ZAZA MENAVAVA 👶 - Tantara an'onjampeo malagasy

  Рет қаралды 32,037

Tantara an'onjampeo malagasy

Tantara an'onjampeo malagasy

Күн бұрын

Пікірлер: 116
@lunsiah1
@lunsiah1 4 жыл бұрын
Tsara lay tantara fa eo amlay feon'olona 15 taona ohatry ny mbola feon-jazakely 4 taona no manimba be ny sofiko.
@faraniainaandrianjafimanan6645
@faraniainaandrianjafimanan6645 4 жыл бұрын
Tena marina tokoa fa tena taf hiomehy aho naeno an.ilay feo tsy nisy nanjary tsony nefa suspens
@jororandriamasinoro8743
@jororandriamasinoro8743 4 жыл бұрын
Tena finaritra sy afa po atram farany nihaino an le tantara 😊 ! Feon kira, mpilalao, ambiance tena voafehinareo tsara ! Za anisan tena mpankafy film horreur ary ity no tantara gasy mapangitakitaka hitako mendrika indrindra ho avadika horonan tsary, ary inoako fa mifampitaha tsara am reo horonan tsary vahiny mitovy loha hevitra aminy. Mety ho anisan TSARA INDRINDRA ary raha ampy fitaovana isika ! Mankasitraka Tompoko ô !! 🙏
@lucassenicole5685
@lucassenicole5685 4 жыл бұрын
Tonga voloany fona eee😊misaotra indrindra ooo Vo ienoo😍😍😍❤️❤️❤️
@rasolofonirinalalaina1225
@rasolofonirinalalaina1225 4 жыл бұрын
tena misaotra anareo nanao an'zan tantara zan....fa tena mis izy zan any @'inn lalana Fianara mampitohy Tulear iny!!...ary zay manitsaka anio fasan'io zaza io de mivadika tokoa ary tena mahafat tokoa!.....efa ela nahenoko. ilay olona nitantara fa kay tena navoakanareo tantara @'radio!!mampalahelo le izy fa ts tantara fotsiny fa tena zava-misy!!!!!
@adamyimbi2459
@adamyimbi2459 4 жыл бұрын
wawou ,,,betsaka anie raha mistery mahaliana mikasika anlay Tanindrazantsika ...misoatra vo hiaino
@rasolofonirinalalaina1225
@rasolofonirinalalaina1225 4 жыл бұрын
tena zay mihts☺️☺️fa io tena natahoraka rhf mandh @'in faritsa antsimo iny!!!eo anelanelan'ny Ihosy sy Ihorombe mis an'izan tantara zan...tena grave a
@lu-cynthia5610
@lu-cynthia5610 4 жыл бұрын
Fa tena zavatra marina zany izy io😪😪😪😪😪😪
@rasolofonirinalalaina1225
@rasolofonirinalalaina1225 4 жыл бұрын
@@lu-cynthia5610 ye. tena nis io eo anelanelan'ny Ihosy sy Ihorombe!no nisehoanio
@baoalidah7243
@baoalidah7243 4 жыл бұрын
De aoan zan no atw rehf mndalo @n' zan toerna zany
@AndritianaHerilala
@AndritianaHerilala 5 ай бұрын
Mankasitraka tompoko ❤️🎧🇲🇬
@alyssahashelley7666
@alyssahashelley7666 4 жыл бұрын
Mankasitraka eee zao vo ato mbola hiaino misaotr sahady ee😍😍😘😘
@marcelafrancette8834
@marcelafrancette8834 4 жыл бұрын
Misaotra betsak nanome o 💞💞🎧🎧
