Ty Tojo ty aloha tst klé e! Na folba firesany aza mapme tena pire noho ilay rainy,normal noforcena fotsiny io satri te hiakatra eo ravalo
@RanoSary23 сағат бұрын
O, Koto Lehinteliza! Rehefa tsy Tojo io dia IRMAR. Ny hafa rehetra dia TGV daholo.
@tobihasinadanielrazanajaon9362Күн бұрын
Ka na enao ko ary manao affirmation gratuite ko.
@carlarose67973 күн бұрын
quelle est la personne intelligente qui a dit un jour qu'elle est intelligente Envoyé par Copilot : Il n’y a pas de citation célèbre attribuée à une personne spécifique qui aurait dit “je suis intelligent(e)”. Cependant, il est intéressant de noter que de nombreuses personnes intelligentes ont souvent fait preuve d’humilité et de curiosité plutôt que de se vanter de leur intelligence. Par exemple, Albert Einstein a dit : "La vraie intelligence, c’est de savoir que l’on ne sait rien"1. Cette citation met en lumière l’importance de la curiosité et de l’apprentissage continu, des traits souvent associés aux personnes intelligentes
@herylalaoRajaonah-c7vКүн бұрын
O ry Koto ,o ry Koto, o ry Koto oh ! Andraso n'y kisoanao fa aza mitatasika eo , tsisy idiranao n'y aty.
@rafatroalberto966717 сағат бұрын
Kilalao maloto io leroa deja ny conditions feno hosoka zany no olona
@VincentdePaulRandrianarahinjak4 күн бұрын
Ty ndray aloha de tena tohanako 100%,aleo misafidy an'i Tahina raha manana"niveau politique" ny mponina ao Antananarivo
@PierreRambolarijaona-cw3sd4 күн бұрын
Izany hoe raha tsy hifidy Tahina ve ny maro an'isa ao Antananarivo ao dia tsy manana "niveau politique" satria tsy mitovy fahalalana sy analyse aminao ?
@Sikidy_NyISAnomitanISA4 күн бұрын
Asa, mety io angamba ilay "mesia", izany hoe ilay Tahiana ao amin'ny hiram-pirenena manao hoe "TAHIonao ry Zanahary...". "Zanahary tsy mitahy ny vaka" hoy ny ohabolana. Asa, Zanahary ve mety mitahy ny bado... ;-). Izay velona no hahita izay ho fandehany.
@lovarajohnson1334 күн бұрын
Voan'i Andry Rajoelina indray i Koto. Mazava be fa i Tahiana dia miara-miasa amin'i Andry Rajoelina. Tena miaraka amin'i Andry Rajoelina izany i Koto. Tsy azo itokoisana.
@sharashara71794 күн бұрын
Ty ef marary saina am Tojo Zay filaza nao azy fa izy no hofidinay na tony inona n fanaratsinao azy. Mirediredy ianao
@socrateracyclone63492 күн бұрын
Raha resaka Ravalomanana kosa dia fanotaniana tsotra : "Olona tsy nianatra ve mety hahavita hanangana ny TIKO orinasa agro-alimentaire goavana indrindra tao Madagasikara" ?
@LucalouMimouКүн бұрын
Marina B mintsy koto .bien dit
@carlarose67973 күн бұрын
Tsy intelligent zany ianao ry koto
@acharaz69264 күн бұрын
Tsy mbola @ ireo kandida ankehitriny ireo ny olona afaka hitarika sy hitondra fiovana sy fandrosoana goavana eto Antananarivo e ! Noho izany fidio ao izay fidinareo.
@NRAKOTO4 күн бұрын
Ilay enceinte HiFi no remarqué-ko voalohany. Milay zao ny son n io an. Inona ny ampli manosika an'io??
