Hello la famille, notre premier morceau de 2023 "hifikitra" à retrouver ici...N'oubliez pas de liker et de partager kzbin.info/www/bejne/qKjLaJiBbr6NrLM
@marclovatina769910 күн бұрын
Tsara loatra lesy ty duos anlisany ty ,tena hoe mendrika eh🌟✅
@MalagasyMozika9 күн бұрын
Merci bcp, aodony atrany tsy ho faty ny afo ;-)
@AyanneAnnocka10 ай бұрын
Tohizo atramin'ny farany lesy zoky aaah❤❤❤❤❤
@MalagasyMozika10 ай бұрын
mankasitraka indrindra an
@MalagasyMozika3 жыл бұрын
▶️SPHYNX THT FEAT ATON'ICH - TARATASY ( PAROLES) Yeh yeh...Ho an'i Neny Tsy haiko enao raha mandreh Tsy haiko enao raha mandray.... Resaka kely vitsivitsy, Tsy vitako taminao Raiketiko an-taratasy izy androany.... 🎙️Sphynx: Raha mamela anah ny fotoana hoe iray minitra monja Hiverina amin'ny lasa hitantarako anao ny fiainako Sa ve misy lalana afaka hitondra Any am-paradisa ny taratasy fitarainako Satria efa ela ihany izay no nandaozanao anay Nefa toy ny vao omaly izany ny ato an-tsaiko Sarisary rotika eo an-doha fandrina zay Rehefa malahelo anao aho de iny no alaiko Te hiteny mafy aho hoe tiko enao ry Neny a! Mbola te hiatsampy mafy eny @tratranao ah Hoe be ny adalako fa tsy fananiko reny a! Rehefa zah le nanao fihetsika nandratra anao a! Ary mety nanahona ny fiainako raha toa teo ianao Raha be fiantàna ve zah mety ho leo ianao Ka mety hoe mba voafafa le ranomasoko iny Le mitsiriritra ny hafa rehefa fety fifaliny 🎙️Aton'ich: ref Hinoko fa voaray, Hinoko fa tsisy very Zay rehetra lazaiko mety tsy ho feno ry Neny Saingy vokatry ny foko, Hampisinda ny fery Taratasy feno ratra ka mba raiso ry Neny 🎙️Sphynx: Nilaozanao zahay de ny trano mangina Le tabatabanao rehefa le zahay tara fodiana Enao le mikafara satria hoe mitebiteby Miafara @teny mamy nefa enao rehefa mibedy Tsy ampy anah le feonao mampitony ny fanahiko Otrany dictionaire mahavaly ze rehetra antaniko Enao miantso anah hoe"Tiko" tsy maty ato am-poko Raha misy manahirana ah de Neny foana no antsoiko Ankehitriny enao tsy eo tsony de ataoko an-taratasy Mbola be ny zavatra tiako ho tantaraina Ny fotoana nandehananao otrany hoe"Nofy ratsy" Ka manantena hahita anao rehefa mifoha maraina Nefa moa indrisy fa zay no lalam-piainana ça va ihany zay fa enao aza manahy Tsy maty akory enao fa afam-panaintainana Miakatra any an-danitra hitoetra ho Anjely Mpiahy Neny a..................... 🎙️Aton'ich: ref Hinoko fa voaray, Hinoko fa tsisy very Zay rehetra lazaiko mety tsy ho feno ry Neny Saingy vokatry ny foko, Hampisinda ny fery Taratasy feno ratra ka mba raiso ry Neny Raha mbola eo izy dia hajao Dieny izao izy dia tiavo Mandehana enao lazao Hoe enao tena tia azy 🎙️Aton'ich: ref Hinoko fa voaray, Hinoko fa tsisy very Zay rehetra lazaiko mety tsy ho feno ry Neny Saingy vokatry ny foko, Hampisinda ny fery Taratasy feno ratra ka mba raiso ry Neny
@felicienleondaris79783 жыл бұрын
Bb. 😑 😢 Nnà
@meloncoco84393 жыл бұрын
@@felicienleondaris7978 marina zanie
@meloncoco84393 жыл бұрын
Haha mbola eo izi di ajao merci anareo
@MalagasyMozika3 жыл бұрын
@@meloncoco8439 mankasitraka
@rasamimananahasinarayame84762 жыл бұрын
cava be ty vazo ty ka,merci les SPHYNX a!
