No video

TANTARA GASY FANDRIKA

  Рет қаралды 7,918

Le Lémurien Web TV

Le Lémurien Web TV

Күн бұрын

Tantara gasy fandrika
Nosoratan'i Masiharisoa Fihononana Prisca
Ato amin'ity chaine Le lémurien ity no hahitanao ireo vaovao marina na hoe real news, vaovao eto madagasikara izay mandeha isan'andro. Hitanao ato ihany koa ireo émission l'invité du jour, invité spécial ao aorian'ny vaovao marina na real news mandeha amin'ny real tv indrindra indrindra nefa ihany koa rehefa vaovao eto madagasikara dia tazanao ato. Na ny émission l'invité du jour ao aorian'ny real news arany dia hitanao ato avokoa.
Misy tantara gasy, misy ny fandaharana herisetra teboka sy zavatra maro isan-karazany ato koa aza misalasala mitety ny chaine, mi s'abonner hahitanao azy ireo.
Ao amin'ny onglet "A propos" no hahitanao ireo andro andefasanay ny vidéo eto amin'ny chaine.
Manasa anao hi-cliquer ny bouton s'abonner mba hahafahanao maharaka avy hatrany vao tonga ny vaovao marina real news amin'ny real tv madagascar na ihany koa ny l'invité du jour amin'ny real tv, émission spécial.
ABONNEZ VOUS A NOTRE CHAINE SVP, SOUTENEZ NOUS.

