No video

TETIKA MAIZINA II

  Рет қаралды 17,087

Tantara an'onjampeo malagasy

Tantara an'onjampeo malagasy

Күн бұрын

#vivaradio

Пікірлер: 39
@tantara.malagasy
@tantara.malagasy 4 жыл бұрын
Ialana tsiny, nisy olana kely teo aloha nampidy ny commentaire. Mihainoa finaritra fa efa ao koa ny fizarana voalohany 😉
@apop3771
@apop3771 9 ай бұрын
Merci bcp nizara
@razanatsimbahajaainapatric2826
@razanatsimbahajaainapatric2826 4 жыл бұрын
Mankasitraka bediabe hanatra hoany olona maty Karena dirandoza misaotra nizara
@famillerichard9004
@famillerichard9004 8 ай бұрын
Tokony tsy maty lay dadany 😢
@sidoniejuster9119
@sidoniejuster9119 4 жыл бұрын
Aza mba tia kely ihany ry olombelogna fa tena sahy mamono olo ve Ranga @ fitiavankaregna. Mankasitraky indrindra Tompoko fa tena mahay anareo ka.
@domoinajudiahvolaherimiran1425
@domoinajudiahvolaherimiran1425 4 жыл бұрын
Manome anatra koa ny tantara rehetra.. Tsara hoenoina mintsy.. Mankasitraka anareo 😍😍😍
@elisearthemise9881
@elisearthemise9881 4 жыл бұрын
Feno anatra hoany n'y tsara fiary n'y tantara .ary misy anatra hoany ireo vevavy tia arena azadino fa tsy mahasoa n'y alaelo n'y afa , misaotra betsaka nizara tompoko
@kuwaira9441
@kuwaira9441 4 жыл бұрын
Merci tsara be le tantara 😍😍😍
@chavillevely700
@chavillevely700 4 жыл бұрын
Mankasitraka fa mafy iany refa mati karena d mamosavy olona
@hanitrahanitra3165
@hanitrahanitra3165 4 жыл бұрын
Mankasitraka tompoko !👌👌💗
@jeannickclaudiahajazakasoa4457
@jeannickclaudiahajazakasoa4457 4 жыл бұрын
Tena enjana be ilay tantara ka mampiorokoditra mihintsy ra Olombelo sy ny fitiavana harena
@mariellaferinande7953
@mariellaferinande7953 4 жыл бұрын
Mankasitraka tena tsara😍!
@bienvenueraharisoa7611
@bienvenueraharisoa7611 4 жыл бұрын
Henjana be le fitiavan-karena ry lanitrô tena tsy vitako aloha ny toy zao e ,soa hiany fa mbola velona hiany le ankizy vavy
@farazuliette5961
@farazuliette5961 4 жыл бұрын
Misaotra be'tsaka mba mafy koa fitiavana-karena zania aaa
@user-vf9gf7xi5y
@user-vf9gf7xi5y 8 ай бұрын
Efa heno fa mbola tsy mahankaleo mihintsy.
@rakotoarisonmalala489
@rakotoarisonmalala489 4 жыл бұрын
Tsara be Ilay tantara. Mankasitraka
@elisearthemise9881
@elisearthemise9881 4 жыл бұрын
Dia maharena tokatrano nareo roa kely , miandry n'y tantara nareo roa tompoko misaotra betsaka nizara
@fjvh4385
@fjvh4385 4 жыл бұрын
Mankasitrak fa tena tsar
@miangalyfinona8595
@miangalyfinona8595 4 жыл бұрын
Tena tiko be le tatara sady tsara be makasitraka bedabe
@ozilaarmistascolascolascol1298
@ozilaarmistascolascolascol1298 4 жыл бұрын
Ry namana hento moramora ny fiainana fa mila mitady sady miaritra mafy vao mahazo vola , aza mba manao ratsy zany ka .
@hantaandrianaivo9299
@hantaandrianaivo9299 4 жыл бұрын
Merci ô! Tsara be !!!
@malalalydiaramanamisata706
@malalalydiaramanamisata706 4 жыл бұрын
