TANTARA GASY ADIM-PIAINANA RNM

  Рет қаралды 15,528

Le Lémurien Web TV

Le Lémurien Web TV

3 жыл бұрын

TANTARA GASY ADIM-PIAINANA RNM
Ato amin'ity chaine Le lémurien ity no hahitanao ireo vaovao marina na hoe real news, vaovao eto madagasikara izay mandeha isan'andro. Hitanao ato ihany koa ireo émission l'invité du jour, invité spécial ao aorian'ny vaovao marina na real news mandeha amin'ny real tv indrindra indrindra nefa ihany koa rehefa vaovao eto madagasikara dia tazanao ato. Na ny émission l'invité du jour ao aorian'ny real news arany dia hitanao ato avokoa.
Misy tantara gasy, misy ny fandaharana herisetra teboka sy zavatra maro isan-karazany ato koa aza misalasala mitety ny chaine, mi s'abonner hahitanao azy ireo.
Ao amin'ny onglet "A propos" no hahitanao ireo andro andefasanay ny vidéo eto amin'ny chaine.
Manasa anao hi-cliquer ny bouton s'abonner mba hahafahanao maharaka avy hatrany vao tonga ny vaovao marina real news amin'ny real tv madagascar na ihany koa ny l'invité du jour amin'ny real tv, émission spécial.
ABONNEZ VOUS A NOTRE CHAINE SVP, SOUTENEZ NOUS.

