Tsiny mangalatahaka zany fa ani Malagasy rehera i Madagasikara ka tsitako zay olana amzany
@hermannstamm52375 күн бұрын
Dia tsy menatra ny aniraka jiolahy androba eny @ 13 Mai le siteny😅😅😅😅
@ranaivosonjeansen33545 күн бұрын
mampirisika olona fotsiny ! nefa tsy mahasahy !
@user-sadika5 күн бұрын
Asa fa mety tsy zakan'i lerony intsony ny mokety, ka lasa toin'ny jiolamboto eny @ ny cartier, ka angataka anao iray sy iray, rha tsy adin'akoho ny mpolitika, na match de boxe , ka izany no mba ao antsainy.Izny ve olona mitaky ho mpitondra sy mamim-bahoaka. Asa aloha eh! dia ny tena no menatra.
@ranaivosonjeansen33545 күн бұрын
TONGA DIA MIDINA LESY RAHA SAHY SY MAHAZAKA OLONA LAISANY A!
@RakotosehenoSolofoniaina4 күн бұрын
Sao Dia hataontsika hoe kilalao kosa Ary n'y mitondra fanjakana ka ampiadiana ohatrany akoho e???
@marcrkt93315 күн бұрын
Efa nangataka ny ho eo @ 13 mai foana anie ianareo h@ zay fa mba nanaiky ve ny herimpaoretana?
@nirinajm14695 күн бұрын
Ny mpanao politika dia tsy misy afa tsy fankahalana no ao am pony. Tam fotoana nanaovan siteny propagande dia nilaza izy fa omena an jatony miliara ny isaky ny districk mba ahafahany mandroso!!!!!!!! 1 million aza tompoko efa misy manodina am kitapom panjakana fa vao maika an jatony miliara???? Izany ve no olona hitondra firenena?ahoana ny controles atao am zany volabe zany eran nosy? tsy fantatro na nandia fianarana ambony enao na tsia fa ny fahitako azy dia judoka hanadaboka an madagasikara am tatami no zavadoza hitranga!!!!