Tantara Malagasy - ANDRO MIDITRA sa VALIN'NY NATAO (Tantaran'ny Radio RDB) Tantara Indray Mihaino

  Рет қаралды 2,485

SARY MIHETSIKA / Web TV

SARY MIHETSIKA / Web TV

4 ай бұрын

ANDRO MIDITRA SA VALIN'NY NATAO
Tantaran'ny Radio Don Bosco
Rafaly dia olona mpanankarenaa sady nanana Orinasa iray izay, nanao tsinotsinona ireo mpiasa madinika rehetra tao amin'ny Orinasany sy ny Fianakaviany ary ny mpiara-monina taminy. Nisy tovolahy iray niasa tao amin'ny orinasany, i Rado no anaran'io tovolahy io, tena olona nazoto niasa tsara izy saingy niaran'ny tsindry hazo lena ko aka voaroaka. Fanampin'izany koa anefa taty aoriana dia nanakarama olona hamono an'i Rado i Setra zanak'i Rafaly satria fantany fa i Rado no miaraka amin'ny Seheno anabaviny.
Tsy maty anefa i Rado na dia efa noheverin'i Setra fa efa maty aza. Nisy tovovavy iray sendra nandalo nanavotra an'i Rado ary lasa mpivady mihitsy aza satria i Rado sy i Seheno rahateo efa tsy niaraka intsony. Indray andro, maty ny vadin'i Rafaly, izy telo mianaka ihany anefa no nanatrika izany razana izany satria mbola tsy niova toetra ihany i Rafaly. Noho ny tandrevaka nataon'i Setra dia may tao an-tranony ilay razana.
Tatnara nosoratan'i Vetson'Iarilala na Rambolasoa Henri Lalaina
Tantara nolalaovin'i Rakoto, Faly, Synèse, Alrivah, Niravo ary Antsa
Nandray Feo : Tovo Razanamamonjy
Nanatontosa : Bruno Rakotomalala
Araho tsy tapaka ny chaîne KZbin ntsika
#sarymihetsika
#tantara
#andromiditra
#valinynatao

Пікірлер: 6
@andreahjhennie2080
@andreahjhennie2080 4 ай бұрын
Misaotra ny mpanoratra & mpilalao ary ny nizara , misy hakana lesona tsara mihitsy 🎧😍🇲🇬❤️🇱🇧
@marielesage1254
@marielesage1254 4 ай бұрын
Misaotra sy mankasitraka ary mankatelina miandry ny tantara vaovao indray ❤😂😘🙏🏻🙏🏻🙏🏻🙏🏻
@BenjaminLuciano-wx3wr
@BenjaminLuciano-wx3wr Ай бұрын
Misaotra tompo koô 🙏🙏🙏
@BenjaminLuciano-wx3wr
@BenjaminLuciano-wx3wr Ай бұрын
Misaotra betsaka tompo ko ô 🙏🙏
@SANDRAHSANDRAH-si4ql
@SANDRAHSANDRAH-si4ql 20 күн бұрын
Valiny natao ihany, manaova ny tsara ihany fa tsy fantatra ny avoakany ampitso, mankasitraka indrindra fa misy lesona be
@BenjaminLuciano-wx3wr
@BenjaminLuciano-wx3wr Ай бұрын
Misaotra tompo koô 🙏🙏🙏
Tantara Malagasy - VEROMANITRA (Tantaran'i Radio Don Bosco) Tantara indray miseho
1:07:50
I CAN’T BELIEVE I LOST 😱
00:46
Topper Guild
Рет қаралды 74 МЛН
Wait for the last one! 👀
00:28
Josh Horton
Рет қаралды 124 МЛН
The day of the sea 🌊 🤣❤️ #demariki
00:22
Demariki
Рет қаралды 95 МЛН
Универ. 13 лет спустя - ВСЕ СЕРИИ ПОДРЯД
9:07:11
Комедии 2023
Рет қаралды 6 МЛН
ANATRA sy LESONA 1 (Tantara lava Record FM)
51:26
D-aly
Рет қаралды 10 М.
Tantara malagasy ACEEM RADIO - Ilay lakroa mainty
1:09:30
Tahiana-Hasina
Рет қаралды 22 М.
ANDRO MIDITRA SA VALIN'NY NATAO (Tantara lava RDB)
1:08:45
TODIN-DRÀ LATSAKA (Tantara lava RDB)
1:03:25
D-aly
Рет қаралды 11 М.
Vavolombelon’ny lasa: [Aceem Radio] #gasyrakoto
1:31:57
Gasy RAKOTO
Рет қаралды 9 М.
Tantara Malagasy - TSINDRIN-JAVATRA (Tantaran'ny Radio RTA) Tantara Indray Mihaino
1:06:07
Tantara Malagasy - AMBOHINAVELA (Tantaran'ny Radio RDB) Tantara Indray Mihaino
1:46:52
Tantara Malagasy - NITSANGANA NY MATY (Tantaran'i RDB) Tantara indray mihaino
1:54:25
SARY MIHETSIKA / Web TV
Рет қаралды 1,1 М.
Ankasoparana 👉🏻👉🏻 Tantara RDB #gasyrakoto
1:04:55
Gasy RAKOTO
Рет қаралды 36 М.
I CAN’T BELIEVE I LOST 😱
00:46
Topper Guild
Рет қаралды 74 МЛН