Andriamanitra be ny olona be fanejehana ao raha tsy maharitra ny mifanejika asany devoly daholo Raha tsy manana an Andriamanitra de de lasa mandeha tsy aminy alehany avy mahereza ry malagasy hendry Dieu vous bénisse merci
@loulettepauline496110 ай бұрын
Salama aby 👋ny malagasy rehetra oh : fandio iray siny tsy mahaleo ny fandoto iray tandroka 👆fa mampalahelo 😭😭
@Taralila1359 ай бұрын
La tolérance, l'humilité, le respect sans ça l'amour, l'amitié ne peux exister.
@harinihantranampiandrazana585010 ай бұрын
Tsy havotra ny Gasy Koto eee !! Merci Aminao
@hbbtiwvr10 ай бұрын
Azafady fa négatif loatra hianao izany. Izaho mino @ ny foko madio fa ho havotra ny Malagasy raha toa isika mifampiseho ny fo madio izay efa misy ao anaty isika tsirairay (show our sincerity every time everyday) Na ny dalo sy jiolamboto màzana be ary mbola misy fitiavana ao anatiny satria izy mbola tia ny vadiny sy ny zanany ary màzana manao ratsy izy iteny hanampian’ ny havany sy ny namany! Ny fomba fietsika no ratsy fa tsy ny fo ireo olona (blame and condemn the action, never the person🙏🏼) 💝✊🕊️☮️✌🏼
@DjsnSbsbs10 ай бұрын
Koto a Lasa mapahazo aina anio fitondrana io ange zao ty zavatra resahanise ty Fa tokony mifanaraka tsara aloha ny rehetra izay manana mitovy firehana fa aza de misaratsaraka ree! Nareo nge no herinay fa zahay aty ange ka tena tsis afaka miteny mihintsy e fa Tonga de gagazo ! Misaotra nanazava
@monno15759 ай бұрын
Mampalahelo ny malagasy raha izany resahinao izany.Mbola ny fo ny miresaka fa tsy ny saina.Efa resaka firenena ve ny resahina dia resaka personnel no ampidirina.
@sidoniesidonie972210 ай бұрын
D tena marigny anie zany teninao aby zany Koto 🎉 Indrisy ry Malagasy 😢
@hbbtiwvr10 ай бұрын
Misy roa miaraka ny teny rehetra: ny tians ho lazaina sy ny fomba hilazains azy; mba hiangaviako daholo hisnareo tompoko tsy hidera ny expression négative fa mba hanome fanazavana positif. Use positive thinking and positive tone I beg of you all 🕊️☮️✌🏼🙏🏼
@firangodenis76185 ай бұрын
zaho aloa tsy gaga éh , ny mifamingafingana de efa toetra Gasy io , ary tsy Afaka io , ary Gasy tena mbola manana esprit cominauteur , Madagascar mbola tsy Nation mihitsy ka niazoko ambara fotsiny hoe , méfie vous raha mbola fiarahana@Gasy.
@pippen221210 ай бұрын
Misy complexes be ny Malagasy any ka susceptibles @ zavatra madinika. Io dia vokatrin'ny fitaizana, tsy nomena fahatokisana fony kely ny zaza Fa nampitahorona sy nohesona foana.
@hbbtiwvr10 ай бұрын
BRAVO You hit on something big and fundamental 👍🏼✊🕊️☮️✌🏼
@pippen221210 ай бұрын
@@hbbtiwvr koa raha 90% ny génération iray no complexés, ary efa générations 6 sa 7 izay no lasa nanomboka ny 1900 ohatra, dia tsy ho gaga raha toy izao Madagascar.
