4 сағат бұрын
ASORY LE SOLOMASO MAINTY FA VAO MAIKA HITA LE ZAVATRA AFENINA !!!
@olgabesoa3335
@olgabesoa3335 Сағат бұрын
Izao fotoana aza Maneky 🇲🇬😭🙏
@kotorazaka4364
@kotorazaka4364 7 сағат бұрын
Miara midina an-dalambe daholo ny Malagasy rehetra tsy manaiky ny vokam-pifidianana
@WendyAthena
@WendyAthena 6 сағат бұрын
Efa tsy rariny mh'tsy
@radorakotobe5034
@radorakotobe5034 5 сағат бұрын
Tokony haverina tanteraka ny fifidianana tompoko fa tena tsy manjary.
@liviaraz678
@liviaraz678 2 сағат бұрын
Tompo ô vonjeo re ny taninay fa fadiranovana loatra ny Malagasy hiaran'ny tsy rariny e ! Mino sy matoky Anao mandrakariva izahay ry Tompo satria tsy misy tsy VITANAO ho tonga anie ny FANJAKANAO ry TOMPO MALALA AMEN
@vonjisoarafaralahimalala
@vonjisoarafaralahimalala 48 минут бұрын
1947 Rabemananjara, Raseta ,Ravoahangy no lohalaharana fa ankehitry dia n'y député 16 dia miala pa
@bebetondriana8364
@bebetondriana8364 5 сағат бұрын
Faly izahay ry Razanapiera ah, mendrika io Président nay io e tianao na tsy tianao dia io ihany ny anay Malagasy oooo👏👏👏
@HERYOSJULES
@HERYOSJULES 2 сағат бұрын
Anareo Malagasy iza? Connard
@jeanemilienralainarivo3413
@jeanemilienralainarivo3413 3 сағат бұрын
Ny CENI & GENDARMERIE mihintsy no tokony ho foanana dia averina @ teo aloha ny mpikirakira fifidianana
@hajadolly9258
@hajadolly9258 3 сағат бұрын
sur ee
@ChristRarima
@ChristRarima 3 сағат бұрын
Hajao ny vahoaka fa aza fitahana. Safidimbahoaka sahinao avadika dia maika tanindrazana
@emilienneravoniarisoa1575
@emilienneravoniarisoa1575 14 сағат бұрын
Mila ovaina n'y lehibeny mpanohitra fa modaka be...mila mpitarika n'y vahoaka
@margueritephilibert6105
@margueritephilibert6105 4 сағат бұрын
Vandt tsisy raha niforonina fa pays afrika nihemotra
@elianerakotonfralambo7167
@elianerakotonfralambo7167 3 сағат бұрын
Sao dia leader amin'ny corruption kosa ary ?
@MarcellineTarehe
@MarcellineTarehe Сағат бұрын
Tokony ho sahy n'y vahoaka @Faritra hitaky nyFaritany mizaka tena
@ChristRarima
@ChristRarima 3 сағат бұрын
Ka nareo tsy mihetsika fa reo Député koa tsy manakazondamosina fa ny vahoaka mijaly sy atao fitaovana
@MarieAgnes-v9c
@MarieAgnes-v9c Сағат бұрын
Le olana ra misy ny milaza marina andalambe de tifirina
@MarieAgnes-v9c
@MarieAgnes-v9c Сағат бұрын
De le CENI namoaka ny teny farany
@ChristRarima
@ChristRarima Сағат бұрын
Tao amin ny faaritra Lalangina Fianarantsoa koa nanao toy izao fa nomenacena tsy hiteny dia natahotra dia io no vokany. Mampalahelo
@danyraharison2854
@danyraharison2854 12 сағат бұрын
Fa manin no navela daholo reni tratra nananao tri nety reny fa mato reny navela loza ho an zay namela azy
@JésusChrist-m4z
@JésusChrist-m4z 4 сағат бұрын
Ka ny filoha afrikanina anie mpisoloky vahoaka daholo ny 65,69% ka leader sangany aty Afrika @ fampahatrana ny vahoakany izay no nifidy Io. 65,69% io Andry Rajoel Io.
