Tsara be foana refa rdb satry tena mahay ny mpilalao
@jennyniry50033 ай бұрын
Le hira tsar be
@diamondrah3 ай бұрын
Maromaro mihitsy ny olona mihaino tantara vala-maty amin'ny olona ampiasainy. Te haka 19 amin'ny andaniny dy ankilany ilay mpiasa dia ampiadivany ny ao an-trano
@stephanerajaobelison3 ай бұрын
tena tsara ilay tantar ,andefaso ilay tena mampataotr b ren
@user-qn1kw6ws1v3 ай бұрын
Tena tiako ilay tantara, fa tena ontsa koa ny foko teo am- pihainoana azy, nilatsaka ny ranomasoko. Fa hafatra kely, ho anareo mpitondra mpizahan- tany, mahaiza mitandrina fa ny ratsy anie tsy kely lalana eee😪😂
@elisearthemise67344 ай бұрын
Tena mapalahelo ny tantara tompoko nefa mba mila vaovao havihaminareo misaotra betsaka tompoko
@roz10464 ай бұрын
Karadoha masika aona ko e!😂😂 mahita tataraina mintsy
@roz10464 ай бұрын
Miandry taratasy avy ap Dina nefa izy manana tel 😂 Mankasitraka fona e!
@user-vo3hr7ti5z4 ай бұрын
Efa trop be tapako ary ma lelah azy razanako no ataony rainy amizany de izy sy ts mis no mitova fomba na alika /alika Aza ts miarak am zanany 😡😡😡😡
@eltanosy28755 ай бұрын
😂😂 Programa tv amerikana Soul Train io fa tsy gasy zany... Aza manambaka ary koa aza mora ambakaina.
@GarciaMarieGarcia-uh6cr5 ай бұрын
Tsy sasatra mihintsy ary mihaino ty tantara ty tiako dila ❤❤❤❤na somary mampalahelo kely aza 😢😢😢
@haingotianaomega17465 ай бұрын
Fomba mamenatra 😢😢😢😢😢😢💔💔
@user-so6vd6mc9i5 ай бұрын
Trano mainty na androvalolo. Tsara be le tantara❤❤❤😮😊😊🎉
@mdh62965 ай бұрын
Aminy maha tantara azy ve zany d Ts mb afaka manatona mnampahefana na mitantara ny zava Misy diany Mbl amboalohany ny reniny??? D mety mpigadra ko ve zany nefa satria fomba??
@andorazafitrimo51326 ай бұрын
Tsy gasy ireo. Ce sont de vieux clip américains 😅
@rinacorna71486 ай бұрын
Mankasitraka ee🇲🇬🥰🇰🇼
@user-uv8gt4eh4b7 ай бұрын
Tsy mbola naheno anle raiamandreny nananatra mihintsy aho tato anaty tantara, ilay reny aza moa tsy mipoitra mihintsy nefa mitaiza zanaka vavy. De solafaka le zanaka dia roahan'ilay raimpianakavina. Mifanohitra @ fitiavan Dada no miseho eto, raha vao misy manohintohina le voninahitra ampiangonana, fiarahamonina dia manary ny sombiniaina. 😂
@user-uv8gt4eh4b7 ай бұрын
Tantara tsara,sady tsara feo ny mpilalao,misaotra Tompoko
@user-uv8gt4eh4b7 ай бұрын
Mendrika anRaline ny mahazo azy....tiko be toetran mama Vero, Nivo sy Soa
@user-uv8gt4eh4b7 ай бұрын
Reny alika....
@user-uv8gt4eh4b7 ай бұрын
Zo ny ankizy mahalala ny rainy, Mahagaga mihintsy le reny manafina.... Na ratsy ny rainy na tsara tantarao @ ny ankizy ny marina aza tia tena....
@user-uv8gt4eh4b7 ай бұрын
Ray amandreny ratsy ireto......omeo olona tezainy refa tsy tina....