Пікірлер: 72
@rinacorna7148
@rinacorna7148 5 ай бұрын
Mankasitraka ee🇲🇬🥰🇰🇼
@LalatinaRoberta-tf5nf
@LalatinaRoberta-tf5nf Жыл бұрын
Tena tsra e❤❤
@mariejeannine6275
@mariejeannine6275 2 жыл бұрын
Mankasitrak indrindra oooh 🥰🥰🥰🙏🙏🙏
@fanomezantsoacatherine4096
@fanomezantsoacatherine4096 3 жыл бұрын
Merci bcp ...hafa ihany RNM
3 жыл бұрын
Je vous en prie. Mirary soa tompoko 🙏❤️
@poudjah125
@poudjah125 3 жыл бұрын
Misaotra betsak 🥰🥰🥰❤️🥰😘
@miangalyfinona8595
@miangalyfinona8595 2 жыл бұрын
Makasitraka bedabe o!!
@volamarinavolany8846
@volamarinavolany8846 3 жыл бұрын
Mankasitraka tompoko 🌷🍁🍀🥀🌻
@marielesage370
@marielesage370 3 жыл бұрын
Mankasitraka sy mankatelina anaro tompoko tegna mahafinaritra be sady mampalahelo be lay tantara miandry ny tantara vaovao indray ❤❤❤❤
3 жыл бұрын
Amin'ny zoma tompoko ny tantara vaovao, mirary soa indrindra :)
@arivnana9474
@arivnana9474 3 жыл бұрын
Tsara ny tantara ! Tena mahay ny mpanoratra sy ny mpilalao.. Hafa ihany ny ekipan ny RNM. 👌👌👏
3 жыл бұрын
Mankasitraka tompoko 🙏❤️
@sylvierazafindranoro2553
@sylvierazafindranoro2553 3 жыл бұрын
Mankasitraka e, tiko be ny fahendren'i Vero sy Vololona 🥰🥰🥰
3 жыл бұрын
Tsy misy fisaorana tompoko tena tsara mihitsy io tantara io, mirary soa hatrany :)
@richalvin
@richalvin Жыл бұрын
Hendry koa ve i Vololona dia hanaiky hiaraka amin’ny vadin’olona nandritra ny 2 taona ?
@volamarinavolany8846
@volamarinavolany8846 3 жыл бұрын
Mankasitraka tompoko 🍁🥰😍🌻🌻🌻🥀
3 жыл бұрын
Mirary soa indrindra tompoko 🙏❤️😊
@mimalala03
@mimalala03 3 жыл бұрын
Tena tsara fa mankasitra re, misoatra nizara, ho tahian’ny Tompo 🙏👍💐❤️
3 жыл бұрын
Mankasitraka tompoko 🙏 mirary soa indrindra 😊❤️
@igjffjcudd2081
@igjffjcudd2081 3 жыл бұрын
Mankasitraka fa tsara be lay tantara
@mariachantale8760
@mariachantale8760 3 жыл бұрын
Msaotra betsaka anareo o ❤🎧🙋‍♀️
3 жыл бұрын
Mankasitraka indrindra tompoko :)
@zainabernadette8035
@zainabernadette8035 3 жыл бұрын
Mankasitraka rangà fa na aty antanilavitra aty mbola manaraka tantara ihany mba ahenoana ilay tena teny Gasy ,tenin-drazako❤🙏💪👍
@angelinerazanamasy7257
@angelinerazanamasy7257 3 жыл бұрын
Mankasitraka e! Dia mirary SOA anareo jiaby ao mandrakariva e! 🙏🙏🙏
3 жыл бұрын
Misaotra tompoko 🙏
@mariellaferinande7953
@mariellaferinande7953 3 жыл бұрын
Mercis Nizara ô 🎧👌💖
3 жыл бұрын
Mirary soa indrindra tompoko 🙏❤️
@mariellaferinande7953
@mariellaferinande7953 3 жыл бұрын
@ Misaotra Tompoko, mirary soa hoanao koa😍
@johanrazafindrakoto947
@johanrazafindrakoto947 3 жыл бұрын
Misaotra betsaka nizara ee!! Mankasitraka anareo e! 👍👍🇲🇬🇲🇬
3 жыл бұрын
Tsy misy fisaorana tompoko 🙏 mirary soa indrindra 😊❤️
@meryfitiavana70
@meryfitiavana70 3 жыл бұрын
Mankasitrak eh!
3 жыл бұрын
Mirary soa indrindra tompoko
@yantia2520
@yantia2520 Жыл бұрын
Mankasitraka tompoko
@kotyjenny
@kotyjenny 3 жыл бұрын
Vao hihaino.Misaotra nizara
3 жыл бұрын
Mihainoa finaritra tompoko 🙏❤️
@hantarajoelisolo3148
@hantarajoelisolo3148 3 жыл бұрын
Ndryyy mahatsiaro ny mpilalao taloha mihaino RNM
3 жыл бұрын
Kony e? Mihainoa finaritra tompoko 🙏❤️😊
@hantarajoelisolo3148
@hantarajoelisolo3148 3 жыл бұрын
Tapatapaka b ilay tantara
3 жыл бұрын
Ho amboarina kely aveo 😊
@jocelynetsarasoa1467
@jocelynetsarasoa1467 3 жыл бұрын
Tsara be lay tantara fa tena Mampalahelo be
3 жыл бұрын
Faly izahay rehefa ankafizinareo ny tantara alefanay :)
@sidonie6764
@sidonie6764 3 жыл бұрын
Mankasitraka indrindra Tompoko o 👍💕💝💙💖♥️💓❤💚🤍💜💘❣💞🧡💋
3 жыл бұрын
Mirary soa indrindra tompoko 🙏❤️😊
@arlinarlind1695
@arlinarlind1695 3 жыл бұрын
Misaotra nizara tompoko
@feliciteravaosoa791
@feliciteravaosoa791 3 жыл бұрын
Misaotra atrany nizara tompoko de mirary soa
3 жыл бұрын
Tsy misy fisaorana tompoko 🙏 mirary soa indrindra 😊❤️
