Miarahaba tompoko de misaotra sy makasitra indrindra mizara tantara ho anay ooo de miandry tantara vaovao indray zahay 😍😍😘😘
@nelsonmj85262 жыл бұрын
Mercie fa tena tsra b le tantara ary samy mahay mitazona ny rôle nareo rhtra😘😘😍😍❤
@madagascarmada84512 жыл бұрын
Manana aingam-panahy lalina le mpanoratra , 🤩🤩tena tsara
@AndoAndriamalala-fd6bc Жыл бұрын
Miasaotra nizara oooh ❤❤ tena tsara b le tatantara
@lopotitchaat54882 жыл бұрын
Quel histoire merci fa tsara ve🥰🥰🥰
@rovasoa2 жыл бұрын
Misaotra nizara🤩🙏🙋♀️🇲🇬🇲🇬
@apop3771Ай бұрын
Merci bcp
@bodorazafiarisoa41712 жыл бұрын
mankasitraka, tsara ny tantara, afaka anatsohahana lesona
@bodoandrianjohany17672 жыл бұрын
Misaotra betsaka fa afaka naheno ity tantara ity ihany, tsara be
@mapioun23172 жыл бұрын
Ndriiiiiiiiiii tsara b❤️❤️❤️
@marieangelineravololomboah631011 ай бұрын
Tsara , tena tsara , mahay ny mpilalao . Ankafiziko ny tantaran' ny mihaino ny Accem Radio
@mamanymayrah93012 жыл бұрын
Misaotra betsaka tompoko ooo
@emmarafaliarison95162 жыл бұрын
Mankasitraka hatrany oo
@haingotianaomega1746 Жыл бұрын
Meric boucoup 🤗♥❤💖
@user-iv8mx4gg8z2 жыл бұрын
𝗺𝗮𝗻𝗸𝗮𝘀𝗶𝘁𝗿𝗮𝗸𝗮 𝘁𝗼𝗺𝗽𝗼𝗸𝗼❤️❤️❤️👏👏👏
@olivoyaoliviya12562 жыл бұрын
Mankasitra 💪💖
@hantarajoelisolo31482 жыл бұрын
Merci Faly 😗 sy Christophe 😗ary ny équipe rehetra fa tsara ny tantara. Tiako b ilay anarana hoe Tandrify. Tsara ho anao zay ry Njaka ah taraiky ianao zay , lazaina fa Tandrify no mpamadika nefa ianao no tena lehilahy mampihomehy b 😅😅😅
@miharimanjakaoceanerakoton26122 жыл бұрын
5h y me han
@miharimanjakaoceanerakoton26122 жыл бұрын
4horas y me gustaría gustaría nos
@ahmedhahmedh18182 жыл бұрын
Mankasitr ee
@ianjaramanitrarivo46662 жыл бұрын
Tena tsara ny tantara
@andrymihajanyhasiniainajac96312 жыл бұрын
Tena tsara mankasitraka tompoko !!!!
@lilydaubec62982 жыл бұрын
Misaotra ny mpizara
@stenerakoto28702 жыл бұрын
Misaotra e,Lasa daka be tsy daka mandrivorivo tsony
@jeddiamira8791 Жыл бұрын
Misaotra indrindra fa tena tsara be lay tantara nisava mitsy ny torimasoko
@sidonie67642 жыл бұрын
🤣🤣🤣🤣🤣🤣💔💔💔💔💔💔 mankasitraka indrindra re Tompoko O💔💔💔💔💔💖💖💖💖💖💖💖💓🇲🇬🇲🇬💖💖💖💖💖💖💖🇰🇼🇰🇼💖💖💖💖💖💖💖💖