@jaonarabari45194 күн бұрын
Izaho koa liana
@ColetteRavaoarisaoa4 күн бұрын
Ianao ve tsy mety raha tsy manaratsy ny Tim foana
@VincentdePaulRandrianarahinjak4 күн бұрын
Hita fa marina daholo ny zavatra lazainy
@nivorakotondrabe4 күн бұрын
Tsy misy manaratsy TIM eto fa Nareo no asaina mieritreritra
@socrateracyclone63492 күн бұрын
Tena ekeko hoe olona hitondra any aoriana no fidiana. Fa ampiako olona manana antoko matanjaka no fidiana satria raha vao tsy antoko matanjaka no fidiana dia miditra daholo ny mercenaires politiques ! Vao maika loza !
@carlarose67973 күн бұрын
i aho tsa mbô intelligent zany. Mba mijery ny hevitry ny daholo. Sans esseption.
@santiiarivo53703 күн бұрын
Be werawera !!!!!!
@socrateracyclone63492 күн бұрын
Mampiasa ny teny hoe : "attaque personnelle" ianao nefa ny teny malagasy ampiasainao dia : "Olona hoatran'izao ve ?"
@user-vo2gk7jz4v3 күн бұрын
Ikoto al, impiry ahy noho efa miteny @ nao hoe aiza mandany andro fa aleo ny olona hi safidy izay tiany démocratie io misaotra anao ihany fa @ izao zavatra ataonao izao aloha de vao miainga tsy hiova hevitra mihintsy izay efa mahafantatra ny vato halatsany merci Ikoto lasa mampihomehy ianao
@Tokiniaina-nq1su2 күн бұрын
za neutre fa saingy ilay discours arakarakiny olona resahina,arakiny teneninao teo oe @ niveau-ny
@Yvette-r8p4 күн бұрын
TOJO IANY NENAY RY KOTO À
@rabenzou96114 күн бұрын
Na i tahiana aza efa orange miofo koa e
@Brend-m9y4 күн бұрын
Aleo fa hofidinay i Tahina fa aza mimenomenona tsony e😮
@joser.33703 сағат бұрын
Non tena tsy mety io tojo io fa izaho dada foana fa tsmetyy io tojo io?ampiasao le saina?
@santiiarivo53704 күн бұрын
Ô ry Koto a! Ndeha maka saina fa tena efa miha lasa adala amin’ ity Ravalomanana ity mihitsy i Koto , tsy misy ira rahiny anao akory fa ianao no tena tsy misy atao , hatramin’ny fivavahana avy aza dia lotonao ka Tsy mahagaga efa mivaro lavo ka ny werawera sisa no any mba atao olona tsy manana fanetrehan-tena ka mirediredy sisa eny fa na dia ny fihetsika mivazavaza aza dia hita soritra fa tena lasa lavitra ary hiafara amin ny fatapahana lalandra . Mafinaritra fa tohizo ary aza be fialonana rehefa tsy dia ampy solaitra de mba manaja ny malagasy mitovy aminao fa aza matikambo hoe tanindrazako ,tanindrazako .Mahereza hatrany fa tsy hiasa saina amin izay fanenjehanao ny olona fa dia hoe Lasa adala Koto .
@PascalPicot3 күн бұрын
Raha masaha ianao dia miverena any Madagascar fa tsy andevo any andafy
@carlarose67973 күн бұрын
Mbola i Ra8 ihany aloha no hanaisorana an'i rajwel. Izany hoe Tojo.
@zafinjanadambo3 күн бұрын
Fa firy % an i ravalo? Firy an i siteny ???? 22 % monja vahoaka nifidy an i ravalo tam présidentiel..52% nifidy andrajoelina de ahoana ny fampitahan ialahy????
@tinasoaheriniaina-p2g2 күн бұрын
N zavatra lazainao d tena manan-danja s misy ventiny tsara , fa le enao b teny ratsy teo alohaloha teo iny no mampitsôka n mpanaraka anao , mahafinaritra nefa tatoato fef mba ts d hita ntson zay , t@ty discussion-nao iray ty zao d teny ratsy iray sisa nefa mbol hitako nanao auto-correction ( auto-censure ) ian ko enao Mankasitraka bdb , mahafinaritra.
