Рет қаралды 4,805
Rotsirotsy
Etsy babeko ny zanako izany, avia aty
Aza tomany izaho eto ihany, hilalao andrii
Ndry anie be ranomaso, izaho efa vizana koa
Sa hihira i Neny andraso, hira ahoana moa
Matoria aloha fa rahampitso indray isika roa
No hiara-hilalao
Iny hono izy Ravorona, eto manaraka anao
Etsy babeko ny zanako izany, avia aty
Aza tomany ity vatomamy, omeko andrii
Ndry anie be sangisangy, izaho efa vizana koa
Sa hihira isika andraso, hira ahoana moa
Matoria aloha fa rahampitso indray isika roa
No hiara-hilalao
Iny hono izy Ravorona, ento manaraka anao
Version Manou Radonason
/ 223011678388509