Sady tojo no nahazo Andry Rajoelina efa tsisy holona tia
@herihaja5415Күн бұрын
Izaho dia tena tsy miditra politika fivavahana izany mihitsy sady tsy nitondra ny olona nampita fahalalana maivana !!!fa ny fianarana sy fahalalana izay nozahazaina !!!!!!! fa Miteny aho rehefa misy zavatra hitako hoe tsy mety @ feon'ny fiheritreretako dia mba miteny aho ho tonga any ampon'ny mahalala !!!TSY METY DIA TSY METY!!! METY DIA METY!!!
@jaomarengatsikoza3140Күн бұрын
Mankahery rahalahy ! Eto aho tena miaiky anao satria natsipinao teto ilay resaka efa navoakako tamin'ny malagasy sur Facebook. Tena fatiantoka lehibe ho an'ny firenena ny nanakatonana ny orinasa TIKO hatramin'ny 2009. Fitaovana raitra ary efa tonga eto Madagasikara avokoa. Usine de grande capacité ary mahasehatra ny nosy manontolo. Tsy ny malagasy mora fitahina no nankahala azy fa ireo izay azon'ny vahiny baikoina handrava teti-pandrosoana efa nandeha teto. Izaho aloha mbola tsy mino hoe efa malemy sy resy ny vahoaka malagasy e ! Mbola ho avy ilay antsoina hoe "second souffle" mahery vaika io ! Mahereza daholo !
@TitaRakoto-b7oКүн бұрын
Lafo angah n'y rasoir?😂
@kotorazaka4364Күн бұрын
Mankasitraka Atoa fleury , nandresy i tojo ravalomanana tena marina izany Misy isainana be ny tenin'i Mr Fleury teo raha tena nihaino sy andinika tsara ianao
@Olivia-s4p1iКүн бұрын
Tapitra tompoko ny 25taona nanjakan'ny ratsy rehetra ka betsaka ny zavatra hiova eto a'ity tany misy antsika ity na aiza na aiza mrc
@adrianslufКүн бұрын
TENA TAY BEVMIHINTSY NY NATAON‘NY CENI. Enga anie hisy ny fitsarambahoaka! Ivavahana @ Andriamanitra ny hahatanteraka izany
@carlarose6797Күн бұрын
Merci Fleury. Il faut vous mettre tous ensemble, pour un tsar; tout sauf rajwel, Il faut mettre tous les différends dans une caisse que vous ouvrirez quand rajwel sera mis à bas. J'entends : Vous Fleury, le ffkm, l'église catholique, les sangany de tous ordres de la société, ethniques, religieux, traditionels, ... , Rossy, Ranjeva, Généraux, les Ravalomanana, Fanirisoa, ... Les gens qui ne monteront pas sont très bizarrement suspects. On peut se demander pourquoi vous n'avez pas fait cela depuis !!!
@carlarose6797Күн бұрын
rà tao à Ancien Testament, ny fianakaviany ihany no namono an'i rajwel. Absalom a comploté contre son père (le peuple, ndlr) pour prendre le trône d'Israël. Après une rébellion et une bataille, Absalom a été tué par Joab, le commandant de l'armée de David, malgré les ordres de David de le traiter avec douceur. Cette histoire se trouve dans le livre de 2 Samuel, chapitres 13 à 18. Encore une autre rajwel : Eliminé pour des raisons politiques, Abimelech, le fils de Gédéon. Abimelech a tué ses soixante-dix frères pour s'assurer le pouvoir et devenir roi de Sichem. Son règne a été marqué par la violence et la trahison, et il a finalement été tué par une femme qui lui a jeté une pierre de meule sur la tête depuis une tour. Cela se trouve dans Juges, chapitre 9.
@mimickaelКүн бұрын
De nahoana ry belou no Mbola tsy hitanareo sy nasehonareo vahoaka araka n'y hirany sareraka n'y namono n'y gal ratsimandrava fotsiny aloha ?????
@SmymahlКүн бұрын
Nivadika language tanteraka ingahy fleury momba an i ra8,zay fotsiny
@zandriniparaniКүн бұрын
Nga tsy manana droit izy homba zay manao ny marina kosa? Tsy resaka tsy fitiavana an drajoelina mitsy lay raha fa efa iaraha mahita ve hoe manao tsinotsinona ny safidim-bahoaka de mbola tokony arovana fona
@ezechielrasi7672Күн бұрын
putain , va faire du sport et des jours de jeûnes frère ,c est ouf quoi comment faites vous purée