Рет қаралды 182
FARITRA AROVANA, ADITANY, KOLIKOLY: MILA VONJY ANJOZOROBE ANGAVO
Lasibatry ny tsindry noho ny olan’ny fananantanyny ala arovana Anjozorobe Angavo, tehezan’ala sisa tavela amin’ny ala atsinanana ao amin’ny faritra Analamanga. Potika noho ny fanaovana saribao ny ala, manginy fotsiny ny kolikoly izay mitranga amin’iny lalampirenena fahatelo (RN3), izay ahitana ny famoahana an-tsokosoko ireo saribao nahodina tamin’ny fomba tsy ara-dalàna tao Anjozorobe Angavo. Araho ny fanadihadiana fanatsikafonana notanterahan’ny tambazotra.
#Malina