INVITE DU ZOMA DU 31 MAI 2013

  Рет қаралды 25,623

Nicolas RABEMANANJARA (TV Plus Madagascar)

Nicolas RABEMANANJARA (TV Plus Madagascar)

Күн бұрын

INVITE DU ZOMA DU 31 MAI 2013

Пікірлер: 46
@zakasoaravi8962
@zakasoaravi8962 11 жыл бұрын
Fa iza no nilaza Ra-Onitiana fa mpitondra itony mpanongam-panjakana itony e. Lasa mahay miresaka daholo izay tonga eto! Efa mankaleo ny fitiavan-tenanareo, mba jereo ny vahoakan'Andriamanitra ho'a ! Nareo zao RatsyRahonana tokony hibebaka mafy amizay, avereno ny halatra rehetra vitanareo teto @firenena, efa tena marefo nge le rangah ty e!
@dood587
@dood587 11 жыл бұрын
TADIDIO FA Ingahy BERIZIKY anie tsy nilatsaka ho fidiana e!!ARY mandamina tokoa izy @ fo tsy miangatra fa ireto Ratsirahonana sy ny tariny no matahotra ho very fihinanana .Dia tena manao jiolahimboto antitra mihitsy!!!ASA raha mbola misy hifidy ihany zay miaraka @ iDadatoa Ratsirahonana ity
@nororandria7236
@nororandria7236 11 жыл бұрын
O r'ingahy Ratsirahonana o, tsy misy mijanona eto amin'ity tany fandalovana ity mandrakizay anie e, tsy aleo ve amin'izao taonanao izao mikatsaka ny Fanjakan'ny Lanitra e. Aza dia manao malama vava toa io ianao e. Marc Ravalomanana tsy ho Rakotonirainy Lalao mihitsy akory, lehilahy sy vehivavy ireo. Raha tsy Andriamanitra mihitsy angaha no sahinao lavina !!!! Lalao Ravalomanana anie ka tsy ao an'ilay 109 e, fantatrao tsara mihitsy izany !!!!
@rolandrandriarimanana7647
@rolandrandriarimanana7647 11 жыл бұрын
lazainy fa i beriziky tsy mieritreritra ny zavatra teneniny, ohatran'ny miteny ratsirahonana fa andry sy ny conseillény no messi, maty ny firenena raha vao tsy eo ry zareo.
@hervrasam
@hervrasam 11 жыл бұрын
manan-talenta sy fahaizana toko ingahy ty ! fa nihosuim-bovoka ihany niaraka t@ mpanongam-panjakana tgvendrana
@tafikarahelison3477
@tafikarahelison3477 11 жыл бұрын
Onitiana , sao de mba tsy tokony hakany la reunion zany enao fa aty Afrique du sud . Efa fantatra daholo ny position ny Ratsiraka sy Rajoelina ! Mba anontanio hoe ny hevitry Dada !!!! Zany ka traitement égalitaire mdr . Aty mo no imprimena le bulletin ? Tandremo ndray lazaina fa mangala-bato ny avy aty afrique du sud an
@gg4a
@gg4a 11 жыл бұрын
Iza moa ny anaran'ity rangahy ity? Ratsiana Orana?
11 жыл бұрын
mivadibadi-palitao loatr ity RAD iray ity...ary tena izy marina no ao ambadik'zao savorovoro rehetra izao..ny tena maha lasa ny saina d ilay teniny manao hoe "IO NY DOSSIER n'I Andry R., EFA HORS DELAI IO FA HANAO INONA IANAREO NO TSY HANDRAY AN'TY RY CES?" Ts misy lalAna intsony ny firenentsika eee... tsindry hazo lena sy
@denissvoahary3128
@denissvoahary3128 11 жыл бұрын
ianareo manome tsiny ny mpamatsy vola na Nation Unis kanefa zavatra mampiahy² fa mety voka-pifidianana 2 samyhafa hivoka eo,,,,,, minoa ahy ianareo fa ze tsy lany @ ireo candidat ireo tsy hanaiky fa hitondra korontana
@paulineseheno2725
@paulineseheno2725 11 жыл бұрын
Mbo manaova emission mety sy tsara tsara kokoa oanao mpanakihina io eee sahy Izy mato manao io emission io!!!