@juannarodlish3954
@juannarodlish3954 4 жыл бұрын
Misaotra nizar tompok fa zah izio vao hiaino ❤❤❤😘😘😘😘🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬de mirary faslm hoatsk malagasy rehetra
@spiers-rabetsimialonasandi1664
@spiers-rabetsimialonasandi1664 4 жыл бұрын
Tsara be foana! Mankasitraka hatrany 🙏😍
@marielesage370
@marielesage370 4 жыл бұрын
Misaotra betsaka anareo tompoko 😍 mampalahelo be lay tantara 😍 miandry ny tantara vaovao indray 😍❤
@nirinasoa9702
@nirinasoa9702 7 ай бұрын
Tsara lay tantara fa ny feon'i Diadema kosa dia na zaza 4 taona aza tsy toa izany
@nicolerizk3136
@nicolerizk3136 4 жыл бұрын
Nirina de tsy miova mihitsy 😁😁😁Mankasitra ndrindra ô
@mottonony3810
@mottonony3810 4 жыл бұрын
Misaotra sy makasitra indrindra tompoko de mirary soa hatrany 😘😘❤️❤️😍😍
@domoinajudiahvolaherimiran1425
@domoinajudiahvolaherimiran1425 4 жыл бұрын
Tena henjana iany le tantara fa le mpilalao ku mahay ah👏👏 hotran miaina ao anatiny le tantara mintsy mihaino azy... Matahotra b mintsy ah rery mihaino azy 😅😅😅
@arivnana9474
@arivnana9474 4 жыл бұрын
Mankasitraka o! Tena tsara. Misaotra nizara ...✌Saingy ohatra ny tsy mety ilay feon i Nirina. Izany ve ny feon ankizy 15 taona ? Lasa diso zaza loatra, ohatra ny zaza 7 taona..
@fararakotondrasoa8653
@fararakotondrasoa8653 4 жыл бұрын
4ans mintsy
@felanaprintsia5410
@felanaprintsia5410 4 ай бұрын
Exactement. Genant be
@fanjasoacaillet3658
@fanjasoacaillet3658 4 жыл бұрын
Bravo tena mahay nareo. Misaotra betsaka ary mankasitraka
@r.louisette8468
@r.louisette8468 4 жыл бұрын
Mampatahotra be,mampalahelo be, lozan'ireo dahalo mpanakana ka na olona tokony hovonjena dia tsy novonjena noho ny tahotra.
@mariellaferinande7953
@mariellaferinande7953 4 жыл бұрын
Bonjour! Vao hiteno ato Mankasitraka Tompoko 🇲🇬🇲🇬😍!
@chellamarcelin4563
@chellamarcelin4563 4 жыл бұрын
Tsarabe
@mariellaferinande7953
@mariellaferinande7953 4 жыл бұрын
Ya tena tsara
@annaloloh3158
@annaloloh3158 4 жыл бұрын
Tena tsara be ilay iz, mankasitra izahay eee❤❤❤❤
@vuneyalu1763
@vuneyalu1763 4 жыл бұрын
Misaotr Nizara 💜🙏
@lucieravololona1865
@lucieravololona1865 4 жыл бұрын
Drayyy fatratra loatra ny fomba notondrana ilay tantara tena amin'ny antsimpirihiny tokoa☺mahay ilay mpamotona ka! Manambara zavadehibe eo amin'ny fiainan' n'y olombelona andavanandro.... Ambava omana ampo miheritreritra😌
@lucieravololona1865
@lucieravololona1865 4 жыл бұрын
Ahitsy: nitondrana, mpamorona☺
@julietteharena1911
@julietteharena1911 4 жыл бұрын
.
