Tantara RNM ahenoana ny feon'i Vahandanitra - Divorce tsy nilam pitsarana

  Рет қаралды 9,621

Vahindanitra #alefa_1000_abonnés

Vahindanitra #alefa_1000_abonnés

3 жыл бұрын

#Alefa_1000_Abonnés
Andrarezin'ny mpanao TANTARA tao amin'ny RNM FAHINY no hilalao ity tantara atolotra anareo ity..
Nampitondraina ny lohateny hoe:
"Divorce" Tsy nilàm-pitsarana
Nosoratan'ny Simon A.R
1-Joeline no _👉Miarisoa
2- Clotilde no _👉Bako
3- Solofo José no _👉Randria
4- Naina Rabearivony no _👉Hery
5- Vahandanitra no _👉Rajaona
6- Victor Lala no _👉Rabenoro
7- Rasolofo Lala no _👉Rasedy
#Mpandray_feo:
-Venance Rasamimanana
#Nandrindra_sy_nanatontosa:
-Alice Rasolozafy
Mahazoa fahafinaretana eo ampihainoana ô.

Пікірлер: 15
@ndrianjaramanamilanto
@ndrianjaramanamilanto 5 күн бұрын
Misaotra nizara
@razanamahefahanitriniaina6819
@razanamahefahanitriniaina6819 3 жыл бұрын
Bola hafa mihits misy Vahandanitra❤️
@Vahindanitraalefa__abonnes
@Vahindanitraalefa__abonnes 3 жыл бұрын
aza adino ny mizara sy mi abonné am chaîne antsika 😊
@volamarinavolany8846
@volamarinavolany8846 3 жыл бұрын
Mankasitraka tompoko 🥰🥰♥️♥️
@nrras788
@nrras788 3 жыл бұрын
Tena hafa mihitsy ny maheno tantara lalaovin'ireo mpilalao taloha. Tena hoe mahay. Na izany na tsy izany koa nefa efa betsaka ny mpilalao mampite- hihaino amzao. Misaotra ny nizara fa afa-po e!
@pamellamougin756
@pamellamougin756 3 жыл бұрын
Misaotra e😊
@vivianeraminosoa2159
@vivianeraminosoa2159 Жыл бұрын
Misaotra nizara na dia efa heno aza!!
@perpetueraharisoa1888
@perpetueraharisoa1888 3 жыл бұрын
Mankasitraka nizara tompoko
@rinnalaurette2859
@rinnalaurette2859 3 жыл бұрын
Hafa mihintsy vahandanitra, misaotra nizara ❤️❤️🙏🙏
@florencedelvert2780
@florencedelvert2780 2 жыл бұрын
Misaotra hatrany @fizarana tompoko 🙏
@andrianajalalao8891
@andrianajalalao8891 2 жыл бұрын
Iza no anaran'ilay mpilalao mitondra ny anarana hoe "Harisoa" mahasondriana ny feony.
@Vahindanitraalefa__abonnes
@Vahindanitraalefa__abonnes 2 жыл бұрын
aza adino ny mi abonné am chaîne :) 🙏🏽
@andreahjhennie2080
@andreahjhennie2080 6 ай бұрын
🎧😍🇲🇬❤️🇱🇧
@ainajeannetterojomampihava3971
@ainajeannetterojomampihava3971 Жыл бұрын
Afaka mahazo ny anaranireo mpanao tantara ve? Mankasitraka tompoko
@Vahindanitraalefa__abonnes
@Vahindanitraalefa__abonnes 3 жыл бұрын
Aza adino hatrany ny mi- abonné am chaîne antsika. Hanatratra 1000 abonnés no tanjona hiarahantsika. Mihainoa finaritra #Alefa_1000_abonnés
Tantara RDB - Vovon-tsakay
1:20:26
Vahindanitra #alefa_1000_abonnés
Рет қаралды 7 М.
Anjara nahafanina: Tantara RNM #gasyrakoto
1:06:21
Gasy RAKOTO
Рет қаралды 12 М.
Hot Ball ASMR #asmr #asmrsounds #satisfying #relaxing #satisfyingvideo
00:19
Oddly Satisfying
Рет қаралды 22 МЛН
New Gadgets! Bycycle 4.0 🚲 #shorts
00:14
BongBee Family
Рет қаралды 13 МЛН
Чай будешь? #чайбудешь
00:14
ПАРОДИИ НА ИЗВЕСТНЫЕ ТРЕКИ
Рет қаралды 2,2 МЛН
Tantara RNM - Rabeniomby sy Ravolahanta
1:05:40
Vahindanitra #alefa_1000_abonnés
Рет қаралды 4,7 М.
Tantara Malagasy : FAHOTANA MAHAFATY (Tantaran'ny Radio Madagascar)
56:31
SARY MIHETSIKA / Web TV
Рет қаралды 918
TANTARA GASY ADIM-PIAINANA RNM
51:49
Le Lémurien Web TV
Рет қаралды 15 М.
Tantara mampatahotra - ILAY TILIKAMBO MAINTY (Fizarana Voalohany)
1:09:07
Vahindanitra #alefa_1000_abonnés
Рет қаралды 6 М.
Tantara RDB -  Mpamosavy malemy
1:15:46
Vahindanitra #alefa_1000_abonnés
Рет қаралды 22 М.
Tantara mampantahotra - RATSIMITAHA
1:10:37
Vahindanitra #alefa_1000_abonnés
Рет қаралды 2,6 М.
Tantara RNM - FAHOTANA MAHAFATY - Ahenoana an i Vahandanitra, Solofo josé, Aimé ary i Clara
56:15
Milalao vovoka - RNM #gasyrakoto
44:12
Gasy RAKOTO
Рет қаралды 5 М.
Форчан ищет Флаг (Финал) 🍀
0:46
i11ushenka
Рет қаралды 3,3 МЛН
Кәріс өшін алды...| Synyptas 3 | 10 серия
24:51
kak budto
Рет қаралды 1,1 МЛН
😨 СТАЛА ПИЛОТОМ НА 24 ЧАСА
0:36
Настя, это где?
Рет қаралды 7 МЛН
1 класс vs 11 класс  (игрушка)
0:30
БЕРТ
Рет қаралды 1,4 МЛН