@hbbtiwvr10 ай бұрын
@@pippen2212 Misaotra sy Makasiyraka hifanakalo hevitra🙏🏼 io Tanindrazana - Tany Fiavina - Tany Tiana io anie niaraka nivoa @ ny andro moderna @ Japan e YES INDEED, nefa jereo izao aiza i Japan 🗾🇯🇵💕ary aiza i 🇲🇬? Fantaro fa t@ taona 1861 dia nisokatra ny Ecole de Médecine teo Befelatanana, ary zavatra betsaka no vita nitranga teo 🇲🇬 tao alohan ny 1900. Fantaro fa Japan tsy nanaiky anary ny fomban ny razany ka ny andro Meiji moderna dia any ivelany moderna mandroso fa ny ao antrano sy ny mpianakavy sy ny clans familiaux mbola mitahona tsara hatramin’izao 2024 izao. Isika gasy no nampianatra ny frantsay nandevozany antsika: by being divided among Malagasy just like we do until now, our predecessors have trained the vazaha fotsy sy ny vahiny people of color (POC) karana, sinoa sns to treat 🇲🇬 like a place where anything goes; they hate thenselves and each other so let’s get rich there and crush the fuck out if these uncivilized uncultured sorry excuses of human beings. The comprador bourgeoisie was formed that still rule 🇲🇬 to this day. France and bourgeoisie are so bold they dare to put a French citizen as a president of 🇲🇬. THE ONLY WAY OUT IS IN; I mean tsy maintsy tonga saina mijery ao snatin ny fonao aryho hitanao fa mila mivoatra manarak ny hiran i Bob Marley REDEMPTION SONG i 🇲🇬 Tanindrazana - Tany Fisvina - Tany Tiana 🇲🇬 Malahelo ny zavatra mitranga eny 🇲🇬 ity zokin’olona Amerikana efa nisotro ronono dia izao mitsangana miresaka eto YT. Betsaka izay fa apka aho mangina fa anjaranareo tanora TSODRANO AMIN NY FO FENO FITIAVANA BYEEE
@ЛуисРазафисвнжатусифехиниариву10 ай бұрын
Zay e! Marina le analyse nelahy.. Nisy niteny le Natael fa tsy tokony ho ao am association elahy de namorokevitra izy. Gasy e
@toxrazman117510 ай бұрын
Inona no tena mahatonga io toe-tsaina tsy mahay mifanaja io? Samy mieritreritra ny rehetra..
@fleurettekobel249010 ай бұрын
Miarahaba isika Malagasy manerantany rehetra ! Izay mihintsy no nandrasako ! Ity Meur. Natanael ity raha vao nihaino azy t@ fahita lavitra voalohany, dia hita fa tsy olona matotra, ary mbola feno lainga sy hafetsena , mody milamina miresaka , nefa fanafihana ny Malagasy ho ao @ ilay association ihany no tanjona ! Hatsaharo ny association toy izao , fa tena mandreraka ny toe- tsaintsika Malagasy ! Ary aza aty antanin'olona aty no hitondranareo hafetsenareo izay manaranaka io ! Efa ela no nanaovan'ny Malagasy association aty andafy io , dia fakana volan'olona foana no tanjona , satria efa fantatr'olona io hafetsifetsen-tsika Gasy io ! Efa tena simba tanteraka mihintsy ny toe- tsaintsika Malagasy ! Efa niarahaba anao aho ry Koto , raha hijanona ny mombamomba ny Politique Malagasy aty antanin'olona aty , indrindra fa aty à Suisse ,fa ianareo mantsy mbola tanora taitaitra , koa tsara mihintsy ny nahitanao haingana ny lesona ratsy diany mbola tsy lasa lavitra ! Voalohany ianao lany fotoana , ary ny faharoa ianao lany vola ! Gasy anie isika ity eh! Ary tsy Possible mihintsy io zavatra hataonareo io , satria ny olona Suisse tsy hazonareo hifitahana izany , satria maro @ Suisse efa voafitak'ireo ( Mafia sy mpanao kolikoly ).Maro @ Mafia ny miafina avy any @ taniny any , fa ny Suisse tsy hanafina @ vahoaka ! Koa aleo madio fisainana rehefa misy zavatra hanavotana ny Tanindrazana aty antanin'olona izay manana Lalanany aty re tompoko ô! Misaotra ny mizara tsy tapaka ny zavamisy ry Koto , koa diany izao aza anenenana ny efa vitanao , fa tsara miala @ association mamita- bahoaka aty andafy aty ! Io toetran- gasy arak'izay lazainao izao, dia tsy vaovao amiko mihintsy, tena lazaiko marina fa tena ratsy saina mihintsy isika Malagasy mihatsara ivelatsihy mahatsiravina ! Aty à Suisse ianao no miaina ry Koto , koa ny olona miara- monina @nao aty no omeo fitiavana dia efa ampy izay ! Bonne chance ry Koto ! Masina ny Tanindrazana !