Tsara le tantara feno anatra ho an'ny ireo tia tena
@mariachantale8760
@mariachantale8760 4 жыл бұрын
Bjr . Tena tsar b le tantara .
@rasoazanaberaiariniaina9346
@rasoazanaberaiariniaina9346 4 жыл бұрын
Mahay ratsy saina foana raviky
@mimiwendystenny8894
@mimiwendystenny8894 4 жыл бұрын
Mankasitraka eeee
@dinahraz7311
@dinahraz7311 4 жыл бұрын
Tiako 💝
@lyndaepiphanie3132
@lyndaepiphanie3132 4 жыл бұрын
Misaotra nizara e 😍
@miangolaspeyer1813
@miangolaspeyer1813 4 жыл бұрын
mankasitraka mba mangadaka fizarahana voalohany o.
@jeandeuxlaurane369
@jeandeuxlaurane369 4 жыл бұрын
gravy tantar tiee, tegn tsivitak aleko mahantr fona
@yanteyante4019
@yanteyante4019 4 жыл бұрын
Misaotra nizare
@feliciteravaosoa791
@feliciteravaosoa791 4 жыл бұрын
Makasitraka tompoko misaotra nizara
@esthererandriamamonjy900
@esthererandriamamonjy900 4 жыл бұрын
Mankasitraka tompoko
@mottonony3810
@mottonony3810 4 жыл бұрын
Zany ka Tena tantara misaotra sy makasitra tompoko de miandry ny manaraka ndray😍😍😍
@herisitrakaratsimbazafy6337
@herisitrakaratsimbazafy6337 4 жыл бұрын
MANKASITRAKA Tompoko
@anta1232
@anta1232 4 жыл бұрын
Fievotr olobelo ts fihevotr Andriamanitra makasitsaka o
@nasarilala9171
@nasarilala9171 4 жыл бұрын
Mankasitraka Tompoko
@meltonmeltina5445
@meltonmeltina5445 4 жыл бұрын
Misaotra be tsak
@dominiquekalo1534
@dominiquekalo1534 4 жыл бұрын
Merci
@meryfitiavana70
@meryfitiavana70 4 жыл бұрын
Tena rats loha b ilay ramatoa
TETIKA MAIZINA I
1:43:20
Tantara an'onjampeo malagasy
Рет қаралды 21 М.
BARIKA TOMBAKA - Tantara an'onjampeo malagasy
1:03:34
Tantara an'onjampeo malagasy
Рет қаралды 10 М.
Yum 😋 cotton candy 🍭
00:18
Nadir Show
Рет қаралды 7 МЛН
Survive 100 Days In Nuclear Bunker, Win $500,000
32:21
MrBeast
Рет қаралды 165 МЛН
My Cheetos🍕PIZZA #cooking #shorts
00:43
BANKII
Рет қаралды 28 МЛН
Tantara Viva Radio: SAKODIAVATRA 1 #gasyrakoto
53:18
Gasy RAKOTO
Рет қаралды 10 М.
"Dinam-pitiavana Voalohany" - Tapany voalohany
54:08
Tantara an'onjampeo malagasy
Рет қаралды 7 М.
KAKAJOH 🎬SATA🎬
6:49
Reflet Image
Рет қаралды 32 М.
Harena nihosin-drà - Tantara an'onjampeo malagasy
1:41:15
Tantara an'onjampeo malagasy
Рет қаралды 33 М.
Hafatr’i  Dadatoa  Rasolo: Tantara Record fm
1:12:50
Gasy RAKOTO
Рет қаралды 13 М.
MPIVAROTENA (Tantara lava RNA)
48:53
D-aly
Рет қаралды 9 М.
Iza no handresy ? - Tantara an'onjampeo malagasy
1:18:25
Tantara an'onjampeo malagasy
Рет қаралды 33 М.
"Noely feno sedra" 🎄 FIZARANA FAHAROA - Mirary fety sambatra ho atsika
56:45
Tantara an'onjampeo malagasy
Рет қаралды 3,3 М.
ZAZA MENAVAVA 👶 - Tantara an'onjampeo malagasy
1:25:42
Tantara an'onjampeo malagasy
Рет қаралды 30 М.
NANOVA ZAVATRA - Tantara an'onjampeo malagasy
56:59
Tantara an'onjampeo malagasy
Рет қаралды 19 М.
Yum 😋 cotton candy 🍭
00:18
Nadir Show
Рет қаралды 7 МЛН