@MalagasyMozika2 жыл бұрын
Ianaro koa lesy isaorana manaraka sy manohana atrany a
@tokyravelomanda67228 ай бұрын
Milay zalah!!! Tohizo !!! Zah maka an lisany foana!!!!
@MalagasyMozika8 ай бұрын
Msaotra e
@mahasoloandriamalala60342 жыл бұрын
Je dédie ce morceau à ma mère partie trop tôt. Merci beaucoup! Nilatsaka ny ranomasoko naheno an'ity hira ity vohalohany androany .profond be ilay paroles.
@MalagasyMozika2 жыл бұрын
courage fa na ny ana (sphynx) na ny an'i Atonich dia partie trop tôt koa...Tsy irery ianao.
Tiko lotra ti hira ti, Très bon courage Aton'ich :'(
@MalagasyMozika3 жыл бұрын
merci bcp
@annicklayna3 жыл бұрын
Hita te hitomany be Aton'ich ,courage lesy e
@MalagasyMozika3 жыл бұрын
tena na izahay aza sahirana tam anao prise an'io mbola vo aingana lotra ka mbola tsy nanolatra ilay fery
@annicklayna3 жыл бұрын
@@MalagasyMozika ndriiii, courage be ho azy fa tsy mora lay izy
@brunosilencieuxrivoniaina84793 жыл бұрын
merci namana ahh....inoko fa voaray
@TalesfromVirginia3 жыл бұрын
Isaorana ny Ray f mbol velona Mama. F ahatsiarovako le zanako lasa indray ity Hira ity 😭😭. R' ilay anjeliko an! Ts adinon Neny ianao 💔.Neny ko tia anao.
@MalagasyMozika3 жыл бұрын
Ndriiiii 😢😢 courage
@harinosyank83743 жыл бұрын
Tsara be👌👌👌, tiko loatra
@MalagasyMozika3 жыл бұрын
Misaotra indrindra, aza adino ny mi s'abonne am chaine
@sakorokata8593 жыл бұрын
Tsara be 👏👏 Landza
@MalagasyMozika3 жыл бұрын
Misaotra indrindra e
@stephanjeanjacquesrakotoni31762 жыл бұрын
Inoko fa voaray ny Neny zany e merci!!!
@MalagasyMozika2 жыл бұрын
inonantsika, sur
@MalagasyMozika3 жыл бұрын
N'oubliez surtout pas de vous abonnez à la chaîne - des tonnes de news arrivent - si bien en solo qu'en groupe #THT #FARAO #SPHYNX #JIZZ since 2008
@nanahfanomezantsoa8073 жыл бұрын
Qqq
@mamyfiononanarasolofo Жыл бұрын
Merci pour la parole, vous avez assuré grave, ça me touche profondément au cœur.
@MalagasyMozika Жыл бұрын
merci a vous pour ce retour positif ...
@mireillepamella25783 жыл бұрын
Driiii big respect @ vous 2 , mampitouche be le vazo , marina tokoa hoe tiavo i neny raha mbola eo .......😍😍😍😍👐👐👏
@MalagasyMozika3 жыл бұрын
🙏👊
@tinafortunat68183 жыл бұрын
Mankasitra bé anareo amlay hira e....mampanembona .....heritaona anio n namoizana lay Reny Malala....Zay Mbola manana d hajao izy ary tiavo....
@MalagasyMozika3 жыл бұрын
merci bcp ;-) . aza adino ny mi sa'abonne
@mandimbizara3 жыл бұрын
Tsara rangah ty vazo ty! Mankasitraka zalah a !!!