@gokhlayehenki341810 ай бұрын
Mankasitraka. Izaho dia miaraka @ Laza ary manohana an'ilay fanovana rafitra. Ny fahitako azy dia nahazo baiko i Nathanael anao an'io zavatra io satria voasarika sy vonona @ ilay projet sy fanovana rafitra haroson'i Laza ny diaspora. Ka hi-saboté ny projet n'i Laza io resaka nataon'i Nathanael fa mody niresaka fanovana rafitra koa izy. Mifandray @ izay koa ilay diffamation nataon'i Fanirisoa sy Rama momba n'i Laza izay nolazaina fa nahazo vola be. I Laza no tena hatahoran'ireo izao. Ary mihamazava fa tokony manova rafitra tokoa isika. Opposition contrôlée daholo ireo ary soa ihany fa tonga saina i Koto. Mankasitraka! Miala tsiny raha sendra lava loatra. Miombon-kevitra aminao! Mandrosoa Hasina 🙏🏽
@reneerasoanjanahary833110 ай бұрын
Be fialonana sady ry zareo no miaraka amin io sipa io fa koto manelingelina
@NirimanampyPatrickАй бұрын
Nareo mitabataba ireo izany raha mpitondra firenena foana ve n'y kolokolo ,foana n'y asandahalo ,n'y jirama
@valériegab10 ай бұрын
ahoana moa no asahianao miteny amin'i Mme Fanirisoa hoe"bado" ??fa ity lehilahy ity ve efa very saina , sa lasa adala ....andana miteny ami'ny directeur nao en plein reunion hoe l "putain de merde" dia ho hitanao eo raha normal izany , ny olona manana fahendrena dia manaja ny manodidina azy , teneno ny collègue superieur nao hoe "bado" dia ho hitantsiaka eo ny tohiny, tena matikambo te hiseho hoe olona tsara dia mirediredy, satria fantatrao tsara fa tsy hisy handany andro, tsy misy atao hanamarina izay teneninao momba ny fiainanao eo na mpijangajanga ianao na tsia , na fatin'olona ianao na tsia, izay kely ampisehoanao no hitsarana anao,, tsy manana humilité , mandoka tena lava ..tsssssssssss mba iza aza ny ray amandreny nitaiza 'an'itony , quelle honte franchement, soa ihany fa tsy ny olona rehetra no ohatra an'itony
Le hoe sipa be tenindratsy tena nampimehy ahy😂😂😂😂😂😂😂
@lantz-18210 ай бұрын
... Sometimes such an association will never last. Besides what it has done so far? Nothing, bickering internally. It’s also good to go out because it’s an association of crazy people “Oh, Mad Association” according to one of commentators. Even their religion is amorphous in face of insecurity and poor mentality of malagasi people. Koto, build your own association (your own Empire)💪.
@Smymahl10 ай бұрын
Misy valinkafatry Syntia ao fa jereo e!mitomany ho bandy fona i dadazily tena ridicul marina ,atsaharo ny wera2 koto a!Te hiavaka @ b sy ny maro fona d misekoseko 😂😂😂
@philibertsolondrainy319210 ай бұрын
I Koto aloha tsy bandy mampirafy e
@jeanjacques67110 ай бұрын
Commando koa ahhhhh!kkkk
@Taralila1359 ай бұрын
Tsy anjely daholo n'y olona.
@acharaz692610 ай бұрын
Izay no mampisy ny Fitiavana ao @ Constitution ry Koto a
@rabory849910 ай бұрын
Natao tohatra fiakarana izany i Koto !!! Indrisy !!!
@hbbtiwvr10 ай бұрын
😮 are you purging yourself displaying all this negativity? Come on Zoky be Koto, you can be your best self the Koto that shows his good positive side, the Koto who emphasizes the good and avoid this display of toxic negativity. You could say: we have differences but I still believe in the good cause to help 27 millions Malagasy. You could say there was miscommunications that I am willing to resolve. Keep in mind that what you say and the way you say it say more about yourself than the others. This was miscommunication that escalated 🙏🏼🕊️☮️✌🏼🇲🇬
@jabouwadymalakengny682510 ай бұрын
Bravo pour ta franchise Koto
@hbbtiwvr10 ай бұрын
Ne pas confondre franchise et négativity 🕊️☮️✌🏼
@sidoniesidonie972210 ай бұрын
Tena valala ankarogna ny Gasy, naiza naiza 😢 mampalahelo 💔😭
@fanoxp10 ай бұрын
Mila manana fanetre-tena koa i Koto fa ebolahy loatra. Matoa ny gasy maromaro mihatakataka dia misy raha ao dônky. Tsy voatery hanana ny marina foana lah. Teren'ialahy hitovy fijery am lah daholo ny olona. Tsy manaja olona sy ny heviny mihitsy elah ty.
