tsara be ilay fandaharana... .. mirary soa hatrany ... timide kely ilay invité fa nety ihany nefa... bravo ianareo dahy
@mioraras3247 жыл бұрын
Mankasitraka an'i tv plus , sy i Mero :) .. ho ela velona ny fandaharana ,ho ela velona Rajery sy ny kanto izay napetrany ... mirary an'i Aro ho tonga amin'ny ambony indrindra hatrany ihany koa
@leenaleena297 жыл бұрын
Mankasitraka ny mpalolotra ee wow tiko be ny miheno ny feony reto zavamaneno reto tafitohina kely ny foko nahita sariny ratsantanana teo nalahelo A/tra ny fiadanana anie hitahy sy hanampy @ zavatra rehetra ataonao rajery sy ny ekipany misaotra 're tompoko ooo
@randrianatenainasidonie17737 жыл бұрын
Mankasitraka ny panolotra ny fandaharana, ho ela velogna anie RANJERY
@soafararaveloson74057 жыл бұрын
khelene iny ve ts inviteny tvplus mints, za mbpla ts nahita an i khelene niakatra coulisse mints