@razanadrakotofefe9306
@razanadrakotofefe9306 4 жыл бұрын
Mapalaelo lay tantara
@mariachantale8760
@mariachantale8760 4 жыл бұрын
Msaotra njaiii . Taraiki za vo naita notifications 🎧🙋‍♀️❤
@tinaaldama9753
@tinaaldama9753 4 жыл бұрын
Fa tena nisy hono io tantara io 😢😢efa nisy olona nitantara otra2nzany sa mety mitovy2 angamba 😢 mampalaelo 💔
@ericheritiana5312
@ericheritiana5312 4 жыл бұрын
mihaino aho io ..sady tena tiako ny mampatahotra ohatran'izany
@ماريماري-ت2ض
@ماريماري-ت2ض 4 жыл бұрын
Tsara be le tatara ah misaotra be tsaka mizara tompoko
@bangladesh-hd2bd
@bangladesh-hd2bd 4 жыл бұрын
Tsara loatra❤❤
@sitrakaeric1509
@sitrakaeric1509 4 жыл бұрын
mankasitrak tompok ooo😋😋👍
@jimmyousseni5229
@jimmyousseni5229 4 жыл бұрын
Misaotra o vao hihaino mihintsy 🎧
@rasoanatonadrohanitriniain3819
@rasoanatonadrohanitriniain3819 4 жыл бұрын
Tena tsara be ❤❤mankasitraka indrindra
@jeanbessonprosper8221
@jeanbessonprosper8221 4 жыл бұрын
Mbola tena machiro ny tantara na de efa eo aza ny teknolojia maro samy hafa mankasitraka Tompoko!
@lavieestbelle9883
@lavieestbelle9883 4 жыл бұрын
Tsara fa mampatahotra be le tantara
@baoalidah7243
@baoalidah7243 4 жыл бұрын
Misaotra fa tena tsara b le tantara o fa mapataotra b le iz ☺️ 😔😔😔
@hanitrarazaf3891
@hanitrarazaf3891 4 жыл бұрын
Fa i diadema ve 15 ans sa 5 ans?
@samirahsamirah2039
@samirahsamirah2039 4 жыл бұрын
Mankasitraka indrindra topoko tena mampalahelo ❤❤😥
@alyssahashelley7666
@alyssahashelley7666 4 жыл бұрын
Tena zava nisy tokoa izany tantara zany tao Ihosy teny tampon Ihorombe hivoka any toliara, mapataoatra be
@teddyratobison144
@teddyratobison144 4 жыл бұрын
misy anarana izy io fa tsy tadidiko ilay tsy azo itsahina fa mampididoza
@alyssahashelley7666
@alyssahashelley7666 4 жыл бұрын
@@teddyratobison144 yeu ILEPO ny anaran toerana eny
@julietteharena1911
@julietteharena1911 4 жыл бұрын
.
@emmarafaliarison9516
@emmarafaliarison9516 4 жыл бұрын
Mankasitraka anareo hatrany am fizarana ooo
@jeandeuxlaurane369
@jeandeuxlaurane369 4 жыл бұрын
Kkkk 🤣🤣🤣 mariane tii de mahay akarazana ndraha, kkk ain feonjaza kely
@mickyjaiyah6668
@mickyjaiyah6668 4 жыл бұрын
Msaotr ooooo
@miorasoa1959
@miorasoa1959 4 жыл бұрын
ndriii
@financehardi1093
@financehardi1093 4 жыл бұрын
Tsara loatra, tena mankasitraka eee
@jocelynelydiah9595
@jocelynelydiah9595 4 жыл бұрын
Mankasitraka tompoko oo mampalahelo indrisy 😭😭😭😭
@tokihasinaantoine3929
@tokihasinaantoine3929 4 жыл бұрын
fa iza koa zany mi-hahahah zany eh kkkkk
@lyferdinand6801
@lyferdinand6801 4 жыл бұрын
😱😱😱😱😱 mapitaotr bé ku
@judithvololoniainaaimee9793
@judithvololoniainaaimee9793 4 жыл бұрын
Mankasitraka indrindra!
@stelizzaharimbola2311
@stelizzaharimbola2311 4 жыл бұрын
Misaotra nizara, fa somary matahotra Kely ihany
@lu-cynthia5610
@lu-cynthia5610 4 жыл бұрын
Le anarana valimbavaka tena tsy matiko lolo😆😆😆😆😆😆
@feliciteravaosoa791
@feliciteravaosoa791 4 жыл бұрын
Misaotra nizara tompoko
@ماريماري-ت2ض
@ماريماري-ت2ض 4 жыл бұрын
Makasitraka fone tsara be le tatara
@marielouisebao2213
@marielouisebao2213 4 жыл бұрын
Mampataotra b ilay sary @écran io .Merci @ilay tantara ô
@lu-cynthia5610
@lu-cynthia5610 4 жыл бұрын
😆😆😆😆😆😆 nga matahotra sary
@lalaharitianacorine5553
@lalaharitianacorine5553 4 жыл бұрын
Misaotra fa tsar ilay tantara Vao maeno ny feon 'i Nirina zah na i Rafozantsarotiny de mahatsiar az cliente ko tamza coiffeuse tamza tany dago iz vevav tena tsotra sad mahafinaritr mints iz .....