@nadiajhayras43723 күн бұрын
Koto aaan miandry Laza razafiarison zah Ankoatry izay statu daolo Fa @ zao ts samby manka zay ankafiziny fa ts hoe anova urbaine Tana zn Rah mbl eo Jwoely io tss olo aharesy zn eo Mionana Tojo Tahina gascar momja rondefo Fa harary loha nareo reo apres 11 io 😢😢😢😢
Ilay hoe "avara-drano" sy "atsimon-drano" dia tsy fizarana jeografika mifototra amin'ny ranon'Ikopa fotsiny fa mifono tantara sy zavatra maro mifampidipiditra sy mifandringondringotra raha ho an'ny foko Merina na ny zanak'Iarivo. Marina fa maro ny foko hafa mila ravinahitra sy nandranto fahaizana na nanara-bady niakatra ka lasa 8 na 18 vontaka ao Antananarivo, saingy mbola tanàna merina soa aman-tsara io tanàn1000 io mandraka androany. Ara-tantara dia io faritra io no faritra tena sarotra nampandriana tany sy nentina ary nalamina indrindra (t)eto Madagasikara. Ny frantsay ihany no nahavita an'izany, saingy kabary hafa ny amin'iny. Natanjaka ihany raha ampitahaina tamin'ny Sakalava sy ny Betsimisaraka ohatra saingy ny ADY an-trano lava reny sy fohy ray no nampalemy azy, izay mbola tarazo mandraka ankehitriny. Sarotra ho an'ny foko tsy merina no hahatakatra ny mekanisma psykô-lôjikan'ny foko merina, eny fa na dia ela nifaneraserana sy nitakisinina tamin'ny tompontany aza ny mpiavy isan-karazany. Mora kokoa ny fandaminana ny merina sy ny foko hafa raha misy disadisa nohon'ny fandaminana anatiny eo amin'ny merina samy merina. Ny "raharaha Tompokolahy Ratsimandrava" an'isan'ny ohatra mivaingana mety akaiky kokoa ny fitadidian'ny maro. Misy ary tena lalina ny hantsana moa avo dia avo ny rindrina anatiny mampisaraka sy mampizarazara ny zanak'Iarivo. Misy fiantraikany amin'ny fomba fisainana sy ny fanaon'ny olona ny lamina sôsialy sy ara-paritra ary ara-poko izay n/mandrindra ny fiainany iray manontolo. "Ny arivo lahy na Iarivolahy (merina lahy) tsy maty indray andro" dia midika fa ADY (an-trano, an-dapa, an-drova, an-kibo sy an-tsinay) no n/maha Iarivo an'Iarivo. Mety nisy naha tsara azy matoa i Antananarivo fa tsy tanàna hafa no lasa Renivohitr'i Madagasikara, saingy mazava ho azy fa mety hisy koa ny maha ratsy azy, arakaraky ny resaka sy ny vanim-potoana iresahana. Faritr'Imerina - olan'Imerina - vahaolana merina. Zaho tsy merina saingy saika Merina (fotsy sy mainty) avokoa no nampianatra ahy nanomboka tamin'ny akanin-jaza ka hatrany amin'ny anjery manontolo, na dia tany amin'ny faritra ivelan'Imerina aza no nisy ahy. Hafa tanteraka ny OS "Operating System" miodina amin'ny sy mampiodina ny ati-doha merina (na fotsy io na mainty na valo vontaka) raha ampitahaina amin'ny an'ny foko malagasy hafa izay tsy dia nisy fifaneraserana firy tamin'ny Zanak'Imerina. Zaho tsy maniry loza fa mety hiteraka tena ADY (tsy SARINADY) eo amin'ny samy Merina ity fifidianana iray ity raha tsy mijoro mialoha ireo Lahimatoa & Vavimatoan'Imerina handamina ny tanàn'izy ireo. "Antsika ny tanàna" hoy ilay nisoratena ho kandidatim-panjakana manao zipo [dikany: manana drakohely] sy toa hoe Sihanaka hono; "izahay koa mba Iarivo" mety harangarangan'ny tanindrana 8vontaka sy ireo Zaza mangan'ny Bemiranga 6n-dreny, izay samy zaza natsagana na nanangan-tena daholo. Tsy hay intsony hoe iza no marina ary iza no TSY diso. Raha afaka niverina nitsidika kely ny tanànany angamba Mpanjakabe Andrianampoin'Imerina dia mety ho gina tsy nahateny moa mety tena lagy tsy misy ohatr'izany ka mety hiteny hoe: "efa ho 214 taona no nandovanareo ahy sy ny fanjakako saingy inona no nataon'ny ten'isany tanat'izany fotoana ela be izany???" _ N.B.: i Zafinjoelina mampidy mamoaka be izany tatoato ka tsy hay intsony hoe lahy sa vavy sa sarimbavy ;-) - haigam-pandeha loatra na mivilivily be izy ka sarotra arahina.
