tena kiriko presque 100 % ny commentaire eto ! tony toko zany lé mpanolotsaina vorika nahataonga ny fikatsoan'ny firenena tahaka izao ê ! sendra ze tgvendrana ko mo !
@PhiliRakotoАй бұрын
Tsy misy vola mikorina intsony eto mada ,,,,,hikatso ny fiainany malagasy
@vonjisoaravelontsalama941811 жыл бұрын
Raha mihaino anao dia tsapa aloha fa ianao de olona mpanao valifaty.Aminay de tsara ianao miverina any Frantsa any no mety aminao satria tsy teo- tsaina malagasy izany. Raha vao olony Ratsiraka ianao dia tsarovy fa olona efa nambotry ny vahoaka malagasy nandritra ny fotoana ela.Mibaribary izao ny momba any Hajo izay hiarahanao miasa.Mahakely ny herijika mety hahalany izany. Raha sahala @ toe-tsainao ny toe-tsaina hentina mitondra ny firenena dia mampalahelo.
@christianndrianala323011 жыл бұрын
Sady menatra ny tenako aho no menatra an'i Onitiana ary menatra ny vahoaka malagasy raha olona toy io no atao hoe tia tanindrazana. GRAND ÉCHEC ho an'i Hajo ny fivahinianan'io Madama io tao @ l'Invité du Zoma.
@rabejejo696511 жыл бұрын
MIALA TANY FA MAPME SADY MASISO, tohizo ny sesi-tany fa mety aminao . . .
@randriabarisoasoafitia575611 жыл бұрын
tsara fanahy b mme onitiana tamty dray mtoraka ity,fav
@CENTRERMFCENTER11 жыл бұрын
Do I have to hear it?
@astienback11 жыл бұрын
Marina tanteraka ny anao. Inona moha no mahasamihafa an'ny sipa kely lalatiana an'i free fm sy ity sipa be resaka mahita ho lazaina foana na dia efa soritana aza ny zavatra tsy mazava momba ny hajo? Mitovy. Karazana olona hoatra izao no nahatonga ny kirizy. Nandray vola sy voninahitra niaraka amin'i rajoelina i Hajo nefa izao dia manipaka azy. Panier de crabes hoy ny frantsay. Manenjika an'i Ravalomanana sy mandainga tsy mitsahatra ity sipa ity, TSY ILAINA! MPANARARAOTRA SADY NAMAN'NY MPAMADIKA!
@joanotohassan109411 жыл бұрын
Tsy olona tahaka an'io Mme io no olona tokony ho membre an'i gouvernemanta hamoaka firenena @ krizy. tsy misy apport vaovao fa mamerina tantaram-pirenena sy ny efa voalazan'ireo teo aloha. Ny tena marina dia tehiverina @ fitondrana mba hanodina volam-panjaka.
@astienback11 жыл бұрын
Aza miteniteny foana lehitsy a! i rajoelina no NANAPOTIKA an'i Madagasikara! ka rahato misy mailaka no izy no manararaotra ny adalany DIA SOA! SOA! TENA TSARA IZAY! TOHATRA FIAKARANA IALAHY RAJOELINA! TSARA IZAY! FALLAIT PAS COMMENCER! Na inona na inona ny faharatsian'i Hajo, NY TAIN'ALIKA NANANKOROTANA SY NANAMBOTRY NY GASY DIA I TSY VANONA rajoelina! FAHAIZANA TSISY, PROGRAMA TSISY, FANAJANA NY SONIA TSISY! ALATRA FENO! FANONDOKONDIAMBOLA TSISY HOATRA IZANY! HO RESY IALAHY RAJOELINA TOHATRA!
@malalaoli812011 жыл бұрын
Izy telo kosy tokony miala teo e,efa ampy zay ny nitondranizareo teo,zany anie midika fa fitiavan tseza sy fitiavantena fona no mody ilatsahany zareo eo
@NirinaSantatriniaina11 жыл бұрын
Petsan-doza sady hamaly faty be ity ra tonga eo!
@randriabarisoasoafitia575611 жыл бұрын
fa enao io mme mihevitra ny gasy ho vendrana e? 4 taona tanaty fitondrana i Hajo, tsisy nihaino oziz enao, naninona no tsy niala?
@tsotrakely11 жыл бұрын
Fa atreto aloha izany tsy fantatro ze programme an'i Hajo fa ny fankahalana ny ao anatin'ity sipa ity no tena vôtantara. Very enao ra Hajo ra io sipa io no iankinanao ah. En plus ny Malagasy tsy mila Franc maçon eh!!!!
