No video

Tantara malagasy 104 FM - Ny zanako

  Рет қаралды 12,747

Tahiana-Hasina

Tahiana-Hasina

Күн бұрын

Radio Ambassadeur

Пікірлер: 29
@aikomarhy2829
@aikomarhy2829 4 жыл бұрын
Tantara tena zava-misy io, Misaotra betsaka Tompokô, ekeko fa misy ny indro kely fa ny manao zavatra tsy mora ré. Mirary soa hatrany ê
@elisearthemise6734
@elisearthemise6734 Жыл бұрын
Vola o hatraiza moha n'y fetra 😄🙏
@malala06andrian98
@malala06andrian98 4 жыл бұрын
Bjr e.. Tsara le tantara, fa ny indro be fotsiny 'mikorontana be le izy, miverimberina be.. Tsy mande aminy ze tena tokony ho izy.' mila jerena kely eo aminy lafiny zay zavatra zay
@nomena-rinah7882
@nomena-rinah7882 4 жыл бұрын
Ny montage nanaovako azy no ts nety
@gislainebachasse6482
@gislainebachasse6482 Жыл бұрын
Tena pro ireo f' aza bé critique fotsiny e! Tena naturel bé n'y filalaovan- dreo tantara fa tsy Mila sentiments, vie quotidienne no ampitainy
@malala06andrian98
@malala06andrian98 Жыл бұрын
@@gislainebachasse6482 sûr mintsy ee 😁😁, Eva ihany ty 🤣😂
@ndrianjaramanamilanto
@ndrianjaramanamilanto 2 ай бұрын
Misaotra nizara
@marielesage370
@marielesage370 4 жыл бұрын
Misaotra betsaka ❤❤ anareo tompoko fa tsara ny zanaka e mankasitraka anareo tompoko 😍😍
@mireillemadeleine2354
@mireillemadeleine2354 4 жыл бұрын
Mikorotana be zan tantara zan tsy haiko n andraisana az, tsy haiko na ilay mpilalao no tsy mahay na ilay mpanoratra no bola vao mianatra fa tena tsy haiko zay tena andraisana az Isaorana bdb ny mpandefa tantara aloh e 1 ny mandray feo sy manatotosa aloh de nul 2 le mpilalao tsy haiko n andraisana az 3 le mpanoratra tsy hainy tsar ny mandrindra ilay tantara soratany tsara mianatra any @ Christophe, Faly, Synese zareo ny vavy mo de mila miresaka @ mdm Anjarliva sy Vanitsoa ireo mahay tsara
@fara504
@fara504 4 жыл бұрын
Mankasitraka ny mpamelona ny tantara. Eh mba misy mitsinjo ny zaza sembana. Misaotra an 'i Jesosy tompo!Enga anie mba tsy ho tantara fotsiny
@mariachantale8760
@mariachantale8760 4 жыл бұрын
Bjr njai nareo . De msaotra atranyyy ❤🎧🙋‍♀️
@rannieclaudia
@rannieclaudia 4 жыл бұрын
Salama daholo o! Mankasitraka ,vo hiaino mihintsy
@marielesage370
@marielesage370 4 жыл бұрын
Mamy ny zanaka e ❤❤
@naominirina4853
@naominirina4853 4 жыл бұрын
Velona ry Julien tia raha bôjo
@elisearthemise9881
@elisearthemise9881 4 жыл бұрын
Misaotra betsaka tompoko nizara
@sidoniejuster9119
@sidoniejuster9119 4 жыл бұрын
Mankasitraky indrindra Tompoko o!
@mariellaferinande7953
@mariellaferinande7953 4 жыл бұрын
Mankasitra ô!
@mialyornella582
@mialyornella582 4 жыл бұрын
Film compler
@lavieestbelle9883
@lavieestbelle9883 4 жыл бұрын
Bjr, misaotra @ tantara vao2. Hihaino alo. Bnjrneee
@poudjaham1110
@poudjaham1110 4 жыл бұрын
Tss azokw sad miverimberin be
@kokiaa3222
@kokiaa3222 4 жыл бұрын
Mankasitraka Tompoko
@esthererandriamamonjy900
@esthererandriamamonjy900 4 жыл бұрын
Mankasitraka tompoko
@lyndaepiphanie3132
@lyndaepiphanie3132 4 жыл бұрын
Misaotra nizara e
@sidoniejuster9119
@sidoniejuster9119 4 жыл бұрын
Mankasitraky indrindra Tompoko o!
@mampiononamampionona1751
@mampiononamampionona1751 4 жыл бұрын
Tantara valamaty ko ty mamoronabe lotra
@miorarazanamanana392
@miorarazanamanana392 4 жыл бұрын
Ratsy lotra mifangarongaro be rsit ze oraisina
@nomena-rinah7882
@nomena-rinah7882 4 жыл бұрын
Ny montage nanaovako azy no ts nety
@raizakuwait4535
@raizakuwait4535 4 жыл бұрын
Miora Razanamanana mb mahaiza mankasitrka , Enao ar tsy mahay otrany zao 😠
@user-vv2sf4rg8x
@user-vv2sf4rg8x 4 жыл бұрын
Misaotra be tsaka
Tantara malagasy 104 FM - LALAN-DRIRININA
51:59
Tahiana-Hasina
Рет қаралды 9 М.
VALIFATY TSY NAMPOIZINA: [Antsiva Radio] #gasyrakoto
1:13:44
Gasy RAKOTO
Рет қаралды 8 М.
Happy birthday to you by Tsuriki Show
00:12
Tsuriki Show
Рет қаралды 12 МЛН
小丑把天使丢游泳池里#short #angel #clown
00:15
Super Beauty team
Рет қаралды 47 МЛН
Lova tsy mirindra  - 104 FM
55:48
Tahiana-Hasina
Рет қаралды 2,1 М.
Rabefandeferana fiz 1:[Aceem Radio] #gasyrakoto
1:01:48
Gasy RAKOTO
Рет қаралды 10 М.
Tantara malagasy TOP RADIO - Rainibedaorokeliko
42:06
Tahiana-Hasina
Рет қаралды 12 М.
Tantara malagasy - Molo-bilàny (104 FM)
1:01:17
Tahiana-Hasina
Рет қаралды 2,5 М.
Tantara malagasy RNM - Ilay vinanto nandrandraiko
55:40
Tahiana-Hasina
Рет қаралды 28 М.
Tantara malagasy - ILOMBIANDOHA (104 FM)
59:25
Tahiana-Hasina
Рет қаралды 3,7 М.
Tantara malagasy - Baraingo (104 FM)
58:03
Tahiana-Hasina
Рет қаралды 3,5 М.