@andriramaroson8520
@andriramaroson8520 3 сағат бұрын
Mila fahasahiana ny mihatrika izao zava-misy izao@ Efa hita mibaribary ny fomba fangalaram-bato @ tony vidéos itony, porofo tsy aeo lavina hita maso flagrants ve dia mbola ekena foana mandra pahafaty!!!😮😮😮Leo ny dictature misy eto Madagascar !' Mitsangana ry Malagasy tsy vakivolo manerana ny Nosy. Sahia mijoro hiaro ny safidin-tsika@
@raherisoavictor5919
@raherisoavictor5919 6 сағат бұрын
Poseidon, tsy aiko
@MarieAgnes-v9c
@MarieAgnes-v9c Сағат бұрын
Ka efa ela manao tsy rariny nefa inona no atao e...mafy anie mahazo vahoaka. Ny vola tsy misy lanjany nefa mitady azy tsy mahita....
@ericandriana6856
@ericandriana6856 3 сағат бұрын
IO DE CENI TOMPONY TENY FARANY =RAJOELINA DE AZA MITADY MIRACLE REHEFA TSY MIREVOLTE NAREO DE 5ANS DE MBOLA HISY 5+5+5+5!!!DE ZAO FOANA VE! DE SAMIA MIERITRERITRA !
@Pierrot-jf5qr
@Pierrot-jf5qr 4 сағат бұрын
TSY ZAKAN'NY ATI'DOHANAO NY FIFOHANA LE ZAVATRA , SASY HITA BE A LE MASO LE IZY !!!
@SergeRakotoniaina
@SergeRakotoniaina 15 сағат бұрын
Nareo aza samy panohitra mifamitapitaka, mifamandripadrika tokony hiray aloha ianareo raha tena hanohitra ny fitondrana tokony miray hevitra tsara ary ny vahoaka izay lazaina fa dondrona kosa dia tokony ho misy ny fomba hatao azy fa ianareo dia misy ny fitiavantena. Ary tokony hisy ny pré campagne diany zao, tsy hoe nareo sahy miresaka eto aminy fb no hoe nareo no favori fa mba henoy koa ny sasany
@fleurettekobel2490
@fleurettekobel2490 13 сағат бұрын
Miarahaba anao tompoko ! Misy marina kely izay voalazanao tompoko , nefa tsy hampiova toe- tsaintsika Malagasy ilay hoe : mila mitambatra ny mpanohitra rehetra ! Azon'ireo hatao ny mitambatra , ary efa nampiseho izany izireo , fa ilay toe- tsaina Malagasy dia lasa culture ( tia- harena loatra isika Malagasy , tia voninahitra , tia - tena , tia misehoseho , tia manambony tena , ary ny faran'izay ratsy indrindra feno lainga ny ankamaroan- tsika sns...) Mino fa sazin- janahary, no mahatonga ny fahantran- tsika , nefa isika miaina @ eo ambonin'ny tany manankarena ! Amiko avelao samy hifanjevo eto , raha tsy mety ho tonga saina ny mpitondra , fa inona marina no tokony hatao , ary hahita famaizana voa- janahary ireo tsy mety ho tonga saina ireo ! Masina ny Tanindrazana !
@LantoWEBER
@LantoWEBER 5 сағат бұрын
@@fleurettekobel2490 tena marina daholo ny voalazanao tompoko . Ny toetsain'ny mpitondra malagasy aloha no tokony ovana voalohany mba ho olona feno fitiavan-tanindrazana sy afaka hanampy ny vahoaka arak'asa no tokony hitondra , satria izay no tena tsy ampy , ka lasa zatra tolora- potsiny ny vahoaka. Tokony avela malalaka koa ireo olona malagasy mba te hanome asa ireo mpiara - belona aminy fa tsy sakanana toy ny ataon'ity fitondrana ity . Izaho aloha dia tena midera ny zavatra ataon'ny Andriamatoa Raobelina Andry izay miezaka manofana arak'asa isan-karazany ho an'ny mpiara-belona aminy , nefa dia toa sakanan'ity fitondrana ity foana sy simbany ny fananany . Andriamanitra anie hanome hery azy tsy ho kivy fa hanana herimpo mandrakariva mba hanampy ny mpiarabelona aminy.