@hervrasam11 жыл бұрын
hitako teto ny hendrik'ilay mpanolotsaina feno fankahalana sy fitsiritana pôlitika nampikatso ny firenena hatra@ 2009
@randriabarisoasoafitia575611 жыл бұрын
raha sendra ny olona mahay azy enao mme rinah, tsy itanao na ny lalana tokony iverenanao any am tany nisy anao talou!
@rabejejo696511 жыл бұрын
mampatahotra mihintsy ny mihaino an'itony sady mampivonto fo na ny fanasany vangy fotsiny aza, tsy manao mampanahelo fa mivandravandra mampatahotra, tsy hita intsony izy ity !!!! dégoutée be anao zah
@vonjisoaravelontsalama941811 жыл бұрын
Mme Onitiana mahafinaritra ny fandaharana satria tena ahafatarana marina ny ao an-tsainy vahiny mandalo sy ny olona tohanany.Mazava izany izao fa ny ekipan'ny Hajo miaraka @ ity ramatoa ity dia VALIFATY no tena mibahana . Tsara ve raha izany ny anisany programme itondrana ny firenena? Olona tahaka ny Mme Rinah ve no mieriretreritra hitondra 5 mandats an'Iarivo?Lany angaha ny zanak'Iarivo ? Mahonena i M/ca raha itony no mpanao politika.Miverena any France fa any no mety aminao.
@TheSpartiateofDo11 жыл бұрын
2 859 vue en 48h. Quand les commentaires sont agressifs, c'est que vous avez touché l'adversaire là où ça fait mal. Ca prouve que Hajo Andrianainarivelo est "Le" candidat qu'il craignent sinon personne n'aurait ni commenté, ni regardé cette vidéo :) Dites moi, pourquoi s'efforcer à regarder quand on n'aime pas ? Quand vous détestez un plat, vous vous efforcez à le manger ? Mais si vous avez continué à regarder, c'est que ses arguments ne vous ont pas laissé insensible! A bon entendeur.
@TheAdryamm11 жыл бұрын
mila ampiakarina ny 'valeur' ny resaka atao ao @ invite du zoma. Tsy tokony hibahana be ny resaka olona sy ny fiandaniana atsy sy aroa. dia aleo mba hifantoka bebe koa amin'ny ho avy fa tsy mamoha ny lasa be loatra sy mitsikera ny lasa e
@anjerigasy11 жыл бұрын
Diso mitefotefoka loatra sy mahay vava ity petsan-doza ity! Tsy izay revenao no atao eto @ firenena, fa tairo izay tairinareo dia manaova raha mahay RAHA HO LANY! Fa raha hitsongoloka aza ianao io tsy ho lany izany ny kandidanao,
@mzara556111 жыл бұрын
Tsy olo-panjakana loatra ilay vahiny . feno alahelo sy valifaty ary fankahalana ny fony dia tsy manana fijery na analyse matotra , izay tonga eo amin'ny molony dia avoakany ..tsy mahaliana mihitsy ny famelabelarana nentiny. Fanamarihana ho an i Onitiana : somary nalefaka loatra tsy tahaka ny amin'ny invité sasany izy. asa na ilay hoe debany taloha angaha . Betsaka ny valitenin'ilay vahiny no tsy mitombona ary tokony nametrahan'i Onitiana fanamarihana izay mahazatra azy tsara.
@imboasalamaandrianirina585811 жыл бұрын
Rinah : i Hajo sy Rajoelina dia compagnon de lutte ary izay ny nanendrena azy ho amin'ny gvt. N'inon'inona lazain'ny lalàna raha manana minimum d'honnêteté izy dia efa ela no nampetra-pialana rehefa tsy nitovy fijery intsony ry zareo, tokony hoe tamin'izy nilaza fa hirotsaka. ankoatra izay wawawa fotsiny. Ianao ihany no nilaza fa miovaova ny rivotra politika.
@astienback11 жыл бұрын
Tsisy fantatra ny gasy izany hoe "franc maçon" izany! Ny fantany dia ny hoe mpanompo devoly ireo, izany no fiteny taloha. Izany ko no nararaotin'i rajoelina tery Ambotsirohitra tamin'ny 2009, rehefa no ravany ny ondry lahy sns. Fa ianao miteny hoe TSY MILA! Angaha izany dia ho ampy anasorana an'ireo amin'ny toeram-pahefana MARO efa eo ampelatanany eto Madagasikara? Ny syndicat des entreprises des hydrocarbures, zareo, ny groupements isan-karazany mbola zareo! RAHA TSY MANANA HERY DIA MANGINA!
@denissvoahary312811 жыл бұрын
mba Jaojean ve mba hireharehanao ry Madame ??? seza ihany no fantatatreo fa tsy tombontsoan'ny vahoaka
bilan anareo ve de sahy miteny ianareo fa azo hatokisana noho i ravalo ianareo ? tsy mbola nisy kizo mihoatra noho izao ao M/scar rehefa ianareo no teo ! tena vehivavy tsy misain ty !!!