@florawinx3532
@florawinx3532 11 жыл бұрын
ahoana no tsy iilazana fa tsy any HAT ny CES satria izy no mahafantatra mialoha ny valiny atao ny CES
@denissvoahary3128
@denissvoahary3128 11 жыл бұрын
Tena hita marina fa tena mpanao politika malagasy ireto tena mandevina velona an' vahoaka malagasy, tena tsy vanona
@gasyihany
@gasyihany 11 жыл бұрын
Mampihomehy ihany ny fanasan'i Onitiana an'i Lalao Ravalomanana. Raha izy tokoa ve no ho vahiny eto tsy ho ataon'i Onitiana masaka. Hahaha. Tsy fanambaniana azy sanatria akory izany.
@rabehary5838
@rabehary5838 11 жыл бұрын
UN VRAI POLITICIEN
@is0plus
@is0plus 11 жыл бұрын
Aiza le hambompom pirenena zany raha tsy hiziriziry e. Fatahorana no betsaka
@marinatsivery4723
@marinatsivery4723 11 жыл бұрын
raha vehivavy ny mpitondra nifanesy teto Mcar hatramin'ny fahaleovantena ka hatramin'izao dia efa lasa vadin'ity rangahy ity fa izy dia tena Rainilaiarivony n'ny repoblika, ary raha nilatsaka ho fidina i rajoelina dia " itinéraire d'un enfant gâté "
@Zamalagasy
@Zamalagasy 11 жыл бұрын
"Mila fahasahiana ny miakatra TvPlus ary Ratsirahonana no sahy fa i Beriziky tsy mpomba an'i Rajoelina dia tsy sahy ...". Efa lasa mieboebo "inconsciemment" ry Onitiana izany. Ny hita sy heno ary voatahiry ato @ youtube anefa dia olona miteniteny fahatany ny olona nasain'i Tvplus @ "invité du Zoma" h@ naha nafampana ny toe-draharaha eto @ firenena izay. Ohatran'ny tsy misy afatsy ry Ratsiraka sy ry Ralainga ary Ratsirahonana ny olona tokony henoina eto @ tanàna...Ny solution-dreo =problème
@tafikarahelison3477
@tafikarahelison3477 11 жыл бұрын
Aleo hisy crise institutionnelle refa zany no izy fa iza irery no ho tratrany crise eto .
@rabejejo6965
@rabejejo6965 11 жыл бұрын
Tokony tapahina ny lelany fa bainina manao langue de vipère be saady mahay gauche mahay droite zany ho tsy very mandeha . . . io no tokony atao sesi-tany cause ny fahatran'ny vahoaka maro an'isa. ouste et dehors bainina ah, leo anao izahay sady mivadibadi-dela ( encore langue de vipère)
@gracefitia494
@gracefitia494 11 жыл бұрын
Tia tena , tsy tia tanindrazana ,mbola ho avy ny anao .
@imboasalamaandrianirina5858
@imboasalamaandrianirina5858 11 жыл бұрын
Onitiana>>lazainao fa be bizina daholo ny mpitondra, fa tsy misy chiffre fa na "izahay vahoaka' koa aza te hahafantatra hoe ahoana marina ny détails an'ilay bizina. mba nanontany momba ny airbus A 340 ihany i onitiana fa amin’ny ambangovangony fotsiny hany ka valinteny ambangovangony ihany no nomen’i Andry Rajoelina. Ny nahagaga anefa dia nisy mpanao gazety nanome ny antsipirian’ny marik’isa momba ny fividianana sy fampiasana ireo Airbus ireo.
@hasnasbarry4235
@hasnasbarry4235 11 жыл бұрын
Toutefois, le locataire du palais de Mahazoarivo a indiqué qu’il serait disposé à participer pleinement aux conseils des ministres si Andry Rajoelina se retire de la course à la présidentielle pour mener la Transition à son terme. Pour le moment, M. Beriziky refuse d’assister au conseil des ministres…
@imboasalamaandrianirina5858
@imboasalamaandrianirina5858 11 жыл бұрын
tena mba niandry aho hoe ho sahy hametraka fanontaniana momba ilay nolazain'i Deba amin'i Andry Rajoelina na tamin'ny Norbert Lala Ratsirahonana ve i Onitiana? hoe "Ahoan ilay hoe nambanan'ny miaramilan'ny hat basy ny Pr Mangalaza, PM de concensus Maputo". Ankoatra izay tena tsy ampy loatra ny investigation. Afaka miala bala foana ny vahiny satria ambangovangony fotsiny ny fanontaniana fa tsy misy détails na porofo. Miafina fotsiny amin'ilay hoe "Lazain'ny Vahoaka"
@nabilandriantomanga6322
@nabilandriantomanga6322 11 жыл бұрын
zay mits, tsisy resaka malagasy mits fa resaka zareo ao ambony ao foana ..
