No video

Tantara Malagasy - HARENAN'I RAMATAHORA (Tantaran'ny Radio RDB) Tantara Indray Mihaino

  Рет қаралды 5,806

SARY MIHETSIKA / Web TV

SARY MIHETSIKA / Web TV

Күн бұрын

HARENAN'I RAMATAHORA
Atolotr'i Radio Don Bosco
Mpinamana niara-nianatra tany Antananarivo i Tovo sy Dera ary Seheno, nampan-kevitra ny hiala sasatra any amin'ny toerana niavian'i Dera izay misy ny ray aman-dreniny. I Dera sy Seheno dia mpifankatia ary manana fikasàna ny hivady. Noraisin'ny ray niteraka an'i Dera tamin'ny hafaliana izy telo mianadahy. Nisaram-panambadiana i Tovo, naneho fahavononana hanampy azy amin'ny fitadiavam-bola hivelomana ny rain'i Dera, ary nanampy azy koa ity farany.
Misy fikambanan-jiolahy mikendry ny handroba ny harenan'ireo mpiray tanàna amin'i Dera sy ny rainy. Nandeha nitsangatsanga izy telo indray andro, ala matevina no nitsofohan'izy ireo, diso lalana ry zareo rehefa hivoaka ny ala ary tojo fahasahiranana. I Ramatahora mpimasy no kendren'ireo dahalo ho robaina noho io rangahy io mpanefoefo, mpangoron-karena, mpambotry ny fiaraha-monina. Tafatsoaka niaraka tamin'ny vady aman-janany anefa Ramatahora na nisy aza ny fanafihana. Tonga nitady famonjena tao amin'i Dera ry Ramatahora rehefa nitsaoka avy any amin'ny ady tamin'ireo dahalo, nitondra ny harena toa ny volamena...
Mpanoratra : Soza Marie Yollande
Mpilalao :
Holy
Faly
Synèse
Régis
Bruno
Eric
Rakoto
Nandray feo : Tovo Razanamamonjy
Mpanatontosa : Anjahariliva
Tantaran'i Radio Don Bosco
Tantara indray mihaino

Пікірлер: 1
@bannerbruce5618
@bannerbruce5618 5 ай бұрын
Ratsy fiafara izany Ramatahora. Ramatahora azo oharina am mpangoron karena. Dia ireo olomaro mpanenjika an i Ramatahora no vahoaka...sa tsy mety ny hevitro.
Tantara Malagasy - ONTSA (Tantaran'ny Radio RDB) Tantara Indray Mihaino
1:20:06
SARY MIHETSIKA / Web TV
Рет қаралды 1,3 М.
SPONGEBOB POWER-UPS IN BRAWL STARS!!!
08:35
Brawl Stars
Рет қаралды 20 МЛН
Schoolboy Runaway в реальной жизни🤣@onLI_gAmeS
00:31
МишАня
Рет қаралды 3,9 МЛН
这三姐弟太会藏了!#小丑#天使#路飞#家庭#搞笑
00:24
家庭搞笑日记
Рет қаралды 73 МЛН
Tantara Kolo fm: NINIANA NATAO #gasyrakoto
1:10:32
Gasy RAKOTO
Рет қаралды 13 М.
ANATRA sy LESONA 1 (Tantara lava Record FM)
51:26
D-aly
Рет қаралды 11 М.
Tantara Malagasy - ONJAM-PIAINANA (Tantaran'ny Radio RDB) Tantara Indray Mihaino
1:12:09
#tantara: Andolom-potsy: tantara Radio Plus
1:01:32
Gasy RAKOTO
Рет қаралды 6 М.
MAMELÀ NY HELOKO Fiz.1 (Tantara lava RDB)
59:56
D-aly
Рет қаралды 3,2 М.
MISTERIN'ILAY EFITRA TELO. tantara ny kolo fm
1:14:19
Malagasy
Рет қаралды 18 М.
Tantara malagasy - Toly  fizarana voalohany (Radio Don Bosco)
1:00:18
Tahiana-Hasina
Рет қаралды 14 М.
RATRAM-PITIA (Tantara lava RDB)
36:22
D-aly
Рет қаралды 7 М.
Tantara Malagasy   HIAKAN JAZAVAVY Tantaran'ny Radio RDB Tantara Indray Mihaino
1:03:42
TANTARA MALAGASY - Ahy izany fa tsy anao
1:12:33
E-Vaovao
Рет қаралды 9 М.