za maka @ Tahina fa ss resabe tsy hinana kanina ,marina nen' i Tojo. ca vaut pas la peine, atao inona
@andofanantenanaratsimbazaf3683Ай бұрын
OUI VE SA NON MADAMA LE VALINY ANNNNN
@ainamendrika8566Ай бұрын
ilay question an'ny publique kosa tsy mba misy pertinante mintsy e !
@georgesANDRIANASOLOАй бұрын
Rehefa dinihiko tsara dia toa mampalahelo ihany ity Harilala Ramanantsoa ity satria tena mandeha ampahatsorana fotsiny , tsy mahay politika mihitsy izy ; tena totozy latsaka an-drano ka manaraka ny onjany fotsiny , dia gaga izy maheno an'i Gasikara sy Tahina , tena enjana ilay politika Neny fa mitandrema
@ranaivosonjeansen3354Ай бұрын
Ny mpiasan'ny commune zany tompoko dia mpiasampanjakana daolo taloha fa iza le olona nanova azy io , fantatrintsika tsara !
@upvideo7845Ай бұрын
Hafa mihintsy ny fomba famalin'i Tahiana .Olona manam-pahaizana tokoa
Tonga dia mamely akaiky Ingahy ity , "Tsy lova " hono, zahay efa manana ny hofidinay na inona , na inona teneninareo ao !
@rakotonirinaharijaonalovan8549Ай бұрын
TSY LOVA HONO NY FITANTANANA AN'ANTANANARIVO.... soa ihany i Tojo tsy nanatrika tao fa efa hita fa hanao ady tangorona hamely azy daholo ireto rehetra ireto e!!!!merci bon Dieu;;;!
Digitalisation , informatisation , vahaolana voaloha mahafehy sehatra maro , tsy ho an'Antananarivo ihany fa ho an'i Madagasikara manontolo , izaho nefa sahy milaza aminareo fa mbola tsy hanaiky izany hiditra eto dago mihitsy ny mpabotry sy mpitsetsitra firenena
@tsitorandria8573Ай бұрын
nilaza raprezy t@covid ireny fa hizara ordi isam-pokontany eto @ville, hatrizao mbola tsy misy na 1 aza!
@mandimbiarimananarakotomal7092Ай бұрын
Diniho tsara fa misy fandrika aa ! raha projet de loi nolanian'ny IRD ao amin'ny Assembler nationale ve dia ho sahin'ny Maire Irmar ho tsipahina !! Marinany an'I Gascar, sarotra ho an'ny Maire atolotry ny fitondrana ny hiaro ny tombotsoan'ny Commune manoloana ny Fanjkana Foibe fa tsy mainsty kofehy manara-panjaitra ny Candidat Irmar
@jojorasoa6506Ай бұрын
7:01 Ady hevitra goavana aiza ? Aza midera-tena e, une montagne qui accouche d'une souris oui ! ... 17:00 Tojo inona hoe ? TSY AO i TOJO fa mbola any ho any e ! ... 24:18 Anaran-dray daholo io e ! Mangata-bady ratsy tarehy kanefa ny vady angatahany dia ny abstentionniste 3:07:55 ! Fa angaha ny abstentionniste mitovy hevitra aminareo, OADRAY ? ... 31:56 Ilay ity aza mangata-bady amin'ny anaran'i Monja JAONA, tsy tahotra tsy henatra nefa taloha dia nilaza fa "tsy nationaliste hono izy satria nianatra tany Etas-Unis". Tsy nahazo nationalité amerikanina angamba ! MITSAPA NY HERINY IRETO FA TSY MANANTENA HANDRESY ! KANEFA ankoatran'i Ogascar izay hiverina ho député dia resaka vivery ny aina fotsiny, mamono tena satria ho potika ny carrière politique ! MARINA NY an'i HARILALA 3:05:10 HOE NY IRMAR SY NY TIM NO TENA HIFAMPITANA ! 2:17:00 TSY MIDORORORO FA MANDAINGA MADAMA A ! OGASCAR FANIRISOA ! 2:55:00 io Ogascar Fanirisoa raha miasa ! Mbola heveriny fa CEDRIC daholo no eo anoloany !
