Avitana zavatra ts fanao mihintsy ty resaka fitiavana ty ka,misaotra betsaka nizara tantara hoanay ôo ❤❤🙏🙏🇲🇬🇲🇬🇰🇼
@ttrecordsstudio73943 ай бұрын
Mankaleobe otrany le manao tsianjerybe reny sady asina mihira 😂😂😂
@arivnana94744 жыл бұрын
Ry mpilalao tantara o ! Mila formation be ianareo!!!!
@Tenamarina4 жыл бұрын
Marina ny voalazanao. Tsy misy aim panahy fa lasa hoatran'ny mamaky boky. Mila ampiadanina ny fiteny indrindra rehefa mieritreritra. Raha afaka mamaky haingana, afaka mamaky miadana manisy aim-panahy. Izy roalahy indraindray mifanao ialahy, indraindray isé. Ezaka kely izany dia ho lavorary any aoriana. Maneke tsikera raha te hanana ny tsara
@Lala-t5d5k11 ай бұрын
Tantara tsisy raisina,merci quand même 😂
@waellahkiffeuse3994 жыл бұрын
Tsara kosa kou😍😍
@fenoguerlavais54664 жыл бұрын
ai ve ndry io e, mota😜,mis mp nalefako any @insta
@waellahkiffeuse3994 жыл бұрын
@@fenoguerlavais5466 😂😂😂😂
@fenoguerlavais54664 жыл бұрын
@@waellahkiffeuse399 ndry ts ita tsn ko
@waellahkiffeuse3994 жыл бұрын
@@fenoguerlavais5466 ,Ato sisa tsika 2 no tafahona
Safidy voasompatra no lohateny nolazain'ilay mpanolotra tany amboalohany
@hantarajoelisolo31484 жыл бұрын
Ok merci ooo désolée fa tsy naheno
@francoisefontaine8974 жыл бұрын
Safidy vaosompatra
@Tenamarina4 жыл бұрын
Tokony ho tsara fa tsy misy aim panahy fa lasa hoatran'ny mamaky boky. Mila miadana ny fiteny indrindra rehefa mieritreritra. Raha afaka mamaky haingana, afaka mamaky miadana manisy aim-panahy. Izy roalahy indraindray mifanao ialahy, indraindray isé. Ezaka kely izany dia ho lavorary any aoriana. Maneke tsikera raha te hanana ny tsara. (Critique constructive hoy ny frantsay fa tsy be fahatany)
@kumarimarthin13462 жыл бұрын
🎄🎄🎄🎄🎄
@marielesage3704 жыл бұрын
Misaotra betsaka ❤ tompoko 😍 fa mahafinaritra lay tantara 😍 miandry ny tantara vaovao indray 😍
@soavinafamatanatsoa70484 жыл бұрын
Misaotra betsaka nizara elaela tsy naheno tantara
@domoinarafanomezantsoa17174 жыл бұрын
Rapide be lotra le pilalao tena otran maika be miteny tsis point tsis virgule. Tsy miaina le tantara mintsy fa mamaky be fotsiny sady malaky be
@fenoguerlavais54664 жыл бұрын
misaotra sahady nizara fa vo hiaino, aona tsy mahazo notification nefa efa abonné.