@jeandeuxlaurane369
@jeandeuxlaurane369 4 жыл бұрын
Tenihaik zah mahay anareo @tantara
@naominirina4853
@naominirina4853 4 жыл бұрын
Tsara henoina fa taiza koa nisy zavatra ohatran 'zany!!!
@chebdani9927
@chebdani9927 4 жыл бұрын
Possible hisy zany a !
@aniciarazafiarison2605
@aniciarazafiarison2605 4 жыл бұрын
Tena hoe mafy Mme Nirina rangaha, tena voatazony foana ilay feon-jaza
@miangalyfinona8595
@miangalyfinona8595 4 жыл бұрын
Makasitraka o! Tena tsara be lay tatara
@myriadenis5506
@myriadenis5506 4 жыл бұрын
Hafa ihany ny olona matianina, mankasitraka indrindra Tompokô. Miandry ny manaraka indray oooo
@mbolaharisoa4385
@mbolaharisoa4385 4 жыл бұрын
tena nisy tantara nitovy tamin'io tamin'ny lalana RN7 makany Toliara...
@hantarajoelisolo3148
@hantarajoelisolo3148 4 жыл бұрын
Tsy ratsy kosa ilay anarana hoe Valimbavaka .. tsara ilay tantara fa mankasitraka foana foana nizara hatrany . Hafa ihany ny efa matianina no milalao .
@andriamananorotaniahholiso3105
@andriamananorotaniahholiso3105 4 жыл бұрын
Tena mampatahotra ka😱
@tinasoaprincia9632
@tinasoaprincia9632 4 жыл бұрын
Misaotra betsaka e Afak andro tsara
@sebastiensahim678
@sebastiensahim678 4 жыл бұрын
Ty no tantara tsy sahiko nienona ats@ farany fa mapataotra b hiiiiii
@fitiavanaonja89
@fitiavanaonja89 4 жыл бұрын
V hiaino, mankasitrak tompoko
@mamymamy3413
@mamymamy3413 4 жыл бұрын
Misaotra hatrany nizara, tsara fa mampalahelo be le izy
@lu-cynthia5610
@lu-cynthia5610 4 жыл бұрын
Aiza ihany tohiny le mafana tratra ô
@adamyimbi2459
@adamyimbi2459 4 жыл бұрын
nga iny indroa miseho???
@lu-cynthia5610
@lu-cynthia5610 4 жыл бұрын
@@adamyimbi2459 ye
@tantara.malagasy
@tantara.malagasy 4 жыл бұрын
Miarahaba anao, indray mihaino MAFANA TRATRA fa hafa ny lohatenin'ilay tohiny, hafa ny personnages, tantara samihafa mahaleo tena kanefa misy ifandraisany. Efa tsisy ahiana kosa anefa ny amin'i Mme Nadia mianakavy. Hoavy tsy ho ela fa tsy mbola izao aloha 🙂
@lu-cynthia5610
@lu-cynthia5610 4 жыл бұрын
@@tantara.malagasy mankasitraka tompoko ô
@volamarinavolany8846
@volamarinavolany8846 4 жыл бұрын
Mankasitraka tompoko fa tsara lotra fa mampalahelo mba Tonga faha 4 androany
@auziaauzia17
@auziaauzia17 4 жыл бұрын
Mankasitraka tompoko
@delldell6794
@delldell6794 4 жыл бұрын
Mampalahelo ko le izy
@sysiafroglowdance1640
@sysiafroglowdance1640 4 жыл бұрын
Hiaino ndray😈😈😈
@kadijdaabdallah9526
@kadijdaabdallah9526 4 жыл бұрын
Navozo be za tato. Narary jusqu'à kiboko
@lyndaepiphanie3132
@lyndaepiphanie3132 4 жыл бұрын
Misaotra nizara e ❤
@mireillemadeleine2354
@mireillemadeleine2354 4 жыл бұрын
Kkkkkkk tapak ny tsinaiko ref mahen n feony Nirina za
@annickrandriamahasoa8286
@annickrandriamahasoa8286 4 жыл бұрын
Tsara be
@aboubacarabdou9147
@aboubacarabdou9147 4 жыл бұрын
Tena tsara fa misaotra eee
@loeticiaandriambeloson8587
@loeticiaandriambeloson8587 4 жыл бұрын
Rafozantsarotiny ihany no mety @ le manao diadema
@arivnana9474
@arivnana9474 4 жыл бұрын
Marina mihitsy!!!!
