Vizany eo ianareo raha hanisa ny laingan'i rajoelina. Il ment comme il respire. Manao izay rehetra ahazoany ny fitondrana rehetra iny Irajoely, ary tena tanteraka izany ankehitriny. Dia Inona anefa ny vokany ho an'ny fitenena, mandroso ve, voky ve ny malagasy, misy fivoarana ve ny toe-karen(ny firenena....
@harsoa2326Ай бұрын
❤ alefa Député Fidèle Razara Pierre ah. Hainao tsara io mpandangolango fandaingalainga mpangalatra mpamadika vahoaka io. TSY HAMELA ISIKA RAHA TSY MIPOITRA NY RARINY SY HITSINY.
@lalamoreau5117Ай бұрын
N'y problème anie. Dia tsy hafaka n'y hieritreritra n'y vahoaka sasany fa Sady tsy nianatra no mahantra 😢tsy mana'kohanina. Efa hatramin'ny 2009 no nikonokonona n'y hampahantra, sy hanimba n'y fampianarana, @zay Dia n'y hanina sisa no ao antsaina, tiany ho V Ohatrazy n'y vahoaka madinika indrindra.
@AlanFranckyАй бұрын
Lera ndao Amin ozay lera lera
@aminamiroir821Ай бұрын
Mampalahelo.
@PascalPicotАй бұрын
Mieritrereta ry malagasy fa hoavy amin'isambatan'olona ny hetra raha mbola io fitondrana jadona sy gaboraraka io no mbola eo ,LERA
@JohnRafaralahyАй бұрын
Atao de atao amzay e
@nicolasrazafimandimby8301Ай бұрын
Ka izy matahotra an dravalomanana
@gertrudebernadette5584Ай бұрын
Aoka zay fampijaliana vahoaka malagasy k LEO
@loulettepauline4961Ай бұрын
Azafady ry malagasy havako aby 😭😭ny fako mihavosa eran’ny tanana ny fofona tsy hay ny 😷😷😷 mi…azy Ka rahoviana vao hifoha ny tanora ❓Ka dia homena ny mahereza 🤷🏿♂️🤷🏿♂️courage ❗️
@ahmadaladullah7860Ай бұрын
Izy ma hambarany lova avy amin ny dadambe
@RecrutementMadagascarАй бұрын
matoriza ry Malagasy a, de aza mimenomenona intsony amin'ny delestazy, vidimbary, rano tapaka, lalana ratsy, ...
@rivoraza9227Ай бұрын
Fanodinana ny saim-bahoaka ny 2002. Ary hadinony ny 2009. Inona moa no hifandraisan'ny candidature ou maire Anrananarivo sy ny 2002 izay tsy nanrkena ny halabayon'i Ratsiraka t@ presidentiel. Efa ho 11 taona mahery no nilamina ny firenena noho ireo mpitandto ny filaminana dy ny institution judiciaire izay mzmpiditra zm-ponjja ireo maneo hevitra mitombina @ tsy mety atzonao. Raha ny vajozkz marina novtanjonzo dia tsy ho toy izao i Madagascar 11 taona taotian''ny coup d'Etat nataonzo. Ny atao hoe démocrate dia mamela ny hevitra tsy miyovy @ anzo ambara. Ny démocrate dia manaja ny lalana dy ny zon"ny rehetra.: fa nahoana i Ra8 no sakanana tsy ampiditra zo @ Magro, izay fananany manokana. Aza miteny ny zavatra tsy fantatrao ; Poutine sy Xi jinping no mitovy aminzo, Ireo mzmpzndrodo ny fireneny. Hatreto zl9hz dia fanapotehana ny firenena no vokatry ny ataonao, kanefa ianareo rehetra mpanefoefo daholo tsy miresaka afatsy en millions de $.Mifohaza ry malagasy fa ho potehan'io ny firenenao.
@gertrudebernadette5584Ай бұрын
Satria v tena tonga am tanjona ??? Tsy mahazo midina an dalambe k oe !!!!
@coolman3322Ай бұрын
rapoera iza no nanaja démocratie lainga zany teto dago sauf zafy .mitovy daholo ohy aho ianareo misy toetra ratsy masiso toetra .ilay journaliste fa angaha adino daholo ny lasa tamisage eo daholo ny toetra mpitondra depuis 1972
@nadiajhayras4372Ай бұрын
Ary are halemay satria raha araka resakao zn Fidel de tena ho simba izy Are efa tazanta2 eto zn Rah mbl Andry rajoelina eo @ toerana misy azy io de aza manantena democrazia zn atsika Game over Tss Madagascar 🇲🇬 androso zn eto na @ninona2 Io ts ahazo toerana zn na anao sefompokotany ary de ts maintsy atao io fu izy
@EtienneRandriamananaАй бұрын
Tena marina aloa i Andry Rajoelina tsy anavotra any Madagasikara izany io fa, ny motion nio dia amotika any Ravalo manana tanteraka Mila mihenjana iany ianareo tim fa tsy anaiky apirorohona @ tafika sy zandary izany fa tsy anazy irery ity firenena ity ka anjakanjandreo mianakavy irery fa firenena iaraha manana ity
@zafinjanadamboАй бұрын
Nisy heloka natao ireo olona ireo natoa ngadadraina fa tsy toy fanambotsamborana olona mpanao politika am tsy mis antony toy nataon io rangahy antitra potentiel nareo io..mpanao politika malemy tsary hitanao akory zava bitan ireo teto am firenena toy i zanapiera nareo ...i Patrick raharimanana nogadraina tsy hoe noho iz hilatsaka be ny tanana fa famiahany vaovao projet présidentiel mbola ankibon ny omby dia iz indray no namoaka ny vaovao talohan ny fotoana...matoa ireo olona ireo nogadraina??? Ao ny zavatra nataony fa tsy gadragadraina foana am tsy mis antony toy nataon io monsieur potentiel.
Azafady ry malagasy havako aby 😭😭ny fako mihavosa eran’ny tanana ny fofona tsy hay ny 😷😷😷 mi…azy Ka rahoviana vao hifoha ny tanora ❓Ka dia homena ny mahereza 🤷🏿♂️🤷🏿♂️courage ❗️