TOROHEVITRA sy FAMPIANARANA ...

  Рет қаралды 903

Koto

Koto

Күн бұрын

Пікірлер: 8
@lydiarabarijaona6122
@lydiarabarijaona6122 10 ай бұрын
Aza mampiomehy 😂
@chris-cybersec6509
@chris-cybersec6509 10 ай бұрын
Hey Mr Koto. Vielleicht hast Du recht mit deine Meinung. Aber ganz ehrlich für uns hier in der Schweiz ist das einfach zu sagen. Wir sind fleissig und wir gehen gerne go schaffe aber für die Madagassen sieht das etwas anderes. Der Lohn dort ist einfach Sau tief gopferdelli
@chris-cybersec6509
@chris-cybersec6509 10 ай бұрын
Tiako ilay theme na izany na tsy izany eee. Conseil kely fotsiny aza eriteretima fotsiny fa tonga foana io fara ny volana io eee 😉
@payetbruno8100
@payetbruno8100 10 ай бұрын
"Achat impulsif" no filaza ireny
@fleurettekobel2490
@fleurettekobel2490 10 ай бұрын
Miarahaba anao ry Koto ! Miangavy anao tompoko mba hanome torohevitra faran'izay tsotra indrindra ! Tsy hatao mahagaga ny ankamaroan'ny Malagasy tsy manana ambimbava ! Tokony mba atsahatra ny fety lalan- dava , indrindra fa ireo Malagasy izay tsy mandray vola karama isam- bolana ! Ny Malagasy dia kevokevoka alohan'ny fahatongavan'ny fety izay mifanesinesy ! Ary tsy mety tonga saina , raha tsy efa tonga ny Probleme ! Aleon'ny toetsain'ny Malagasy maro ny tsy hisakafo maharitra , toy izay ny tsy hampisehoseho fa misy vola - be ao anaty Paosiny ao , koa manao ( la baomba ) mandrapahalanian'io vola io , dia rehefa aveo : ampitsoniny manenina tsy misy bola intsony ! Izay ilay fahavoazan'ny ankabetsahan'ny toe- tsaina Malagasy sy mitsinjo ny hoavy ! Araho ny toromarika tsara ,mba hialana @ izao fahantrana efa hatram'izay ! Masina ny Tanindrazana !
@MrPol18698
@MrPol18698 10 ай бұрын
De i Koto zany de tena manambola be so amim‘ny banque .
@MamyANDRIANALY-uy8mv
@MamyANDRIANALY-uy8mv 10 ай бұрын
Baĩna ã ! Mamelã ãh létsy élãh mba iomehy 🤣 pour cette fois (pour mon incompréhension 🤔) @ point de vue-n'lãh satria rãh aty Dago anie l'tÿ zany vola ho "épargner-n'lãh" zany mihintsy no tsisy é ! 🤫 Tsy mitovy létsy ny conditions any Suisse sy aty Dago ã ! Zãh zao mba "haut fonctionnaire" ihany fa lé karama mihintsy no kely é ! Ny zanako vavy aivo (2 vavy izy no any), fa izy võ nanomboka nisasa, elle touchait 9x ce que je gagne, alors que je te dis haut fonctionnaire de l'état ãh ! Et imagine un peu fonctionnaire tsotra na mpiasan'ny "zone", na journalier . . . etc ! Tiens-en compte de ce contexte Baĩna ! Très amicalement ! 👍
@MamyANDRIANALY-uy8mv
@MamyANDRIANALY-uy8mv 10 ай бұрын
Désolé fa "niasa" no tiana ambara teo ! Ny zanako 2 vavy no samy any i elany any; samy nahavita fianarana tany d miasa any zao ! 😇
NY ANTONY VOALOHANY TSY ANDEHANAKO ANY MADAGASIKARA ...
20:29
Симбу закрыли дома?! 🔒 #симба #симбочка #арти
00:41
Симбочка Пимпочка
Рет қаралды 6 МЛН
Как Я Брата ОБМАНУЛ (смешное видео, прикол, юмор, поржать)
00:59
NY OLONA MPIVAVAKA BE vs OLONA MPITENY RATSY ...
19:12
Koto
Рет қаралды 4,8 М.
APOCALYPTO 2006 FULL MOVIE SUB INDO..
2:18:22
Sheva.05
Рет қаралды 19 МЛН
Koto Lilahimahitsoambo live
3:26
Malagasy Rehetra
Рет қаралды 2,1 М.
emission speciale du 25 01 2024
1:02:11
Dream' In
Рет қаралды 628