@JeanneAimeeRaheliarimaro4 күн бұрын
Tena mampalahelo mafy ty ry Koto à. Misaotra tsy mijanona miteny n'a dia zazakely arza ve dia tsy hahalala n'y tsy fetezan'izao intsony saingy kamo mandinika kamo misaina .Aiza nymba chance ho anareo nianatra raha dia ifandimbiasana toy izao no hatao N'y Ray n'y Reny n'y Zanaka . Antony iray fotsiny izay.Efa potsirina minia tsy mahita sy tsy mijery ihany isika .MARINA ANIE ZANY TENIN''I KOTO IZANY FA MBA DINIHO LALINA .MAHEREZA MITENENA FONA KOTO A
@zafinjanadambo3 күн бұрын
Hitanao koto!!!alaivo honona..iiiisaka mis fifidianana.eto???? Valim.pifidianana fauple fooooooana avoakan i forongondravalo..jereo tsara anie eee...tonga dia lazain drizalahy lany io vao 3jorts aorian ny fandatsaham bato. ...toy tam deputation teo. Vao 3 jous nivitan ny latsa bato?.vaton ny firaisankina fooooooona navoaka tao real tv..real tv volam bahoaka nufaon i onitiana tao am hvm ..vao vita 3 andro? Jereo any am.real tv fa efa lany i tojo zay tsy hitanao akory zavatra nahorin iabany teto..haka tanim bahoaka ho totofana? Spécialité n iabany sy reniny teo..tsy lany eo iiio ra koto aaaa
@mamisoagremaud60524 күн бұрын
Rehefa tsy musy tombons anao dia akombony ty vava ny zanakao hoatrany ny anako fa aiza atao mahabe resaka anaovanao matikambo fa hoateany okina napetraka teto Suisse tsy @ fahaizana tena. Tsy vao androany enao no nivadibadika teo siteny teo ra vali teo rajoelina zao tahina dia iza ko ny manaraka. Makanesa any dago tena tsy eto no manome lesona. Mety @ nao Mme bonbons 🍭 ireny no olona mendrika antena ry fatin'alika . Rajoelina tena nandia fenarana be mintsy ary lasa président dia inona ko mo ho lazainy tena hidirana daholo zao rehetra zao kanefa basy nariary fito tsy takatry ny mahantra tsy tiany panakarena. Tay no miazona ny loany tony . Amen ozy ao. DEGAGE.😅😅😅😅😅
@Neyckim3 күн бұрын
Kkkkkkkk
@ignacerandrianjanoro93274 күн бұрын
fidio ho an'i Koto n'y orange e
@mbotybounga71214 күн бұрын
Zay no atao hoe FANATISME koto
@MaurilleChristianCharlesRatsar4 күн бұрын
🤣
@AlbertineRandria4 күн бұрын
Marina ny anao koto a kara raha ny zavatra hatao ny ange efa fantara eeee ny toetra ny rainy ihany no toetrany fa i R8 ihany no hitondra de izy telo mianaka no mitondra Anatanarivo ny gasy tena mora manadino
@PierreRambolarijaona-cw3sd4 күн бұрын
Dia fidio izany ny iray amin'ireo KANDIDÀM-PANJAKANA e!