Tsy olombelona loatra no olana amin'ny firotsahan-kofidiana ho ben'ny tananan'ny renivohitra fa ny olona efa fantatra fa mbola mikendry hanao an'Antananarivo ho kianjan'ny adilahy politika kosa tonga mba tonga saina tsy miditra amin'ny resaka politika eto intsony rehefa tsy hahazaka zay vokatrin'ny safidim-bahoaka eo
@hery-zorabarijaona47772 ай бұрын
Tena tsara mihintsy izany ity tojo ity
@mamyandrianony96482 ай бұрын
Fa angaha de tsy olona "capable" hafa mihintsy ao am TIM e ????? Fa vongan’olona ( mba tsy hitenenana ratsy ) fotsiny zany ireo mpikambana ?????
@DARIVONY2 ай бұрын
Tsy matin'ny fianakaviana Ravalo mihintsy ilay Lapan'ny tanàna vaovao, fa tsoriritin'izy mianakavy mafy an! Hoatao 'izy mianakavy trano fonenena sy fanaovana bizina angamba no hifaràn'io!!!
@Fidison-m2j2 ай бұрын
Sahia mijoro ho @fahamarinana.Andriamanitra hitantana ny fiainanao
@tianasaib90032 ай бұрын
Mikarakara n'y zanany i radomelina Dia MBA lasa mikarakara n'y zanany i monsieur dictateur ravalomanana
@zandriniparani2 ай бұрын
Adinonao ny nametraka lay hoe dictateur rajoelina😊
@andriramaroson85202 ай бұрын
Aza hampitoviana ny tsiparifary sy ny vary!
@GeorgesJacquelinRandrianirina2 ай бұрын
@@andriramaroson8520aza ampitovina ny tsiparifary sy ny tsiparifary.
@MimoMax-o9k2 ай бұрын
ts mahita olona alatsaka de mahita lazaina tapidala kaleha