@MalagasyMozika3 жыл бұрын
merci bcp
@miradorazafindrakoto66513 жыл бұрын
Sur lesy Ra Sphynx a!!! Mangoritsina foana ah rehefa mihaino ny son an la 2 farany lesy !! Chapeau lesy
@MalagasyMozika3 жыл бұрын
sur sur lesy tonton a ;-) izay ke effet tadiavina na dia tsy hita matetika otran trondro vaventy aza
@miradorazafindrakoto66513 жыл бұрын
@@MalagasyMozika resaka trondro hahaha
@MalagasyMozika3 жыл бұрын
@@miradorazafindrakoto6651 hahahaha
@back2vfuture4833 жыл бұрын
Tohizo fa milay lesy Sphynx ah 💯
@MalagasyMozika3 жыл бұрын
merci bcp...manasa anareo i s'abonne a page fa hoavy ko n nouveauté an'ny tarika
@toons29903 жыл бұрын
Morceau magnifique une preuve que notre sphinx reste le numéro 1
@MalagasyMozika3 жыл бұрын
merci bcp tonton
@jessimars47473 жыл бұрын
tiko be mihitsy le sphynx solo sy le mbala uchiha😍
@MalagasyMozika3 жыл бұрын
merciiiiii
@mathieurakotonarivo77113 жыл бұрын
Mba asio ho an'i dada koa Aton'ich ah , merci
@MalagasyMozika3 жыл бұрын
Aleo fa ho dinihana e 😉
@anjarakoloinarafenomanjato23733 жыл бұрын
Mamako ❤️ Hinoko fa efa sambatra ianao Zay ❣️
@MalagasyMozika3 жыл бұрын
courage, sambatra tokoa izy
@harenarandriananja7823 жыл бұрын
Tikobe ny hiranareo 👍👍👍👍👍👍❤️❤️❤️❤️❤️😀😎😎
@MalagasyMozika3 жыл бұрын
misaotra mankafy
@nantomickael87883 жыл бұрын
Big respect et je dédicace à ma Maman qui est partie au ciel👏🎧🎵😁
@MalagasyMozika3 жыл бұрын
merci ;-) paix a son âme
@nantomickael87883 жыл бұрын
@@MalagasyMozika Merci
@valonatahinaravelomanana16653 жыл бұрын
Courage RIP 😥
@loovaraks2 жыл бұрын
@@cedriclegrand4450 simlkk b
@annicklayna3 жыл бұрын
Tokony mandeha rery daholo lay THT dia manao feat otran zao daholo
merci les gars🥺🥰 .... dedix pour ma mère là haut qui nous regarde 🥺🥰 , repose en paix Neny , on t'oublie pas🥺🥰 #1year tu nous manques chaque jours qui passe , ta présence , tes calins et surtout tes conseils , je suis sur que là ou tu es t'es loin des souffrances que t'as subit ici 🥺 miss you neny 🥺
@MalagasyMozika3 жыл бұрын
je t'en prie , bon courage a toi - fait en sorte qu'elle soit toujours fière de toi là où elle se trouve ;-) - avec le temps ça ira mieux
@saths55213 жыл бұрын
@@MalagasyMozika merci et cœur sur vous les gars 🥰 et encore merci car vous avez donner en une chanson la force pour des milliers de personne 🥰🥰
@mahasoloandriamalala60342 жыл бұрын
Courage aky ndrii!
@luckaianthony5623 жыл бұрын
otran La fouine version Gasy less a surr, milatsaka be le son
Chantier-ko izany hanaovanareo clip izany ry zalah😊, tsara ilay hira e.
@MalagasyMozika Жыл бұрын
mankasitraka feno anao..teo am chantier an Artec effectivement, nijery teo ambaravarakely daholo ny mpiasa tao
@rakotoarimananamikerubech81203 жыл бұрын
😢😢😢 ra mbol teo matsy izy...👉🏽💔💘...repos en paix neny...11 ans déja😢
@MalagasyMozika3 жыл бұрын
Courage 🙏👊atrakao atrany ny loha
@johanna6253 жыл бұрын
Efa aikou par coeur sahady sady nampiénoukou ny namana
@santhydonga17363 жыл бұрын
c'est grave touchant, vous avez grave assuré ! 😍😭
@MalagasyMozika3 жыл бұрын
merci bcp
@rapgasyarchives49653 жыл бұрын
Na dia efa 20 ans lasa aza , ému kely ihany nieno anlay vazo amzao fêtes des meres zao . TSARA LESY a :)
@MalagasyMozika3 жыл бұрын
ny ahy efa 29 ans lesy...zvtr hafa mints no texte ako tam voaloa fa tamza prise an'io d ts tong le sipa nanao refrain d tsy vita atram farany....aveo maty ny maman'I Atonich d niverina tany a ni adapte anle texte dia lasa izy no nanao refrain..sur
@rabenorosonkanto69643 жыл бұрын
Makasitraka eeee
@MalagasyMozika3 жыл бұрын
ianareo ko ankasitrahana mankafy atrany
@ando_niaina3 жыл бұрын
tiko be le instru zalah🤗 merci tena tsara le hira 😔😔
@MalagasyMozika3 жыл бұрын
sur sur é, merci bcp...aza adino mi s'abonne à chaîne
@hajasoavololonirinaclariss6903 жыл бұрын
Manohina fo lotra ka, TiKOUUU
@MalagasyMozika3 жыл бұрын
merci
@ratsimandresinalyvalisoajo15863 жыл бұрын
Bravo. Soa ihany tsy tantaran'ialahy le am clip fa nitomany teto za
@MalagasyMozika3 жыл бұрын
merci bcp, aza adino n mizara
@sitrakaeric15093 жыл бұрын
mlay ry izy mtsam a✌d courage fon lah #Rah_Tolotra a👊
@MalagasyMozika3 жыл бұрын
sur é, aza adino ny mzara
@harenarazafindrazaka45113 жыл бұрын
Merci, j'adore
@MalagasyMozika3 жыл бұрын
Merci a toi ;-)
@hainaeliserandriamiarason84883 жыл бұрын
(Y) m'lay lesy r'zalah
@MalagasyMozika3 жыл бұрын
sur ry namana
@herizorandriamanalina41103 жыл бұрын
mlay lotra sad zvtr iainana!
