No video

Tantara Malagasy - VALIFATIN'NY MATY (Tantaran'ny Radio RDB) Tantara Indray Mihaino

  Рет қаралды 17,608

SARY MIHETSIKA / Web TV

SARY MIHETSIKA / Web TV

Күн бұрын

VALIFATIN'NY MATY
Tantaran'i Radio Don Bosco
Mpirahavavy i Rojo sy i Lisy, ka itsy farany no zandriny. I Lisy dia tovovavy nazoto nandranto fianarana ka tsy nitandro hasasarana ny reniny nitady lalana hampianarana azy. I Lisy dia tovovavy sariaka, tia mifandray aman'olona, tsara tarehy. Nisy olana teo amin'izy roa vavy satria nampirafy an'i Rojo zokiny tamin'i Lisy ny vadiny antsoina hoe Tovo. Nandefitra tamin'ny fahadisoana nataon'i Tovo sy i Lisy i Rojo zokiny. Nahazo vady ihany i Lisy dia i Tojo, anefa mbola miaraka miafina ihany i Tovo sy i Lisy. Misafotofo ny tantara ary mihezaka mamaha ny olana misy i Rojo sy ny reniny. Nihafara tamin'ny fahafatesan'i Rojo ny aretim-po nahazo azy, ary namaly faty ny fanahiny...
Mpanoratra : RAKOTONDRAFARA Jean Paul
Mpilalao : Fetra-Sarobidy, Le Mec, Vanintsoa, Niravo, Holy, Salohy
Nandray feo sy nanatontosa : Tovo Razanamamony sy Holisoa
Tantara RDB
Tantara indray mihaino
Tantara mampatahotra
Tantara malagasy

Пікірлер: 10
@sylviamada
@sylviamada Ай бұрын
misaotra tompoko fa tena tsra be le tantara ee❤❤
@enindratrerabellaursula7433
@enindratrerabellaursula7433 Ай бұрын
Merci beaucoup
@marielesage1254
@marielesage1254 5 ай бұрын
Mankasitraka sy mankatelina anaro tompoko fa mahafinaritra be lay tantara miandry ny tantara vaovao indray ❤❤❤❤❤❤❤❤❤
@apop3771
@apop3771 6 ай бұрын
Merci bcp nizara
@corna8495
@corna8495 5 ай бұрын
Mankasitraka fona ee 🇲🇬 🎧 🇰🇼
@egridavinah345
@egridavinah345 5 ай бұрын
Misaotra betsak topoko❤❤❤
@ravelonoromariaangela2987
@ravelonoromariaangela2987 5 ай бұрын
Misaotra nizara e,
@vivianeraminosoa2159
@vivianeraminosoa2159 5 ай бұрын
Misaotra nizara na dia efa nandeha aza!!
@user-lc5cv9fu5g
@user-lc5cv9fu5g 5 ай бұрын
Mankasitraka fa tsara fôna ny RDB
@rovasoa
@rovasoa 5 ай бұрын
Misaotra nizara oo🥰🙋‍♀️🇲🇬
Tantara Malagasy - MIFAMENO (Tantaran'ny Radio RDB) Tantara Indray Mihaino
1:16:15
SARY MIHETSIKA / Web TV
Рет қаралды 6 М.
Tantara Malagasy - ANJARA MASOANDRO (Tantaran'i Radio Plus) Tantara indray miseho
1:03:35
а ты любишь париться?
00:41
KATYA KLON LIFE
Рет қаралды 3,6 МЛН
女孩妒忌小丑女? #小丑#shorts
00:34
好人小丑
Рет қаралды 83 МЛН
Tantara RDB: FITARATRA #gasyrakoto
1:14:32
Gasy RAKOTO
Рет қаралды 26 М.
TANTARA MALAGASY -  Ankarahara
1:02:08
E-Vaovao
Рет қаралды 8 М.
ILAY TENA TIA (Tantara lava Radio Plus)
1:12:32
D-aly
Рет қаралды 7 М.
Tantara Malagasy - FITARATRA (Tantaran'i Radio Don Bosco) Tantara indray miseho
1:16:11
HÔTELIN'NY MATY (Tantara lava RDB)
1:04:36
D-aly
Рет қаралды 26 М.
FITIAVANA SY FITSERANA: [Rdb] #gasyrakoto
57:30
Gasy RAKOTO
Рет қаралды 14 М.
Tantara Malagasy   HIAKAN JAZAVAVY Tantaran'ny Radio RDB Tantara Indray Mihaino
1:03:42
TANTARA MAMPATAHOTRA RDB TRANOMAINTY NA ANDROVALOLO
1:13:29
Le Lémurien Web TV
Рет қаралды 56 М.