"Tsy misy ny Doria" DADAH RABEL Hiara hiaina ny andro androany Ho toy ny andro farany Hiara higoka izay mety ho mamy Mandra - paha lefin’ny tarany Ny maso hikipy tsy hahita Ho tapitra ny fofon’aina Ho hanenenany izay tsy vita Fa any ankoatra tsy ho ilàina Ref : Satria ny vintana sy anjara No mamaritra ny dia Rahampitso ny lalantsika mety hizàra Satria tsy misy ny doria Ny vintana sy lahatra Mety hamingana ny dia Ny ho avy tsy voatery ho tonga lafatra Satria tsy misy ny doria Ny ampitso fanontaniana Mety ho vatàna hangatsiaka Handeha hioty izay zava - tiana Dieny mbola masoandro mibaliàka Isaky ny andro izay mifoha Mety ho farany io fa tadidio Ataovy andro feno soa Ho fahataperana ny anio Ref :……
@lalaimanantsoaminoalison47345 жыл бұрын
Rahampitso ny lalatsika mety hizara, satria tsy misy ny ho doria. Merci Dadah, tiako lotra
@andorabemananjara66629 жыл бұрын
j'aime trop!!!! j'aime tous!!!!!! surtout " tsy misy ny doria"
@galeolaveromanitra48287 жыл бұрын
moi aussi
@andri51698 жыл бұрын
Saika nitovitovy amin'ilay oe : "za no tompon'ny lakilé" an'i Damama Huhuhuh ! (Isaorana i Dadah amin'ity hira raitra be ity!)
@hericolelalasoa76595 жыл бұрын
Tsy misy ny doria eto an-tany , fa misy izany any akoatra , mino izany aho
@djerryandriananjavao4436 жыл бұрын
I have a feel for this song... great
@njarvandrian94647 жыл бұрын
...satria tsy misy ny doria... ankafiziko ty hira ty.
@nororakotosonrija3195 жыл бұрын
Tsy misy ny ho doria ... tena mitriatra be ny fo miaino azy .......
@MaharavoRAMASITERA10 жыл бұрын
Mandalo ny eto tsy misy ny ho doria
@swann64 жыл бұрын
Maratra b ny foko mihaino ....dadah ...!!!
@tantantan55277 жыл бұрын
des paroles tristes mais magnifiques
@galeolaveromanitra48287 жыл бұрын
d'accord avec vous.
@arielle31389 жыл бұрын
Mbola tsara foana...
@samuelrivoson953710 жыл бұрын
Iaino Ampifaliana ary ny anio na inona na inona hitranga ao
@michaelramisarivelo56398 жыл бұрын
ho anenenana zay tsy vita fa any ankotra tsy ho ilaina.
@mikolojennyanderson67957 жыл бұрын
Tsara lotra💜
@mihaminaramangalahy49915 жыл бұрын
atsiarovako manokana ny dadanay zay indrisy fa efa nandao ahy efa 3taona zao! fony fahavelony dia izao mits no zavatra nolazainy sy fomba fiainany! lasa izy ankehitriny kanefa tsy maty ato am-poko!!
@mihaminaramangalahy49915 жыл бұрын
mpankafy dadah rabel iany ko iz zay, ary tena tia sy mankafy ny hiran i Mahaleo retra!
@randriamandresy12 жыл бұрын
Tsara hira lesy ty dadah ty le :)
@onjamanampisoa10669 жыл бұрын
ataovy andro feno soa ...satria tsy misy ny doria
@radohasinamiorasahaza96035 жыл бұрын
Hiara hiaina ny andro androany Ho toy ny andro farany Hiara-higoka izay mety ho mamy Mandra-paha lefy ny tarany Ny maso hikipy tsy ahita Ho tapitra ny fofon'aina Ho hanenenana izay tsy vita Fa any ankoatra tsy ho ilaina Satria ny vintana sy anjara No mamaritra ny dia Rahapitso ny lalantsika mety hizara Satria tsy misy ny doria Satria ny vintana sy ny lahatra Mety hamingana ny dia Ny ho avy tsy voatery ho tonga lafatra Satria tsy misy ny doria Ny ampitso mety ho fanontaniana Mety ho vatana hangatsiaka Hande hioty zay zava-tiana Dieny mbola masoandro baliaka Isaky ny andro izay mifoha Mety ho farany io ka tadidio Ataovy andro feno soa Ho fahataperana ny anio
@Arison146 жыл бұрын
hiran'ny mpifankatia anaty alina mangina
@manitragrace27946 жыл бұрын
ahatsiarovako olona iray
@paulpeters53785 жыл бұрын
🙏
@lavorary12 жыл бұрын
Io lesy no isan'ny mpanakanto vitsy de vitsy azo lazaina hoe "Artiste feno ".Ny sasany fopla dhl
@soarakoto41165 жыл бұрын
😢😢
@sendrahasina29239 жыл бұрын
Marina be!
@voninalaranaivo525 жыл бұрын
Mandria am-piadanana ...
@muriellerafiringa648311 жыл бұрын
ndriiii izay ilay hoe araraoty foana ny anio fa tsy hay izay avoakan'ny ampitso
@tokykell12 жыл бұрын
mankasitraka eeeeeeee
@thiers5268 жыл бұрын
Ry ampitso zay mifono misitery...
@joelikeljoel470011 жыл бұрын
tena ts mety @ style an'i Mahaleo lay feon'ilay sipa!mikikika loatra nefa nen'i Dadah c'est le contraitre