Tantara gasy - Raivo mpanota👉🏻👉🏻 RFM

  Рет қаралды 7,329

Gasy RAKOTO

Gasy RAKOTO

Күн бұрын

Пікірлер: 43
@hsjjuuueu-sr7do
@hsjjuuueu-sr7do Жыл бұрын
Mampalahelo 😪 izy 🇲🇬🇲🇬🇲🇬mianaka❤❤❤ sahiragna 👏👏😥😥
@AngelitaEdvige-ns3lf
@AngelitaEdvige-ns3lf 2 ай бұрын
Mankasitrak tompoko merci nizara
@jhennieandreah1688
@jhennieandreah1688 3 жыл бұрын
Ndriiiiiii mandria am-piadanana GABY,za mihaino avy tena nalahelo maheno fitantaran'i Nomenjanahary
@hantarajoelisolo3148
@hantarajoelisolo3148 2 жыл бұрын
Be resaka koa ilay mpanolotra hihihi
@angellahirene5938
@angellahirene5938 3 жыл бұрын
Present tompoko oo🙏🙏🇲🇬🇲🇬✌️🇰🇼🇰🇼💞💞💞💞
@marielesage1254
@marielesage1254 3 жыл бұрын
Misaotra sy mankasitraka anaro tompoko tegna mampalahelo be lay tantara, raha toa mitovy an"i Raivo Mpanota avy ny olombelona rehetra tsisy mpamonjy fa nahiliikilika tsy mety izany, aza adino ntsika lay teny ny Jesoa hoe aoka izay tsy manampahotana hitora- bato azy Misaotra betsaka tompoko miandry ny tantara vaovao indray e 😍😍❤❤
@jeannickclaudiahajazakasoa4457
@jeannickclaudiahajazakasoa4457 3 жыл бұрын
Mahavaky fo fa tena zava misy eny aminy fiaraha monina mihintsy zany Mirary fiononana feno ho any fianakaviana any Gaby Mankasitraka hatrany ho anareo rehetra mpanoratra sy mpilalao ao aminy RFM Mirary soa tompoko😘😘😘😘😘😘🙏🙏🙏🙏🙏
@marielesage1254
@marielesage1254 3 жыл бұрын
Toutes mes sincères condoléances @ la famille ny monsieur Gaby tegna mampalahelo be izy Mandriampiadanana Monsieur Gaby 😍😍
@enindratrerabellaursula7433
@enindratrerabellaursula7433 3 жыл бұрын
Mankasitraka indrindra sady mihaino tantara no mahavita asa
@juannarodlish3954
@juannarodlish3954 3 жыл бұрын
Tsar mandr da miandr rampits mafinaritr mihaino 🙏🙏❤❤💝💕misaotr atran
@justineflorancia474
@justineflorancia474 3 жыл бұрын
Misotra betsaka topoko ❤🥰🙏🙏🙏🇲🇬🇲🇬🇰🇼🇰🇼
@jocelyneletruong737
@jocelyneletruong737 3 жыл бұрын
Merci beaucoup Gasy Rakoto pour l'histoire et les détails sur la musique utilisée dans la vidéo ! Bravo à toute votre équipe !
@vivianeraminosoa2159
@vivianeraminosoa2159 3 жыл бұрын
Mamangy ny fahoriana ary mirary fihononana ho an'ny vady aman-janak' i Mr Gaby ary ny fianakaviana rehetra. 😥😥 Mampalahelo be ilay tantara.
@jhennieandreah1688
@jhennieandreah1688 3 жыл бұрын
Mankasitraka indrindra,vao hihaino
@haingotianaomega1746
@haingotianaomega1746 3 жыл бұрын
Misaotra be tsaka indrindra tompoko 😪😪😪🥲🥲🥲🙏🙏🙏
@hyaqht9
@hyaqht9 3 жыл бұрын
Misaotra betsaka topoko mirary ntontolo andro sambatra ho anareo jiaby mpilalao sy antsika rehetra mieno bonne journée
@elisearthemise6734
@elisearthemise6734 2 жыл бұрын
Tena mampalaelo nefa moha lalana andrasatsika rehetra n'y fafatesana koa eganie izy andry ampiadanana .
@juannarodlish3954
@juannarodlish3954 3 жыл бұрын
Mandria ampiadanana Gaby Mirary finona feno hoan fianakavin sy vad amanjanany 😢😢😢😢😢😢🙏🙏🙏🙏
@marieclaireaugustave2337
@marieclaireaugustave2337 3 жыл бұрын
Mampalahelo be oa ny tantara aoka zay tsy nanota taninareo no hitorambato azy hoy ny tompo Oa
@lu-cynthia5610
@lu-cynthia5610 3 жыл бұрын
Mankasitraka indrindra tompoko ô ❤❤🥰🥰 vo hiaino mintsy
@melissaideally861
@melissaideally861 3 жыл бұрын
Soavamandry daolo sika rhtr d manolotra ny fisaorana sy fankasitrahn feno ho anao Gasy Rakoto f efa tena ngoma n tantara RFM mints zahay f efa ela2 Zay d miandry ampilaminn d hiaino ampifalina rampitso d manolotra ny fisaorana sy fankasitrahn feno lalandv an mpanortr s'y ianareo mpilalao rhtr koa ndrindra ny RFM ; Mitoraka voninkazo ho anareo tompoko oo
@rasoarinetymarieflore3359
@rasoarinetymarieflore3359 Жыл бұрын
Marie flore
@jennyjean8107
@jennyjean8107 2 жыл бұрын
😂😆🤣🥴 Tena hitako ihany ny farany…Souvenir be ho ahy ity zavatra ity satria zah no nanao an’ilay rôle an’i Koto ahahhaha Misaotra betsaka indrindra
