EMISSION SPECIALE AVOKO RAKOTOARIJAONA DU 31 JANVIER 2025 BY TV PLUS MADAGASCAR

  Рет қаралды 1,732

Nicolas RABEMANANJARA (TV Plus Madagascar)

Nicolas RABEMANANJARA (TV Plus Madagascar)

Күн бұрын

EMISSION SPECIALE AVOKO RAKOTOARIJAONA DU 31 JANVIER 2025 BY TV PLUS MADAGASCAR

Пікірлер: 14
@JeanBaptisteRakotomavo
@JeanBaptisteRakotomavo 7 күн бұрын
Fa Ianao io ve ry Avoko tsy mahafantatra mahazo ny vahoaka , eto , tadidiko mihitsy tam nareo naika anangana fanjakana 1 , reny vokany fa aona marina sa voatolotra vola ngamba tony , inona no atao hoe alatra 35 000 ordonance santoka alqtra aby no iainana eto
@lazajens
@lazajens 8 күн бұрын
Mankasitraka Maître Avolko❤❤
@razafimbinabenjamin9537
@razafimbinabenjamin9537 8 күн бұрын
Zany ve mba teniny msitre sa voavidimbola satria nshazo toerana ka tsy mahita ambany maso
@zakasoaravi8962
@zakasoaravi8962 8 күн бұрын
Raha mbola teo ny dadan’lah dia tefa-tsofina no azon’lah. Bandy tsisy valeur-ny!
@gastonrafanomezantsoa3756
@gastonrafanomezantsoa3756 7 күн бұрын
Izay hampande ny kung fu an lah atao lesy f aza mirediredy ry mpisolekaka à!!!!
@Pierrot-jf5qr
@Pierrot-jf5qr 7 күн бұрын
AZA DE MANABADO LOTRA LE MALAGASY REHETRA SY IZAO TONYOLO OZAO.
@Pierrot-jf5qr
@Pierrot-jf5qr 7 күн бұрын
AZAFADY RE TOMPOKO FA TSY STABLE VELIVEVELY MIHITSY NY POLITIKA AO MADAGASCAR. FA TSY AZONAO MIHITSY NGAMBA LE TENY HOE :" STABLE".
@celestinevavisolo8873
@celestinevavisolo8873 6 күн бұрын
Aza ataonareo fitaovana ny vahoaka( ady seza).
@josettevohangilalao4972
@josettevohangilalao4972 8 күн бұрын
Misaotra Maître Avoko Rakotoarijaona , mazava sy marina ny voalazanao rehetra, , manana fanantenana ny malagasy fa Mbola misy olona tena ampa droso ny Firenena, ampio ny filoha Andry Rajoelina , Mila miasa ny malagasy,!! Tsy ilaina ny milahatra eran'ny tanana milanja "choux fleurs"!!manao "Clown"! eran'ny arabe !!hanapotika ny jardin public ! Mitady korontana eo amin'ny 13 mai .tarihin'ireto FFKM ,izay mamboly VOKY tsy mamboly VOKY, miandry rakitra !!!ireto mpanohitra kosa Mila seza satria bé trosa ,tsy voaloa atramin'ny IMPÔTS !!,Mbola tsy ampy n'y efa azon'izy ireo tamin'ny andro nitantanany !! Ny tena ratsy Dia ny fanambarana nataon'i'ngahy Ravalomanana fa Mila fanampiana hery avy any ivelan'i Madagascar MBA handrodanana 'ny fanjakana misy !! Mercenaires étrangers ?!angamba Sud africains ?! Jereo ny ady ao Congo!! Aoka ho mailo ny malagasy fa may volo tratra ireo bé "Trosa " nanantena Mbola hihinana sy higalabona amin'ny volam-bahoaka .Mankasitraka ny fandaharana sy mamerina ny fisaorana An'ireo malagasy maro miezaka ampadroso hatrany An'i Madagascar,Firenena Sambatra !!.
@zakasoaravi8962
@zakasoaravi8962 8 күн бұрын
Raisonnement manakory loatra ny anao zany re e. Tsisy raisina mihitsy fa dia mila mitazona fahefana fotsiny na ho any na tsia?
@tokyniainajeanodilonrafana9745
@tokyniainajeanodilonrafana9745 8 күн бұрын
Aleo ramaitre manao novegasy ka
@Pierrot-jf5qr
@Pierrot-jf5qr 7 күн бұрын
STABLE VE IREO VOLAMENA SY NY SISA MIVOAKA HO AZY HO ANY IVELANY REO ? NY VILANY BE NY FIRENENA MIHITSY NO AONGANAREO.
@JeanBaptisteRakotomavo
@JeanBaptisteRakotomavo 7 күн бұрын
Efa tao HVM li lery no tsy ampy solaitra
@ericandriana6856
@ericandriana6856 8 күн бұрын
Tonga daholo ny mpamono afo!
NY VAOVAO DU 08 FEVRIER 2025 BY TV PLUS MADAGASCAR
32:01
Nicolas RABEMANANJARA (TV Plus Madagascar)
Рет қаралды 1,5 М.
MIHOBIA DU 09 FEVRIER 2025 BY TV PLUS MADAGASCAR
1:42:31
Nicolas RABEMANANJARA (TV Plus Madagascar)
Рет қаралды 792
How Strong Is Tape?
00:24
Stokes Twins
Рет қаралды 96 МЛН
小丑女COCO的审判。#天使 #小丑 #超人不会飞
00:53
超人不会飞
Рет қаралды 16 МЛН
It’s all not real
00:15
V.A. show / Магика
Рет қаралды 20 МЛН
ÉMISSION SPÉCIALE DU 29 JANVIER 2025 BY TV PLUS MADAGASCAR
33:39
Nicolas RABEMANANJARA (TV Plus Madagascar)
Рет қаралды 725
DON DRESAKA DU 26 JANVIER 2025 BY TV PLUS MADAGASCAR
1:52:13
Nicolas RABEMANANJARA (TV Plus Madagascar)
Рет қаралды 8 М.
NY VAOVAOM PARITRA DU 03 FEVRIER 2025 BY TV PLUS MADAGASCAR
1:28:57
Nicolas RABEMANANJARA (TV Plus Madagascar)
Рет қаралды 465
DATA │ Viva Madagascar │10 Janvier 2025
35:01
Viva Tv Madagascar
Рет қаралды 163
DONDRESAKA DU  02 FEVRIER 2025 BY TV PLUS MADAGASCAR
1:32:17
Nicolas RABEMANANJARA (TV Plus Madagascar)
Рет қаралды 5 М.
ANKITSIMPO DU 31 JANVIER 2025 BY KOLO TV
1:03:14
KOLO TV
Рет қаралды 4,1 М.
GASY FOMBA TAO TRANO MALAGASY 21 MAI 2017
31:26
i-BC TV
Рет қаралды 19 М.
NY VAOVAO DU 07 FEVREIER 2025 BY TV PLUS MADAGASCAR
49:07
Nicolas RABEMANANJARA (TV Plus Madagascar)
Рет қаралды 2,4 М.
How Strong Is Tape?
00:24
Stokes Twins
Рет қаралды 96 МЛН