@fleurettekobel249010 ай бұрын
Miarahaba anao tompoko ! Diso tanteraka ny analyse- nao tompoko ! Ny toe- tsaina Gasy mihintsy no tsy tia manao zavatra mazava ! I Koto ity dia efa mahazo toe- tsaina manao zavatra mahitsy sy mazava , fa ireo andaniny ireo no tsy mety hanova toe- tsaina ( mandainga , fetsifetsy ). Efa hevitra ratsy fantatra izao ny hanaovana fitaovana an'i Koto , fa soa ihany i Koto tsy olo - bado . Ary ny Malagasy dia efa lasa Culture mpandainga sy fetsifetsy ! Tsy mahagaga isika raha tonga @ izao fahantrana , satria tsy mba manao zavatra @ fahamarinana ! Ny olona marina# dia atao tsy marina . Raha tsy mbola manana trakefa ianao tompoko , iza isika Malagasy ireto . Alao hahita ianao @ fiainanao tompoko, dia izay vao hanana trakefa ianao momba ny toe- tsaintsika Malagasy ! Mankasitra ny fifanakalozan- kevitra tompoko ! Masina ny Tanindrazana !
@arivo1410 ай бұрын
Anatin ny rà gasy mihitsy angamba io miady an trano io fa hatraizatraiza io na aty na any an dafy, tsy mahay mifamela rehefa misy diso kely fa tonga dia CONDAMNATION DEFINITIVE FOANA ny ataon ny gasy rehetra, mila miova toe-tsaina sy toe-po zany ny gasy !
@hbbtiwvr10 ай бұрын
Azafady fa tsy ekeko ny tapany voalohany ny teninao io: tsia tompoko, tsy misy rà ratsy ny olombelona eran-tany, tsia tompoko! Misy olona efa mivoatra mahatsiaro tena sy manadio ny fo ho feno fahamarinana fahatsorana, izany hoe hoatrn ireny fitaratra feno loto ka rehefa kosehana sy diovina (polish your mirror) dia mamiratra tsara foana. Marina tokoa fa mila mahay mifanela ny adisoans sy ny eloka fa tsy tokony tonga dis ariana dsholo ny rano maloto sy izay sàsana teo. Misaotra namaky it valiny. 🙏🏼💝✊🕊️☮️✌🏼
@arivo1410 ай бұрын
@@hbbtiwvr ka mahakivy mihitsy ny ataon ny gasy vokany farany @ fahantrana isika ka izay no mampanontany hoe voahozona ve sa anaty rà mihitsy ? fanahy iniako exagérér-na @ zay tonga saina !! misaotra mba nihetsika ny fo-nao fa mampalahelo tsy misy zava-bita collectivement mihitsy rehefa izao no mitranga.
@depla11010 ай бұрын
Fombantsika gasy io e, izay no mahatonga ny maro misalasala ny @ fandraisana anjara @ zavatra maro ho an'ny mpiray tanindrazana.
@andryrakoto295810 ай бұрын
Fa maninona anefa no mifandray @ vehivavy manamerde otrizan e? Tokony fantatrao mialoha
@tianafermier109910 ай бұрын
C'est dommage ntsika gasy tsy mahay mifankatia
@hbbtiwvr10 ай бұрын
Tsy izany kosa aky a! Matahotra hianjera @ ny fihetsika tsy manjary dia tonga dia mandragotra voalohany fa tsy te ho maratra e. Hoy ny aty aminay: offense is the best defense. Dia lasa manao offense daholo dia feno negativity dia tsy mandeha @ izay laoninh ny zavatra tokony vita milamiba! Misaotra namaky it valiteny 🙏🏼💝✊🕊️☮️✌🏼
@ezechielrasi767210 ай бұрын
je comprends fanirisoa ne plus vouloir affaire avec toi, tu ne fais aucun autocritique de ton comportement. c est dingue quand même j'aurai fait la même chose que fanirisoa, , mais attends ...... tu te prends pour qui à accuser les gens qui partagent pas ton opinion " bado"
@stevenberiziky549310 ай бұрын
😂😂😂
@reneerasoanjanahary833110 ай бұрын
Maneligelina n'y olona n'y fisianao fa koto be sangy fa n'y sipa koa rehefa misy bande mahatara azy dia mody mitaraina any amin ilay bande fa za kotin i koto mba amin uzay bande mba intéressé n'y bande...fomban n'y sipa izany raha olona efa mpanao analyse toetran n'y vehivavy dia kopy fa misy hevitra maimbo be ao fa tokony tsy miala Koto fa izay mitsiko ro mokotse...aza miala farany miala izay sempotra