@sabrinamalalawartina2924
@sabrinamalalawartina2924 3 жыл бұрын
Tena mampalahelo be Mandria Ampiadanana ry Gaby
@sarahlanosy7769
@sarahlanosy7769 3 жыл бұрын
manahona tompoko azafady re mba mangataka tohiny tantara raivo panota re azafady
@princyanna2363
@princyanna2363 3 жыл бұрын
Mandria ampiadanana .Gaby 😭😥
@tovomahefartr4508
@tovomahefartr4508 3 жыл бұрын
kivy tanteraka aminareo mpamorona za satria otran olona ray irery no milalao any lay izy tena kivy za marina
@miangalyfinona8595
@miangalyfinona8595 3 жыл бұрын
Misaotra betsaka tompoko tena faly be vao ny ekipany Simon Nomenjanahary no mande
@mariejeannine6275
@mariejeannine6275 3 жыл бұрын
Misaotr betsak nizar
@chantalrannem3403
@chantalrannem3403 3 жыл бұрын
Ndrii!! 😭😢😢
@sittiarabbi6194
@sittiarabbi6194 4 ай бұрын
Ny mahagaga ahy fotsiny lay izy natao hoe Dekonina fa ts natao hoe zanak i masina maria Sa menatra nareo fa ireny milaza zanak i masina marie ireny de olo hitoerany tromba daholo ny ankamaroany
@samrasamra1208
@samrasamra1208 3 жыл бұрын
Mampalahelo de mirary fiononana feno hoany fianakaviagna ny Gaby sy vady amanjanaka nazy de hieno finaritra sady misaotra tompoko oo
@volasoarazanadraveloson2046
@volasoarazanadraveloson2046 3 жыл бұрын
Misaotra
@elisearthemise6734
@elisearthemise6734 2 жыл бұрын
Kito à tsy misy asa ratsy anaka ,n'y mamono olona s'y mangalatra no ratsy . Ireo tsy manaja s'y mitsikera koa no tena fositra , i Raivo Dia sokafo n'y baiboly milaza hoe ,izay tsy nanota taminareo no Oka hitorabato azy misaotra tompoko nizara
@gasykamanja6913
@gasykamanja6913 3 жыл бұрын
Dray fa nanina ko raivo no nanota 😂😂😂, d miandry ny fahotany raivo zany ko 😂
@mariesandrina150
@mariesandrina150 3 жыл бұрын
Mankasitraka topoko
@raharijaonahasina267
@raharijaonahasina267 3 жыл бұрын
Mankasitraka indrindra ❤️
@pamellamougin756
@pamellamougin756 3 жыл бұрын
Merci 😊
@yvettebeatrice472
@yvettebeatrice472 3 жыл бұрын
🙏🏽👍🏾🎧🥰🎧🥰🎧🥰🎧
@pisoupisou5160
@pisoupisou5160 3 жыл бұрын
Mba ohatrany ahoana ary ty fandrava ty refa hita mivantana eh. Otrany mahababo fo be lay feo
@juannarodlish3954
@juannarodlish3954 3 жыл бұрын
Zah kou ky mba manotan ampo hoe ahon rah hit mivatan i Simon Nomenjanahary ty fa hotr mahay miresk be mababo avy atran 🤣😂😂😂😂
@niryefavoadininiry38
@niryefavoadininiry38 3 жыл бұрын
Manao facebook ve ianao sa tsia raha manao ianao de jerevo fa hohitanao ao izy Simond Nomenjanahary Fandrava no anarany zay an
@Alesja_magdich
@Alesja_magdich 3 жыл бұрын
Matetika izy d olona tsara Fanahy sy tsotra fona izy am tantara ,d izay mintsy izy ,izy no mpanetana tam lamesa Papa Benedikt tany Madagaskar. D mba naita aho ,fa raha tsy izay d mba nanotany toa anao aho
HANDRAY SORONA 1 (Record fm) #gasyrakoto
1:17:27
Gasy RAKOTO
Рет қаралды 1,4 М.
Tantara gasy --- Akohovavy maneno.. 👉🏻 Tantara RFM #gasyrakoto
1:51:57
MAGIC TIME ​⁠@Whoispelagheya
00:28
MasomkaMagic
Рет қаралды 38 МЛН
This dad wins Halloween! 🎃💀
01:00
Justin Flom
Рет қаралды 63 МЛН
amazing#devil #lilith #funny #shorts
00:15
Devil Lilith
Рет қаралды 18 МЛН
ЛУЧШИЙ ФОКУС + секрет! #shorts
00:12
Роман Magic
Рет қаралды 25 МЛН
HÔTELIN'NY MATY (Tantara lava RDB)
1:04:36
D-aly
Рет қаралды 31 М.
JOYCE LYNE - ASA MBA HAINAO (Official Video 2024)
3:37
Joyce Lyne
Рет қаралды 11 М.
Safidy hatrany amboalohany : [Tantara Kolo fm] #gasyrakoto
1:22:12
Gasy RAKOTO
Рет қаралды 16 М.
mpamosavy
1:10:47
andry tiana rakotojaona
Рет қаралды 6 М.
TANTARA MALAGASY || NY VALIFATIKO - Fizarana 01  [R.D.B]
1:08:49
Orj' Lyrics
Рет қаралды 22 М.
Tantara malagasy (fiz1) - Tatao (Radio Feon'ny Mania)
1:44:20
Tahiana-Hasina
Рет қаралды 9 М.
MAGIC TIME ​⁠@Whoispelagheya
00:28
MasomkaMagic
Рет қаралды 38 МЛН