Рет қаралды 6
Anjaran'ny solontenan'ny Ankohonana Victoire Rasoamanarivo eto Roma ny fitondrana ny Tenin'Andriamanitra, tamin'ny fankalazan'ny "Società del Verbo Divino" ny #MissionSunday tamin'ny alahady 13 oktobra lasa teo, teny amin'ny Casa Generalizia-n'ny Fikambanana.