@user-uv8gt4eh4b7 ай бұрын
Rehefa maro anaka, tsy maintsy misy ny fiangaran-janaka........
@LalatinaRoberta-tf5nf7 ай бұрын
Tiako be mampitomany😢😢
@leilarakotoson98208 ай бұрын
Fidèle ô n es rend pas compte. Les moqueries. De n'importe quoi 😂 .tu es le meilleur du coup. Ont T admire. Toute les vaiavy Sihanaka 😂😂. Ry ngovavy. Aussi ❤.Je te souhaite bcps de courage 🙏💖
@apop37718 ай бұрын
Merci bcp
@apop37718 ай бұрын
Misaotra betsaka
@astorkrans50868 ай бұрын
Tena mila vavaka isanandro ny fiainana mba tsy ho fitaovana fifalin'ny devoly. Mankasitraka nizara tompoko. Misy lesona azo tsoahina
@andreahjhennie20808 ай бұрын
Misaotra nizara. Mankasitraka ny mpanoratra & mpilalao ny tantara 🎧😍🇲🇬❤️🇱🇧
@lowmNyando-ro4el8 ай бұрын
Bien be
@apop37719 ай бұрын
Misaotra betsaka
@hugokalo6710 ай бұрын
J'hallucine, je n'aurai jamais imaginé mes parents danser comme ça. Pourquoi nous, malgaches, n'avions pas continué dans cette voie. Nous n'avions rien à envier aux Afro américains des années 70. Merci
@Ushabtii4 күн бұрын
cest pas malgache. cest l emission americaine soul train
@hugokalo674 күн бұрын
@@Ushabtii ah je me disais bien qu'il y avait quelque chose d'anormal. Je comprends mieux. C'est dommage...
@dood58710 ай бұрын
IZANY KA LEHILAHY ! 👍👍 TENA SOLOMBAVAMBAHOAKA 🦾🦾 TSYVITA NY AMPAHAN'io RN 44 io raha tsy NOTABATABAINA ISANANDRO !!! Ary ny ANTSASANY NO VITA fa tsy izy rehetra akory !!
@marrymarry882610 ай бұрын
Makasitraka hatrany tompoko
@josephinerasoarimalal297910 ай бұрын
Raha Tena lehilahy enao razapiera ka mitana ny teninao dia manantena anao izahay fa ahitanao hanao tsingolibatita @RN 44 fa vita tsara @fomba aran dalana izy io sady Tena manarampenitra ary hotokanana makotrokotroka afk andro vitsy ka ahona 😀😀😀 Zany matsy ny vava nataonao oe rah io RN44 io no vita izany dia manao tsingolibatita enao ka ahon???, ny vava tsy atao be ny hamerenana azy no sarotra
@samsungsamsung563211 ай бұрын
Tena grave be 😭😭
@apop377111 ай бұрын
Merci bcp nizara
@apop377111 ай бұрын
Misaotra betsaka
@apop377111 ай бұрын
Merci bcp nizara
@apop377111 ай бұрын
Misaotra betsaka
@apop377111 ай бұрын
Misaotra betsaka
@apop377111 ай бұрын
Misaotra betsaka
@rakotonirinanjakatahianjan428011 ай бұрын
Misaotra eee😊
@bannerbruce5618 Жыл бұрын
Voan ny sida izany izy sy Jaona ...akory atao
@bannerbruce5618 Жыл бұрын
Maro ny mihevitra fa reefa vazah dia hoe Andriana...maro tokoa ny vazah taranaka Andevo . Toy ireo vazah ao Europe andevon ny Viking . Frantsay andevo resin ny Anglisy
@bannerbruce5618 Жыл бұрын
Tsy voatery ho fotsy ihany ny Andriana. Ny Andriana avy any am foko Menabe tsy fotsy akory...fa izay mihevitra hoe fotsy daholo ny Andriana dia hevitra adala .