@MalagasyMozika3 жыл бұрын
mankasitraka ;-)
@lazaharifetra43523 жыл бұрын
Tsy zakako mints ny mieno an'ity hira ity fa mandona fo loatra! repose en paix maman que j'aime au monde
@MalagasyMozika3 жыл бұрын
bon courage
@MalagasyMozika2 жыл бұрын
Hey, au cas où vous l'auriez zappé, le clip de notre premier single de 2022 "Fitia voasedra" est déjà dispo ici ==> kzbin.info/www/bejne/oHKzp5iJZ8tomdE Appréciez, partagez et surtout abonnez-vous la famille, Merci
@tiway99883 жыл бұрын
Waouh 🥰🥰 mandona
@pisukelly80803 жыл бұрын
Ansôoouh tiko lotra😢❤❤
@MalagasyMozika3 жыл бұрын
merci dia aza adino ny mizara
@la2ina3 жыл бұрын
Tsara loatra,,,, 😍😭
@MalagasyMozika3 жыл бұрын
merci bcp ;-)
@cedyrazakariasa33583 жыл бұрын
mandona😌😌🔥💯👊🇲🇬
@MalagasyMozika3 жыл бұрын
sur ra cedy a
@mimibilov3 жыл бұрын
1 taona androany sahady izay ry Neny 🙄💐
@MalagasyMozika3 жыл бұрын
courage be é
@vzmaditra44973 жыл бұрын
08/05/21 tamin'ny 03 ora tolakandro...............Mama mamiko loatra
@MalagasyMozika3 жыл бұрын
tena vo aingana tokoa...mirary fiononana feno
@nirinafabienne6493 жыл бұрын
Marina be le hira satria mbola hafa iany zany mama. 😊😊😊
@kasirazafindrakoto5320 Жыл бұрын
ary aiza ny an'i dada
@MalagasyMozika Жыл бұрын
mbola tsy nanomana aloha fa ity ny an'i madama kzbin.info/www/bejne/qKjLaJiBbr6NrLM&start_radio=1
@rasamimananamartin67723 жыл бұрын
😭😭😭mampy te itomany
@MalagasyMozika3 жыл бұрын
courage é
@rasamimananamartin67723 жыл бұрын
Merci
@sam46993 жыл бұрын
Cool 👏 Respect 👍 Thx Sphynx/Aton'ich
@MalagasyMozika3 жыл бұрын
thanks
@timmyruwan72153 жыл бұрын
raha mbola eo izy de hajao
@donneescommcloseuse5 ай бұрын
Isaoran ilay Andriamanitra fa mbol velon'aina izy😂❤
@MalagasyMozika5 ай бұрын
Isaory mafy
@ginolarandriamiandrisoa32243 жыл бұрын
Mbola velona ny reniko fa tena ni touché anah ity hira ity :(
@MalagasyMozika3 жыл бұрын
hajao ary tiavo atrany izy ;-)
@jhavano Жыл бұрын
Ho ani mamanay any ambony any. Tiako b ji
@MalagasyMozika Жыл бұрын
misaotra indrindra, araraotina ihany koa no hizarana ny hira vaovao
@ninosan1202 жыл бұрын
coup de coeur 2019
@MalagasyMozika2 жыл бұрын
tam 2021 ity ka
@ninarazafindramboa32393 жыл бұрын
Mampalaelo io hira io
@MalagasyMozika3 жыл бұрын
izay ilay fiainana é
@andonysainarabemanantsoa2483 жыл бұрын
milay, fanajana be ho any neny izay isaorako an'andriamintra fa mbola miaraka aminay
@MalagasyMozika3 жыл бұрын
hajao atrany izy dia ataovy izay ahafaly azy lalandava é ;-) Misaotra nandalo
@faratianaravelojaona1953 жыл бұрын
Tena tsara ilay hira🥺💔👍🏽
@MalagasyMozika3 жыл бұрын
merci bcp, aza adino n mizara
@fanoxp3 жыл бұрын
Top. Dédiée aussi à ma mère chérie qui n'est plus.🥺🥰
@MalagasyMozika3 жыл бұрын
courage a nous tous
@indrainafanomezantsoarazaf26953 жыл бұрын
TOHIZO FA TSARA BAIN A!!!!!
