Ngezalahy raha Rambao... Misaotra azy nampiseho indray ny rakitry ny ela ary nanaiky hamerina tsisy nanombinana ireo kalo tsy evanjelika. Aza avela angetaheta izahay fa omeo ireo kanto noforoninao fahiny.
@Pianany6 жыл бұрын
Mon enfance oui , les années 1973 à Farafangana
@poundalee5281 Жыл бұрын
Ilay vehivavy chanteuse LOLONA ihany ve no Eliane azafady❓🤔
@andryrasoanaivo9640 Жыл бұрын
Samy hafa. Eliane sy Emma no nihira ny hiran'i Rambao, fa taty aorina no nandimby ry Lolona
@MrMahefasoa10 жыл бұрын
mankasitraka eh! mahatsiaro ny fahazazana. Misaotra betsaka an'i Rambao sy ny TVplus indrindra
@razanamadycinquieme59263 жыл бұрын
Ny fahatanorako ..Rambao forever !
@manatsoamanatsoa78754 жыл бұрын
Ary tsy resahina ingahirainy intsony Eliane sy Emma nefa reo no nitondra avo n'y tarika rambao ary Mba aiza zao izy roavavy ireo ??mbola mba mihira vé ?
@rabemananjaraandrianasolo8669 Жыл бұрын
Manao lavalina avy any Mahajanga ho aty Antananarivo tamin'izany mbola 504 sy 404 familiale no taxi brousse ary cassette no niasa, mbola kely fa tsy hadino mihintsy.
@SimonSolomampionona9 жыл бұрын
efa ela izany an, tokony hiseho matetika ihany , mba tsy ho adinoina nareo artista gasy reto ka marina moa!!!
@galeolaveromanitra482810 жыл бұрын
ndryyyy nostalgie !
@ranerisonrosa93727 жыл бұрын
mampiaky ny fomba hirana ilay kaky sy neny ao anaty fitoniana tanteraka tafita ny hafatra
@MrSOLOMANGA10 жыл бұрын
Tsara @ ilay mahatonitony fo!
@manatsoamanatsoa78754 жыл бұрын
Mbola hafa ihany n'y feon dry Eliane sy Emma ty tsy mamely
@aimeandrianarivo19992 жыл бұрын
Misaotra betsaka e ! Mankasitraka
@rolandrakotondramanana45216 жыл бұрын
Mahafinaritra be le hanaraka Anao tsy haditra
@zakasoaravi896210 жыл бұрын
Misaotra betsaka ny tv+ namerina indray ny mpanakanto mahafinaritra toa an-dRambao izao ary mankahery anareo hatrany! Ny mpanolotra kosa mba tokony ho curieux @tantaram-pirenena ihany satria tonga dia tapahanareo ilay mpanakanto nefa mbola misy zavatra tiany holazaina maro mihitsy, ny fanontaniana apetrakareo dia ampifandanjao @zay lazain'le artiste,asio dikany zay ambarany fa tsy ravaina @question tsy pertinente rehetra (loge e! , 5mn alohan'ny hidirana an-tsehatra e!...)mankaleo be mihitsy le izy,efa ela ihany no nisy an'ty coulisse ty fa tsy mandroso mihitsy ireto mba mpanentana ireto, Fa nankaiza ilay tovolahy teto h@zay iny é?Lery zao no mba misy horaisina,mahay manentana sady mahay manaraka onjan-dresaka teto!
@Raprrin10 жыл бұрын
Mankasitraka e! Miombon - kevitra @ Zakasoa Ravi amin' ilay tovolahy teo aloha iny Heri-Lanto Rasolomalala no anarany. Tokony ho izy ihany no atao mpanolotra an ilay fandaharana e!
@SimonSolomampionona9 жыл бұрын
Zakasoa Ravi le sary amin'ny profil nare aloha tena henjana be an
@zakasoaravi89629 жыл бұрын
Simon Solomampionona D za zao mihitsy io an!
@SimonSolomampionona9 жыл бұрын
Zakasoa Ravi reherehan'ny malagasy kosa raha misy gasy mahavita manao musculation henjana be toy izao a félicitations