@rakotohasina1675
@rakotohasina1675 4 жыл бұрын
Tsara
@MamitianaAnselme-ed6rr
@MamitianaAnselme-ed6rr 11 ай бұрын
M.
@tsikyfitia5229
@tsikyfitia5229 4 жыл бұрын
bayanbayan mankasitrak RF
@tinajuliana4506
@tinajuliana4506 4 жыл бұрын
mankasitrako tompoko e
@soaraulia1573
@soaraulia1573 4 жыл бұрын
Mankasitraka topoko
@princysafidy626
@princysafidy626 4 жыл бұрын
Misaotra o
@koookiiia9811
@koookiiia9811 4 жыл бұрын
Mankasitra tompoko
@rinahpaulaarazafinjato1372
@rinahpaulaarazafinjato1372 4 жыл бұрын
Tena otrany azo sary antsaina daholo ilay "scène" rehetra. Tantara marina tokoa io. H@ zao mbola ao io dongona kely io ary feno ahitra maitso eo amboniny na @ andro maintany b aza. Masiaka loatra ilay Vola ka🔥🔥🔥
@bangladesh-hd2bd
@bangladesh-hd2bd 4 жыл бұрын
Tsara loatra❤❤
@anjaranaivo492
@anjaranaivo492 4 жыл бұрын
Mankasitraka tompoko
@nathalierazanatinaknott1209
@nathalierazanatinaknott1209 4 жыл бұрын
Mankasitraka tompoko
Ilay tena fitiavana ❤️ - Tantara an'onjampeo malagasy
1:17:35
Tantara an'onjampeo malagasy
Рет қаралды 32 М.
小丑女COCO的审判。#天使 #小丑 #超人不会飞
00:53
超人不会飞
Рет қаралды 16 МЛН
Tantara Malagasy - AMBOLETRA (Tantaran'i Radio Don Bosco) Tantara indray miseho
1:35:27
Tiavo ihany i Neny 💗 - Tantara an'onjampeo malagasy
1:26:04
Tantara an'onjampeo malagasy
Рет қаралды 21 М.
Tantara Malagasy - ZAZA NANGALARINA (Tantaran'ny Radio RTA) Tantara Indray Mihaino
1:29:06
Tsy anjara fa safidy - Tantara an'onjampeo malagasy
1:12:45
Tantara an'onjampeo malagasy
Рет қаралды 35 М.
HOROHORO - Tantara an'onjampeo malagasy
1:36:08
Tantara an'onjampeo malagasy
Рет қаралды 15 М.
VOVOKA MAINTY 🌑 - Tantara an'onjampeo malagasy
1:22:26
Tantara an'onjampeo malagasy
Рет қаралды 41 М.
An’iza ny ota? : Tantara gasy vaovao #gasyrakoto
1:03:46
Gasy RAKOTO
Рет қаралды 13 М.
Elatra maintin'ny fahafatesana - Tantara an'onjampeo malagasy
1:29:35
Tantara an'onjampeo malagasy
Рет қаралды 33 М.