@rastamananapopoulos1954
@rastamananapopoulos1954 11 жыл бұрын
I Ratsiraka tokoa no nametraka azy PHCC; i Zafy nametraka azy PM; i RAVALO nametraka azy Ambassadeur itinérant i Rajoelina Conseiller spécial=> ry lerony no nitady azy fa tsy izy no nisisika. Tena hainy le politika @ le milaza ny zavatra tena nisy marina fa tsy izy rehatra. confrontation PV, i Rajoelina + Ratsiraka nilaza tato am utub tv+ fa tokony hisy 2è tours t@ 2002 ??? fa tena nidikizo izy niakatra ity émission ity fa efa antitra ka nahateny zvtr tsy izy.
@dood587
@dood587 11 жыл бұрын
raha izao no izy !!!rehefa "traitement égalitaire"MANINONA NO TSY AVELA HIDITRA KOA i RAVALOMANANA Marc! Raha ny marina dia atahorana an!ARY rehefa matahotra ny financement tsy ho azo avy @ communauté maninona no tsy miala daholo ireo TELO tsy ilaina!!(FITIAVANA TANINDRAZANA?)mdr..MITAZONA SEZA?? manararotra KRIZY!!
@hervrasam
@hervrasam 11 жыл бұрын
traitement égalitaire ? ka nahoana tsy navela hody Ravalo ?
@claudeihany608
@claudeihany608 11 жыл бұрын
Fitondrana taloha: CES=> Ratsiraonana Fitondrana manaraka: CES=> Ratsiraonana Fitondrana manaraka sy ankehitriny : CES=> Ratsiraonana. Fitondrana ho avy CES=> Enga anie mba tsy ho izy intsony.
@rabarison7
@rabarison7 11 жыл бұрын
ret mints le pangorkarena tsimalala 'ol sahirana panao didin besandr fotsn nareo!
@Njakalahy
@Njakalahy 11 жыл бұрын
Ohatran'ny mijery kilalao daomin'i Rainilaiarivony ity lalao politika ity ary hivarina any amin'ny 1895 indray i Madagasikara. Tsotra ny angatahin'ny andaniny sy ny ankilany ary ny CI: ataovy ny fitsarambahoaka, ary tsy milatsaka i Ravalo sy Andry Rajoelina ary ny olona rehetra tsy nahafeno ny fepetra sy nandray anjara t@ fanovana fitondrana tsy nanara-dalampanorenana. Isan'izany Ratsiraka sy Lalao Ravalomanana. Ary koa soloy ny CES fa tsy mampiatra ny lalAna. Apaisement general no ilaina.
@ralaitsiverysalohy4075
@ralaitsiverysalohy4075 11 жыл бұрын
Izany tokoa ve alay MAHAY MILAZA NY TSY ERITRERETINA ary MIERITRERITRA IZAY TSY HO LAZAINA ?.Ny fomba firesak'ity vahiny ity dia tsapa fa isan'ny nandroba ny HAREMPIRENENA izy .Toa lasa KILALAON-JAZA MAROROKA ny FIAINAM-PIRENENA MALAGASY,fa rehefa "SAMY TSY MANARA-DALANA DIA SAMY TSY MANARA-DALANA" .Ny SOA FIANATRA dia lasa MIASA ISAN'ALINA NY JIOLAHY MAMPIASA KALACNICOV,ity Vahiny ity dia manome alàlana sy MALAKIMIKOZ fa sami TSY MANARADALANA .Hohita eo ny tohiny.
@sparifelana
@sparifelana 11 жыл бұрын
Tsy poinse mihitsy ity Ra-namana iray ity ka! aahaha! tony karazana olona toy itony no tena mpanimba sy mandrava an'i Madagasikara! fa nahizany aza mahay politique lery! Il sait tres bien deguiser le demon en ange.
@lavorary
@lavorary 11 жыл бұрын
Antitra ty Ratsirahonana le!