@gasy4559Ай бұрын
tsarovy fa raha vao mi-rouler RRRRRRR izy miteny dia ..eeeeeeeeh!... feno lainga sy fisehosehoana izy zay....FOZA
@mamisoagremaud6052Ай бұрын
MARINA NY ANAO RY TOJO NA I TAHINA KOA NITENY HOE TSY ILAINA ITY FA TONGA IANY IZY. ITY VEHIVAVY RENY ZAY FONA NO MIVOKA NY VAVANY TSY MISY HILAVANA AZY. GASIKARA KOSA ALO AMIKO FIA FAVORIKO ANDROANY
@antoinetterazafitseheno3674Ай бұрын
Milaza Malagasy , lehibe teto Antananarivo i Monja Roindefo, nefa ny ohabolana Malagasy aza tsy hainy , mahagaga an !
@HajaRandimbyАй бұрын
Marina l resak police communal ,any anaty tsena no tkn isy azy reny fa tsy isava papier fiara sy moto
@ct1mdh697Ай бұрын
Miavaka n'y fahamatoran'i Razanamasy kah
@tsitorandria8573Ай бұрын
Tena tsy ao mihitsy ny argument an'ny kandida IRMAR e! Mampalahelo ilay madama.
@razafimahefaralimanana25Ай бұрын
Marina zany Tahina, so vina manidina fotsiny nefa n'y vola tsisy Kory, n'y ao @commune ao ndray no ho rofina,
@lalainarakotondraibe2497Ай бұрын
Lokanady
@mamisoagremaud6052Ай бұрын
Atreto alo dia i gasikara no hitako fa tena favoriko
@gasy4559Ай бұрын
bla bla abla bla!! .....inona no idiran'ny fahaizanao miteny frantsay na sinoa amin'ny fandrofana fakon'antananarivo ????
@Margue-er5swАй бұрын
Dinika ambany dia ambany ny niveau nlay jomaka vavy. Resaka toy ny ataon' foza fona fona, fampanatenana lava ho an' vahoaka. Fa lay vavy jomaka efa nanao vaky ra@ izy samy mpinamana no efa vonona handroba tateraka. MANGARAHARA INON NO HO VITAN' KALA JOMAKA EH.
@razafimahefaralimanana25Ай бұрын
Tokony MBA nanatrika zao donak'afon'analakely zao iany enao ry Tojo, ra n'y tena izy,
@AndriantsoaLalaRAZANAPARANYАй бұрын
tsy izany no laharampahamehina, efa izay débat izay no tsy nampandroso satria izay bala rora tsy mahavita zavatra izany! ny ilain'ny olona izao dia action fa tsy esaka théorie fotsiny
@mahefaratsimbazafy9265Ай бұрын
@@AndriantsoaLalaRAZANAPARANY ka ahoana no afahantaran'ny mpifidy ny vinany raha tsy miatrika an'itony izy ?? pfff
@PierreRambolarijaona-cw3sdАй бұрын
@@mahefaratsimbazafy9265 programme sy teti-pampandrosoana no ilain'ny mpifidy hampitahaina. Raha tsy misy fomba hafa afa-tsy iny débat iny ihany hampitana ireo dia diso izy tsy tonga teo. Raha misy mpifidy mahasahy milaza fa tsy mahalala ny programan'asan'ny iray @ izy 7 mianadahy ireo (eny na dia talohan'iny andro zoma nandraiketana io fandaharana io aza), dia tsy mbola tena olom-pirenena liam-pivoarana (mba tsy ilazàna hoe "tsy olom-pirenena vanona") izy. Manankarena fombam-pifandraisana sy fampitam-baovao, sady mivelatra be no malaky dia malaky ny @ izao vanim-potoana izao ka samy manana ny paika fampiasany azy ny tsirairay. Tsy ho ela dia ho hita ny vokatra.
