No video

Tantara malagasy ACEEM Radio - Baiboly mainty

  Рет қаралды 29,832

Tahiana-Hasina

Tahiana-Hasina

Күн бұрын

ACEEM RADIO

Пікірлер: 33
@aikomarhy2829
@aikomarhy2829 4 жыл бұрын
Ela izay fa tonga ihany ilay tantara niandrasana ê! tena falibe hihaino azy avy hatrany. Misaotra ry Aceem Radio😊 ny lohanteny 🤔💒. INONA NO TENA LOKONY BAIBOLY Ê😂😊😘
@marielesage370
@marielesage370 4 жыл бұрын
Misaotra betsaka ❤ anaro tompoko fa tena mampalahelo be lay tantara miandry ny tantara vaovao indray 😍 mankasitraka anareo tompoko 😍
@sidoniejuster9119
@sidoniejuster9119 4 жыл бұрын
Mankasitraky indrindra Tompoko fa tena afapo miheno ny talenta vaovao fona izahay e!
@oldara9836
@oldara9836 4 жыл бұрын
Bjr oo ,mihaino tantara vao maraina,misaotra betsaka anareo oo🌷🌷
@ranaivoharisoazaratianaodi846
@ranaivoharisoazaratianaodi846 4 жыл бұрын
tsy de hitako loatra ze dikanle tantara!! lany ny fotoanako!! kkkkk! na izany aza misaotra ee
@odilehuchet7241
@odilehuchet7241 4 жыл бұрын
Misy marina a
@gabriellahdoms3783
@gabriellahdoms3783 4 жыл бұрын
Na za koa tsy de mahazo le tena marina @le izy
@andryrafanomezantsoa9510
@andryrafanomezantsoa9510 4 жыл бұрын
Mikorontana be ôtry ny eny Isotry le tantara
@augustemovrel1140
@augustemovrel1140 4 жыл бұрын
Misaotra anao nizara Nomena-Rinah. Fa Ilay tantara aloha toa tsy milamina izany no fihainoako azy.
@lahatravolana755
@lahatravolana755 4 жыл бұрын
Tena marina fa mikorontana be le tantara mila fiofanana
@mireillemadeleine2354
@mireillemadeleine2354 4 жыл бұрын
Mijery commentaires avy eo mi abonné de manao j'aime de mihaino de mi coms kely misaotra nizara o
@tsinjonavalona9564
@tsinjonavalona9564 Жыл бұрын
Kllook
@TojonirinaTojo
@TojonirinaTojo 2 ай бұрын
Milay kosa an
@raharimalahortensia9104
@raharimalahortensia9104 4 жыл бұрын
otrany tsy itako le tena voto atiny le tantara
@meryfitiavana70
@meryfitiavana70 4 жыл бұрын
Tena tss aina mitsy ilay tantara . Nefa ndrek mankasitrak eh!
@safidy6782
@safidy6782 4 жыл бұрын
Misaotra betsaka e,afak'andro mintsy
@mamymamy3413
@mamymamy3413 4 жыл бұрын
Misaotra betsaka ee
@iavotriniainanasolonomenja1761
@iavotriniainanasolonomenja1761 4 жыл бұрын
tsara be fa tokony natao nvady ihany i Malala sy Aro refa le am farany,
@lahatravolana755
@lahatravolana755 4 жыл бұрын
Mikororana be le tantara tsisy loha tsisy vodiny. Tsy arakarakany lohateniny
@arivnana9474
@arivnana9474 4 жыл бұрын
Marina mihitsy zany. Tsisy azo raisina
@harynyainarinanasaina1906
@harynyainarinanasaina1906 4 жыл бұрын
Misaotra anareo ko fa mba maheno izahay aty ampita aty na d ts direct intsony aza,thx so match
@mariachantale8760
@mariachantale8760 4 жыл бұрын
Bjr njai nareo . De mankasitraka nanome 🎧❤🙋‍♀️
@anjaranaivo492
@anjaranaivo492 4 жыл бұрын
Mankasitraka tompoko 😍
@solofoaina6031
@solofoaina6031 4 жыл бұрын
Tena tsy misy varany ilay tantara fa misavoritaka ne
@nasarilala9171
@nasarilala9171 4 жыл бұрын
Mankasitraka nizara
@SabRina-cd2rg
@SabRina-cd2rg 4 жыл бұрын
Bnjr !! Mankasitrak sahad ô
@mariellaferinande7953
@mariellaferinande7953 4 жыл бұрын
Mankasitraka Tompoko ô!
@miorarazanamanana392
@miorarazanamanana392 4 жыл бұрын
Tsitako lotra ze raisina @le tantara
@esthererandriamamonjy900
@esthererandriamamonjy900 4 жыл бұрын
Mankasitraka tompoko
@aniscanirina8972
@aniscanirina8972 4 жыл бұрын
🤙
@rannieclaudia
@rannieclaudia 4 жыл бұрын
Mankasitraka o
@ianjaramanitrarivo4666
@ianjaramanitrarivo4666 4 жыл бұрын
Ratsy
Tantara malagasy ACEEM RADIO - Ilay lakroa mainty
1:09:30
Tahiana-Hasina
Рет қаралды 22 М.
Tantara malagasy RECORD FM - Hovitrovitra
1:44:47
Tahiana-Hasina
Рет қаралды 38 М.
ROLLING DOWN
00:20
Natan por Aí
Рет қаралды 11 МЛН
Zombie Boy Saved My Life 💚
00:29
Alan Chikin Chow
Рет қаралды 26 МЛН
Can This Bubble Save My Life? 😱
00:55
Topper Guild
Рет қаралды 84 МЛН
PEDRO PEDRO INSIDEOUT
00:10
MOOMOO STUDIO [무무 스튜디오]
Рет қаралды 16 МЛН
TODY - Tantara an'onjampeo malagasy
1:03:05
Tantara an'onjampeo malagasy
Рет қаралды 42 М.
Ny ela maha ray ny roa: Tantara Malagasy #gasyrakoto
1:04:01
Gasy RAKOTO
Рет қаралды 6 М.
SIAKAN'NY FANAHY ( Tantara nosoratan'i RADO ANDRIANIAINA ) 2024
1:15:08
Avy any Amparalalina: Tantara Aceem #gasyrakoto
1:10:34
Gasy RAKOTO
Рет қаралды 14 М.
VOVOKA MAINTY 🌑 - Tantara an'onjampeo malagasy
1:22:26
Tantara an'onjampeo malagasy
Рет қаралды 40 М.
Tantara malagasy RECORD FM - Lakolosy farany
1:19:06
Tahiana-Hasina
Рет қаралды 21 М.
Nofaizin'ny maty - Tantara an'onjampeo malagasy
1:21:50
Tantara an'onjampeo malagasy
Рет қаралды 46 М.
RAMAINTIMASO (Tantara lava Kolo FM)
1:07:23
D-aly
Рет қаралды 4,6 М.
A V E L O . TANTARA MALAGASY MAMPATAHOTRA
1:58:06
Malagasy
Рет қаралды 29 М.
Tantara malagasy ACEEM RADIO - Kely antitra
1:05:38
Tahiana-Hasina
Рет қаралды 31 М.
ROLLING DOWN
00:20
Natan por Aí
Рет қаралды 11 МЛН