@RABEJAOFERA
@RABEJAOFERA 11 жыл бұрын
rastamanana popoulos >k io bandy io hatram zai tia misisisika mints e! lery ar nie hatram in affaire episcopa in nisiska tao e. efa antitra io mbola manala-baraka tena ian.
@androjes
@androjes 11 жыл бұрын
mbola tsy mety maty ihany io rangahy io :( grrrrrrr
@dood587
@dood587 11 жыл бұрын
MAZAVA HO AZY FA INGAHY IO ANISAN'NY " gros manipulateur " ny fiainampirenena.Ary afaka mampandroso,mampihemotra na mampikatso ny rehetra ity mpanao politika GAIGILAHY ity.Ka ianao hifidy ny THB(soavaly telo) zany!.Satria misy azy daholo ?
@BILLNAVA
@BILLNAVA 11 жыл бұрын
fa le fandaharana lo tonga de tsy objectif mints e! SUBJECTIF be 'zay tsiz
@moimeme9889
@moimeme9889 11 жыл бұрын
tena milay be no sady mijery an'ity no mijery film porno
@zanzibar4177
@zanzibar4177 11 жыл бұрын
Na ny mihaino azy aza mandreraka : mihina-paraky.
@randriabarisoasoafitia5756
@randriabarisoasoafitia5756 11 жыл бұрын
io ny olona faran zay tsisy ilaina azy raha mbola eto mcar!!!
@coraliah586
@coraliah586 11 жыл бұрын
miaro ny tsy azo arovana ianao ramose! na ianao miteny ny zavatra aza angamba mbola vao miezaka mandresy lahatra tena eo am-pitenenana azy eo! tsy kilalao ilay izy fa fiainambahoaka! ary nareo ao @fitondrana ao mba efa olondehibe ka tsy hifaninana hanao bêtise! 5 taona nihinanana ny tsy fihinana ny malagasy ary hadisoanareo le izy dia aza be vava miaro tena eo fa fara faharatsiny mba mangina!
@jojoprecious6274
@jojoprecious6274 6 жыл бұрын
ty ratsirahonana ty no poizina hoany firenna oln doza io
@andorakotomalala3399
@andorakotomalala3399 11 жыл бұрын
Un diable manipulateur. La loi c'est la loi il n'y pas d'excuses à la loi (voyage à l'extérieur), pour lui tout est arrangeable, maniable, modifiable selon ses besoins!
@RABEJAOFERA
@RABEJAOFERA 11 жыл бұрын
zan d mamal braingina fotsn le bandy ty!pfff sad everin lery fa ovy ny vahoaka.
@gasyhatrany
@gasyhatrany 11 жыл бұрын
TÊTE DE CON VAS !!!!!!!!! wtf
Conférence Géopolitique d'Alain Juillet à Mines Nancy 2024
2:54:56
Invité du Zoma Herizo RAZAFIMAHALEO 26 JUILLET 2013
1:09:12
Nicolas RABEMANANJARA (TV Plus Madagascar)
Рет қаралды 31 М.
GIANT Gummy Worm #shorts
0:42
Mr DegrEE
Рет қаралды 152 МЛН
Vampire SUCKS Human Energy 🧛🏻‍♂️🪫 (ft. @StevenHe )
0:34
Alan Chikin Chow
Рет қаралды 138 МЛН
INVITE DU ZOMA 21 NOVEMBRE 2014
1:40:10
Nicolas RABEMANANJARA (TV Plus Madagascar)
Рет қаралды 40 М.
EMISSION SPECIALE DIDIER RATSIRAKA DU 07 MAI 2013
1:29:16
Nicolas RABEMANANJARA (TV Plus Madagascar)
Рет қаралды 97 М.
EMISSION SPECIALE - ROLAND RATSIRAKA
2:18:19
i-BC TV
Рет қаралды 8 М.
Vlad Zografi și sunetul fundamental al cărții
3:43:30
Vorbitorincii
Рет қаралды 185 М.
Hur Ser Marknaden Ut, Anders Borg | Framgångspodden | 336
1:29:20
Alexander Pärleros
Рет қаралды 109 М.
EMISSION SPECIALE DU 15 OCTOBRE 2014
1:03:06
Nicolas RABEMANANJARA (TV Plus Madagascar)
Рет қаралды 49 М.
GIANT Gummy Worm #shorts
0:42
Mr DegrEE
Рет қаралды 152 МЛН