@angelinerazanamasy7257
@angelinerazanamasy7257 3 жыл бұрын
Tena misaotra betsaka sahady @ tantara n'a Dia Mbola andalam-pihainoana fa tena TSARA bé ( misy entina amin'ny fiainana Ary misy lesona betsaka azo raisina sns...) Mankasitraka tompoko ❤️
3 жыл бұрын
Mankasitraka indrindra 🙏 mihainoa finaritra tompoko 🙏❤️😊
@samrasamra1208
@samrasamra1208 3 жыл бұрын
Misaotra betsaka indrindra tompoko tena tsar be ny tantara ary misy lesona azo raisina be dia be
3 жыл бұрын
Tsy misy fisaorana tompoko, mirary soa :)
@avosoaandriaharinaivo9522
@avosoaandriaharinaivo9522 3 жыл бұрын
salama tompoko, fangatahana raha mba mety aleo mba tonga d apetraka eo @commenter na publication isaky ny tantara ilay misy fizarana. ohatra misy fizarana fito d atao hoe : 1/7, 2/7, 3/7, ........., 7/7 . atao isaky ny tantara fa tsy hay hoe mbola hisy tohiny ve sa ahoana! mankasitraka.
3 жыл бұрын
Miarahaba tompoko, ny tantara mitohy dia misy soratra hoe : tapany 1 sy tapany 2 Ity zao tsy tantara mitohy fa tantara indray miseho. Mirary soa indrindra tompoko 🙏❤️
@avosoaandriaharinaivo9522
@avosoaandriaharinaivo9522 3 жыл бұрын
@ lé misy episodes ka! ohatra hoe misy lé lava lava ireny
3 жыл бұрын
D'accord arany fa ho ataoko 😊
@avosoaandriaharinaivo9522
@avosoaandriaharinaivo9522 3 жыл бұрын
@ mankasitraka
@nayanbritanie8195
@nayanbritanie8195 3 жыл бұрын
Merci beaucoup
3 жыл бұрын
Je vous en prie 🙏
@nathalierazanatinaknott1209
@nathalierazanatinaknott1209 3 жыл бұрын
Mankasitraka indrindra tompoko
3 жыл бұрын
Mirary soa indrindra tompoko :)
@kadijdaabdallah9526
@kadijdaabdallah9526 3 жыл бұрын
Fa maninona kay no tapatapaka ilay izy
3 жыл бұрын
Aiza ho aiza tompoko azafady ?
@kadijdaabdallah9526
@kadijdaabdallah9526 3 жыл бұрын
@ efa mandeha tsara rehefa naveriko hatrany amboalohany ka. Misaotra betsaka fa hafapo
@oldara9836
@oldara9836 3 жыл бұрын
Ohatrani tapataka?
3 жыл бұрын
Aiza ho aiza tompoko azafady ?
@mekahranary532
@mekahranary532 3 жыл бұрын
Tapatapaka be ilay feo 🙄
3 жыл бұрын
Eo am minitra fahafiry azafady tompoko ? 😊
@ionintsoaranarilala1458
@ionintsoaranarilala1458 3 жыл бұрын
Maromaro mihitsy izy ao 🙁 Ilay tantara tsy ratsy fa be dia be no tsy heno 😅 Misaotra ihany na izany aza ee 😊😊
3 жыл бұрын
Eny tompoko fa ho amboarina, mankasitraka indrindra 🙏
@perpetueraharisoa1888
@perpetueraharisoa1888 3 жыл бұрын
Tsara ary misy isainan fa mankasitraka nizara
3 жыл бұрын
Misaotra indrindra tompoko 🙏❤️
@aghvcg3236
@aghvcg3236 3 жыл бұрын
Mankasitraka tompoko
3 жыл бұрын
Mirary soa indrindra tompoko 🙏❤️
Tantara RNM ahenoana ny feon'i Vahandanitra - Divorce tsy nilam pitsarana
44:17
Vahindanitra #alefa_1000_abonnés
Рет қаралды 9 М.
Milalao vovoka - RNM #gasyrakoto
44:12
Gasy RAKOTO
Рет қаралды 5 М.
Mini Jelly Cake 🎂
00:50
Mr. Clabik
Рет қаралды 17 МЛН
Don’t take steroids ! 🙏🙏
00:16
Tibo InShape
Рет қаралды 33 МЛН
Маленькая и средняя фанта
00:56
Multi DO Smile Russian
Рет қаралды 3,3 МЛН
TANTARA GASY RAFIN-DOLO TAPANY 1
48:25
Le Lémurien Web TV
Рет қаралды 10 М.
Tantara Malagasy - ORA FARANY (Tantaran'i Radio RTA) Tantara indray miseho
1:15:36
SARY MIHETSIKA / Web TV
Рет қаралды 2,2 М.
LE COUPLE ET L'ALCHIMIE AMOUREUSE
53:12
Catherine Delorme
Рет қаралды 8 М.
SAVOROVORO (Tantara lava Record FM)
1:10:17
D-aly
Рет қаралды 4,6 М.
TANTARA GASY ILAY TSIAMBARATELO
1:13:50
Le Lémurien Web TV
Рет қаралды 5 М.
Fanomezan-drafilahy : Tantara gasy vaovao (Rdb) #gasyrakoto
1:32:51
SOMBINIAINTSIKA (Tantara lava MBS)
1:02:09
D-aly
Рет қаралды 6 М.
Tantara RNM  - Ilay vinanto nandrandraiko [Vahandanitra]
51:40
Vahindanitra #alefa_1000_abonnés
Рет қаралды 6 М.
VOVOKA MAINTY 🌑 - Tantara an'onjampeo malagasy
1:22:26
Tantara an'onjampeo malagasy
Рет қаралды 36 М.