@Zafimanampyannyckaeljustin
@Zafimanampyannyckaeljustin 11 сағат бұрын
iza no tena mpanohitra amizao e
@Das_SEIN_als_WVB
@Das_SEIN_als_WVB 13 сағат бұрын
Tsy misy izany mpanohitra izany raha ao amin'ny parlemanta satria an'i Farao a.k.a POTY 2024 ;-) daholo na ny ilany andrefana na ny ilany atsinanana fa indrindra ny vinany amin'ny reniranobe NIL. Io vinany io mihitsy no maha be vinany ireo milaza azy ho solombavam-bahoaka (mpanohitra hono) lany TSY tamin'ny anaran'i POTY 2024, oh.: ny ao M/JANGA sy T/VE. Fanamamoana trondro daholo io fa na i Honorabla Besisika/Barawa aza mikoso-maso lava mialoha na rehefa avy somary nitsikera na nanaratsy kely mivantana an'i POTY. Misy dikany io mikoso-maso na mikitika kely ny solomaso anaovana io (ho an'izay manao) amin'ireo mpirahalahy na mpirahavavy na mpianadahy miafina. Tsanganolona na POTY-fara = afaran'i POTY ilay rahalahy avy any atsimo izay mitonona azy ho filohan'ny mpanohitra parlemantera. Tsy ny filohan'ny mpanohitra no ilaina fa filohan'ny FANOHERANA izay tsy misy hafa tsy ivelan'ny parlemanta sy governemanta no misy ny heriny. Rehefa tsy manda no tsy manaiky dia mandaiky no dikan'izany, izany hoe misabaka tanteraka - raha lazaina amin'ny teny hafa dia MAMITA-BAHOAKA tsotra izao na manao FIATSARAMBELATSIHY maharikoriko. Rehefa mihaona izany i Donald J. Trump sy ilay filohan'ny sasany indray andro any die mety hanao an'izao: (DJT: I'm DJT a.k.a POTUS and You? ANR: I'm a DJ too ;-) and you can call me POTY 2024) ;-). Olona sahy mangalatr'omby dia tsy misalasala hangalatr'akoho. Ny olona sahy nitaona olona halatsa-drà mba hatao sorona teny Antaninarenina & Ambohitsorohitra ve dia ho sadaikatra hanao & hampanao sorona ny safidim-bahoaka aty aoriana mba hanatanterahany ny sitrapony. Io ilay lazain'ny grika hoe nanokatra ny sinin'ny pando-rà. Nidiran'andro ny firenena malagasy nanomboka tamin'ny andron'ny 07/02/2009 izay manome ny 11 raha atambatra, izay ISA masina/maizina tompoin'ny nahongana sy ny mpanongana hatramin'izay ka hatramin'izao [jereo ny daty nahitan'izy roalahy mianaka ireo ny masoandro dia hazava aminao ny tsiambaratelon'ny hery 2 mifanindry sy mifandrirotra mila handrofitra ny lamban'ny fihavanana sy ny firaisankina iraisam-poko malagasy]. Tsy kisendrasendra ny ISAn'ny varavarankely amin'ny rihana ambony amin'ny lapan'Ambohitsorohitra. Jereo tsirairay ny daty rehetra nanan-danja manokanana teto amintsika hatramin'io 07/02/2009 mankaty.