@jackelsonandrianirina7447Ай бұрын
TENA MAFY NY MAHAZO LE CANDIDAT MPANJAKA RA ZAO / MIZAKA N HAVENDRANAN HAFA KKKK
@PhiliRakotoАй бұрын
Momba fanotofana tany dia tsy tompony tany ngeh ny akamaroany mpanototra tany fa ireo vahiny mpanambola no mahazo ny tany tsara toerana ka totofany ny tany ,,tsy misy fandinihana refa tonga ny fahavaratra fa ny tombotsoany vahiny no tena mibahana ,,,vitsy ireo malagasy tena manana ttasy ara-dalàna ka lasany vahiny avokoa ny tanàna ,,tsy misy fijerena ny tatatra fanarian drano .
@natanarandriamanakasy7406Ай бұрын
Ao anatinao ry madama tay no ao .ny fikany Rajoelina no oentinao fakobo be
@andriamiradotheogene7224Ай бұрын
Tena hoatrany tsara le hoe hahita trano fitaratra no hita eny avenue, ho toy ny any chine. Hiakatra be ny vola hiditra ho an'ny commune
@NekenaAlhasanАй бұрын
Mankasitr e
@pierrerandriamanantena5260Ай бұрын
Alefa Harilala a
@andrianjafiharisonmahasetr547Ай бұрын
Ny hetratrano ary efa tsy izay ho lany eo ny hitantana azy, ridicules be daholo ianareo ireo!! Tsy adalany Tojo ny tsy andany lera iaraka aminareo
@SergeRakotoniainaАй бұрын
Ny lehilahy nianatra dia vonona hanatrika izay zavamiseho sy ny zavamitranga mikasika ny zavatra izay hataony. Ka raisiko matahotra ny adihevitra izay hiseho eo satria ny vahoaka no hitsara azy. Tsarovy fa mbola hifidy isika izao.
@PierreRambolarijaona-cw3sdАй бұрын
Ilay kandidà Filoham-pirenena amerikanina Donald Trump koa dia nandà tsy nanao débat. Fa nandaitra t@ mpifidy ve ny filazana fa natahotra izy? Andro sisa isaina dia ho hita izay fihevitry ny mpifidy ao an-drenivohitra ao.
@zafinjanadamboАй бұрын
F aiza zanakin i sasany toa tsy sah manao.debat?????😂😂😂😂ho lany hono...n.importe quoi
@PierreRambolarijaona-cw3sdАй бұрын
Ny fidirana débat na tsia dia any anaty paik'ady pôlitika koa. Raha ny ekipan-dRazanamasy na i Dadafara ohatra dia tsy afaka miditra @ izany paika hoe tsy miditra débat izany. Ilay kandidà ho Filoham-pirenena amerikanina Donald Trump dia nanisy fetra ny fidirana débat t@ fampielezankevitra vao nitranga tsy ela akory tany Amerika teo. Nandiso azy t@ izany ve ny vahoaka mpifidy? Tsy teo aza ilay kandidà mbola io fa resahintsika, vao mainka misongadina, incontournable... Ny zava-dehibe @ mpifidy anie dia tsy ny fahaizana mifanasa vangy e! Inona ny olan'ny isan-tsokajiny ? Mpampiasa làlana, tsena, toeram-pidiovana, fitaterana...ilay tompon'ny vato 1 handrandrain'ny kandidà tsirairay, manana vahaolana @ izany ve ilay te hahazo ny vatony? Raha afisy sy trakta ary ny Radiom-pirenena tany @ fiandohan'ny fifidianana teto Madagasikara no hany fomba lehibe azo nampiasaina hampielezankevitra, dia voatery nampiasaina avokoa (raha nisy débat nidirana na dia sanatria ambany be aza). Ankehitriny maro ny fomba hampitana ny programme sy ny foto-kevitra any @ mpifidy, tena misy isafidianana. Nanao ahoana ny vokatra azo t@ fifidianana députés farany teo ohatra ?