@MalagasyMozika3 жыл бұрын
Misaotra indrindra ooooo
@rovaremisken13003 жыл бұрын
tena tsara lay hira, mampalahelo kely, misaotra an'i Jesosy fa mbola eo i neny
hello....ity ny nouveauté anay farany ra anao version lyrics ianareo ;-) ao am commentaire ao ny parole dia efa mankasitraka sahady amin'ny fiaraha miasa kzbin.info/www/bejne/imPRdml6fpVomsk
@carlitospenzy25363 жыл бұрын
Vite vite je vais l'abonné.
@MalagasyMozika3 жыл бұрын
merci bcp
@nwa9743 жыл бұрын
tout simplement parfait, parole bien reflechi
@MalagasyMozika3 жыл бұрын
Merci bcp
@dianagerard63042 жыл бұрын
Un peu de la fouine ! Mais bon une question de feeling !!!
@MalagasyMozika2 жыл бұрын
Évidemment, La fouine a bercé mon adolescence et du coup influence bcp ma musique.. Merci
@alyssahashelley76663 жыл бұрын
Tiko loatra❤💔 Repos en paix maman❤😭5 mois déjà
@MalagasyMozika3 жыл бұрын
paix a son ame
@andrydanielfanomezantsoaph5703 жыл бұрын
Tiko loatra
@MalagasyMozika3 жыл бұрын
mankasitraka indrindra
@niainadiorraharison29013 жыл бұрын
Mankasitra anrw mtsam😊
@MalagasyMozika3 жыл бұрын
sur é, nareo ko ankasitrahana manaraka atrany
@fetrarisonzaris42233 жыл бұрын
Top les gars💋💖💖💖thanks bro
@MalagasyMozika3 жыл бұрын
thnks
@jhayasylvain79223 жыл бұрын
indrisy ry neny
@michellarakotomalala66353 жыл бұрын
Tsara b💞
@MalagasyMozika3 жыл бұрын
merci bcp
@nirinafabienne6493 жыл бұрын
Good !!!!😊👍👍👍👍👍👍👍👍
@MalagasyMozika3 жыл бұрын
thanks!Abonne toi a la page ;-)
@heryzoandrianoelison91783 жыл бұрын
Top lesy le vazo
@MalagasyMozika3 жыл бұрын
merci bcp ;-)
@raolimaminirinajeanneisabe12323 жыл бұрын
mandona fo
@MalagasyMozika3 жыл бұрын
misoatra indrindra o
@kattyrabearivelo90183 жыл бұрын
ndriiiiiii Inoako fa voaray , inoako fa tsisy very Izay rehetra nolazaiko mety tsy ho feno ry neny ; Mandiam piadanana aki Neny a
@MalagasyMozika3 жыл бұрын
courage
@kattyrabearivelo90182 жыл бұрын
Ndriiii miverina eto fona aki za neny rehefa iny matsiaro anao inoko fa efa sambatra ianao any zay
@itokiananelkarabaroneandri32253 жыл бұрын
Tsara loatra ❤❤❤
@MalagasyMozika3 жыл бұрын
merci bcp ,d aza adino ny mizara
@andohanitratiavina5733 жыл бұрын
tena tsara ilay hira,matetika manko otran we tsy voateny an'i Neny le we tina be izy nefa tena ilaina tenenina de ny mbola eo izy "TIKO BE NENY"