@lazajens
@lazajens 14 сағат бұрын
Ka rehefa tsy matoky ny CENI Dia tsy tokony nilatsaka ho fidiana fa miandry ny 2028 indray,fehiny Ra8 izany tsy miainga intsony fa hovay ilay famindra,efa mba manana safidy isika ireo ka aleo samy mandinika faire tsy vavabe tsisy dikany nlesany io,io no tsy hitiavan'ny Vahoaka anlaisany mpanohitra ireto
@LantoWEBER
@LantoWEBER 14 сағат бұрын
Ianao ity ilay mpisolelaka ny fitondrana ka tsy mahita fa mahantra tanteraka ny vahoaka . Ny asa tsy foroniny akory ary ny olona mba te hiezaka hanome asa ny vahoaka tsy avela hanao izany. Mampalahelo ny firenana raha toa anao daholo ny olona eto @ firenena 😢😢. Mpisolelaky ny orange
@lazajens
@lazajens 13 сағат бұрын
@LantoWEBER izahay tsy miafina @ compte fake, fa tsy misy couleur politika any Dago fa mitsinjo hatrany ny mbola maha hafa ny Malagasy na dia tsy mipetraka any aza efa fotoana maro fa miezaka hatrany manampy ny mpiara monina any via ny association ary tena mahita ny fiainan'ny Vahoaka Malagasy
@lazajens
@lazajens 13 сағат бұрын
Izahay tsy voafendrofendron'ny hevitry ny fanoherana na ny fitondrana izany fa mampianatra ny Vahoaka hahay hankato ny Fitondrampanjakana izay misy eo, @ manaraka na ireo mpanohitra ireo no tonga eo dia tsy miova amizany izahay, izany no tena atao hoe mitsinjo ny taranaka ho àvy, fa antsika rehatra i Madagascar na Expatt na Zanatany antsika rehetra io Nosy mamy io, fa tsy asiana sy ho volena fisarahambazana toa izao
@lazajens
@lazajens 14 сағат бұрын
Mba diniho tsika ange ilay fomba firesaky ny mpanohitra fa tena liandra mihintsy,kanefa tsy hisy izany koa ialana tsiny tompoko oh
@lazajens
@lazajens 14 сағат бұрын
Iza moa no tsy mahalala ny fomba'n'ny mpanohitra Malagasy,fa izy ireo ihany no manorina sy nanomana ny tsy mety t@fifidianana hany ka hanomezana tsiny ny Fitondrana hatrany, mba mahaiza manaiky sy mankatoa ny Fitondram-panjakana,ary aleo hilamina ny tanàna fa tsy hisy tombontsoa mihintsy ny korontana,ary tsy ho teraka ao Dago izany, be vava loatra maintsy ireto mpanohitra ireto ka hany ka manaikitra ny rambony ihany
@kotorazaka4364
@kotorazaka4364 7 сағат бұрын
Sangany @ fangalarana
Le cyclone intense Chido a dévasté Mayotte
1:10
IMAZ PRESS Réunion
Рет қаралды 886
Mayotte : une vision de fin du monde après Chido
2:55
Réunion la 1ère
Рет қаралды 8 М.
How Strong Is Tape?
00:24
Stokes Twins
Рет қаралды 24 МЛН
Quilt Challenge, No Skills, Just Luck#Funnyfamily #Partygames #Funny
00:32
Family Games Media
Рет қаралды 54 МЛН
One day.. 🙌
00:33
Celine Dept
Рет қаралды 79 МЛН
Sudden assault near Kursk / Putin's statement
13:04
NEXTA Live
Рет қаралды 636 М.
i-BC NEWS DU 14 DECEMBRE 2024
56:44
i-BC TV
Рет қаралды 1,4 М.
Зурабишвили: "Мой мандат продолжается"
1:01
Euronews по-русски
Рет қаралды 5 М.
VAOVAO AN-TSARY 7:30 PM  - 14 DECEMBRE 2024
1:00:35
TVM
Рет қаралды 570
REAL NEWS / NY #VAOVAO MARINA MIVANTANA 14 DESAMBRA 2024 #madagascar
1:10:28
Real TV Madagasikara
Рет қаралды 6 М.
How Strong Is Tape?
00:24
Stokes Twins
Рет қаралды 24 МЛН