Пікірлер: 33
3 жыл бұрын
Raha sitrakao dia cliqueo ny bouton "s'abonner" Handao isika hanohana ny zavatra vita malagasy na tantara na fandaharana Misy playlist manokana : tantara ato amin'ny chaine, manasa anao hijery azy. Mihainoa finaritra Zarazarao amin'ny namana :)
@rojontsoatsihoaranaranaivo2388
@rojontsoatsihoaranaranaivo2388 3 жыл бұрын
Tsy mba misy tantaran'ny radio Aceem angaha o?
3 жыл бұрын
@@rojontsoatsihoaranaranaivo2388 tsy afaka mandefa tantaran'ny radio aceem tompoko fa tsy manana fifanarahana amin'zareo izahay moa efa nampitandrina zareo fa voraran'ny lalana ny mizara ny tantaran'ny radio aceem. Tena miala tsiny indirindra tompoko :/
@AndritianaHerilala
@AndritianaHerilala Ай бұрын
Mankasitraka tompoko ❤️🎧🇲🇬
@adamyimbi2459
@adamyimbi2459 3 жыл бұрын
Misaotra betsaka za tena tia mihaino Tantara mahatsiaro ny Sabotsy sy alahady tany amlay Tanindrazako
3 жыл бұрын
Mankaistraka indrindra tompoko, manasa anao hi s'abonner amin'ny chaine fa betsaka ny tantara azo atolotra ato, ary misy playlist tantara ihany koa ato. Mirary soa indrindra tompoko :)
@mariachantale8760
@mariachantale8760 3 жыл бұрын
Msaotra anareo njai ooo 🙋‍♀️🎧❤ hafa iany RDB ❤🎧🙋‍♀️
3 жыл бұрын
Mankasitraka indrindra tompoko ! 🙏🙏🙏 Mihainoa finaritra hatrany 😊❤️
@faniryloeticiah6071
@faniryloeticiah6071 3 жыл бұрын
Merci beaucoup 😊
3 жыл бұрын
Je vous en prie. Merci à vous 🙏🙏🙏
@lyndaepiphanie3132
@lyndaepiphanie3132 3 жыл бұрын
Misaotra nizara e 💖🇲🇬
3 жыл бұрын
Mankasitraka tompoko 🙏🙏🙏 Mihainoa finaritra 😊😊
@fanomezantsoacatherine4096
@fanomezantsoacatherine4096 3 жыл бұрын
Efa henok eee merci
3 жыл бұрын
Mpanaraka tantara be enao 😊 Mirary soa tompoko 🙏
@hantarajoelisolo3148
@hantarajoelisolo3148 3 жыл бұрын
Mankatelina indrindra nizara tantara ho anay
3 жыл бұрын
Mirary soa hatrany tompoko 🙏🙏🙏
@laminamariealicerazafindra6294
@laminamariealicerazafindra6294 3 жыл бұрын
Misaotr Nizara❤️ fa tapa2k
3 жыл бұрын
Misaotra betsaka tompoko, ny impression anareo mihitsy no hahafahako manatsara hatrany zavatra azoko amboarina rehetra hatrany. Mirary soa indrindra 😊😊🙏🙏
@nathalierazanatinaknott1209
@nathalierazanatinaknott1209 3 жыл бұрын
Mankasitrakoooooo
3 жыл бұрын
Mihainoa finaritra tompoko 🙏🙏🙏
@feliciteravaosoa791
@feliciteravaosoa791 3 жыл бұрын
Misaotra nizara tompoko
3 жыл бұрын
Mihainoa finaritra tompoko 🙏🙏🙏
@mariellaferinande7953
@mariellaferinande7953 3 жыл бұрын
Misaotra betsaka Tompoko
3 жыл бұрын
Mihainoa finaritra tompoko 😊🙏🙏🙏
@mariellaferinande7953
@mariellaferinande7953 3 жыл бұрын
Misaotra Tompoko
@thessairetecher9046
@thessairetecher9046 3 жыл бұрын
Fa maninona no tapaka foanz ny feo?...
3 жыл бұрын
Eo amin'ny faha firy minitra azafady tompoko ?
@perpetueraharisoa1888
@perpetueraharisoa1888 3 жыл бұрын
Kara misy ray minutre tsis feo
3 жыл бұрын
Eo amin'ny minitra fahafiry azafady tompoko ? Ho jereko Misaotra tompoko 🙏
@rojontsoatsihoaranaranaivo2388
@rojontsoatsihoaranaranaivo2388 3 жыл бұрын
Vao manomboka
3 жыл бұрын
Misaotra tompoko, efa namboariko fa miandry kely an'i KZbin manambotra azy sisa. Mety afaka ora iray eo eo na latsaka dia ataony mande tsara amin'izay. Misaotra indrindra 🙏
Tamberin-toraka: Tantara MBS #gasyrakoto
57:08
Gasy RAKOTO
Рет қаралды 6 М.
Prank vs Prank #shorts
00:28
Mr DegrEE
Рет қаралды 10 МЛН
小丑把天使丢游泳池里#short #angel #clown
00:15
Super Beauty team
Рет қаралды 47 МЛН
白天使选错惹黑天使生气。#天使 #小丑女
00:31
天使夫妇
Рет қаралды 14 МЛН
Oh No! My Doll Fell In The Dirt🤧💩
00:17
ToolTastic
Рет қаралды 3,7 МЛН
Akanin-jiolahy-RNM ⛔️TSY AZO AMIDY NY TANTARA⛔️ #gasyrakoto
1:01:42
TANTARA GASY VAHAOLANA FARANY RDB
1:14:32
Le Lémurien Web TV
Рет қаралды 6 М.
Tantara Viva Radio: FANDRIKA #gasyrakoto
1:11:08
Gasy RAKOTO
Рет қаралды 15 М.
Setrasetra- Tantara RDB #gasyrakoto
1:09:42
Gasy RAKOTO
Рет қаралды 14 М.
Iratra Kaliana : Tantara Record fm #gasyrakoto
1:21:38
Gasy RAKOTO
Рет қаралды 12 М.
TANTARA GASY NHD
57:36
Le Lémurien Web TV
Рет қаралды 5 М.
FITIAVANA SY FITSERANA: [Rdb] #gasyrakoto
57:30
Gasy RAKOTO
Рет қаралды 14 М.
TANTARA GASY NY FISIANY
47:30
Le Lémurien Web TV
Рет қаралды 7 М.
ANDAVA-DOLO :Tantara gasy vaovao (ICM Radio) #gasyrakoto
1:08:15
Gasy RAKOTO
Рет қаралды 14 М.
Prank vs Prank #shorts
00:28
Mr DegrEE
Рет қаралды 10 МЛН