@hervrasam11 жыл бұрын
mahita tony olona be taimbava ntony ny tena de mahafantatra hoe nahoana no tonga @ zao kizo zao ty firenena ty ! tena mazava be mpanolotsaina vorika toa tony no nahatonga ny blocage teto depuis 2009
@gasyihany11 жыл бұрын
Resa-behivavy... Mahay miresaka fotsiny i Rinah fa tsy mandinika ny tena raharaham-pirenena. Toetsain' olona victime no entiny mijery ny zava-misy. Tsy hita taratra mihitsy fa azony ny fivoaran' ny raharaha eto Madagasikara, sy ny fiatraikan' izany eo @ famahana ny olana. Raha valy faty foana ve no entina mitondra ny firenena dia ho aiza izany isika mianakavy? Raha iombonan' i Hajo izany hevitra izany dia sarotra ihany ny hifidy sy hanekena azy ho filoha.
@joanotohassan109411 жыл бұрын
Maninona nitsoaka tany France raha misy lalàna velona eto Madagascar
@imboasalamaandrianirina585811 жыл бұрын
Onitiana : Adiny roa latsaka ilay fandaharanao fa tena zavatra iray ihany no niseho tao dia ny fankahalan'ny vahininano an-dRavalomanana sy hoe hirotsaka be ny tanàna izy. Satria betsaka ny fanontaniana nadrasana taminao fa tsy napetrakao : ohatrinona ny budget de campagna raha tena transparent tokoa izy, mba tokony ho nilazalaza na tamin'ny ambanfovangony ny projet de société ny izy. Finalement, toa lasa momba an'i rinah no resak fa tsy i hajo.
@tafikarahelison347711 жыл бұрын
L'heure n'est pas aux règlements des comptes !!! Izay efa nitondra nandritra izay 50 taona lasa izay dia tsy ilaina mitondra intsony .Mijanona antsesitany ihany no tena mety @nareo .Any hianareo miady , mifamono ! Tsy ilaina akory ny miresaka "ethique" @ olona tsy mahafantatra akory ny dikany . Jeu de sur zao no entina miady , olona vaovao , equipe vaovao , izay ihany no vahaolana . Tsy very olomanga ra i Madagascar
@NirinaSantatriniaina11 жыл бұрын
Sendran'ny olona mai-vava koa i Onitiana dia tsy dia nahavita nametraka fanontaniaina. Ity vahiny ity tisy raisonnement mitsy fa fanatique be fotsiny sady tsy mahay afa-tsy ny azy, fa tsy mijery ny possipilité 7à 10 mots/secondes(otran'ny mihira).
@tafikarahelison347711 жыл бұрын
Ekena i Andry Rajoelina olona vaovao fa ny équipeny ve vaovao ! Ratsirahonana ve vaovao ??? Averiko indray ry namana !! Madagascar n'a plus besoin d'un homme fort mais d'une instutition forte . Tsy miaro an'i Andry rajoelina akory ny tenanay fa ny fifidianana no tsy vita dia tsy misy institution indépendante izany eto . Andry rajoelina irery ve ahavita inona ?
@randriabarisoasoafitia575611 жыл бұрын
Erreur oan i hajo ny naka an ity mme ty! tsy i hajo. no atahorana fa io mme io no mataotra sao tsy lany i hajo ka tenenina daolo ny faharatsiana retsy !
@sparifelana11 жыл бұрын
ity olona intony no teny mihevitra fa vendrana ny Gasy!
@ywoume11 жыл бұрын
fa everindrokyfa d vendrana mhts v anay tony ? esprit revancharde ndri ts itondra firenena ho aiza f dia anao vengeaence @ zay nanawalaka n razambe ndri ftsn! d ref ts mety mety @ nareo dia ialana fa miova à chaque fois ! miakamidina toy n silipony macorelle! petasse ny manao etude otran'zany !
@JR-ge6ib11 жыл бұрын
raha za ianao ry Rinah manao masque fa mapataotra be sady miteniteny fona!!! mbola tsy fay n nanaovan'olona anao tao am ambassade iany nga????
@randrianaivorodinmichel931211 жыл бұрын
mba tokony hieritreritre ihany mme alohan'ny hitenenana fa na dia ny zavatra lazainao sy ny toerana notananao teo @ sehatra politika aza ve de tsy mahamenatra anao, ireo olona faran'izay nanapotika ny firenena no notohananao en plus enao zanaka arema izay nitondra 20 taona teto @ firenena, aza de mihevitra ny malagasy ho vendrana e. rehefa matahotra ny hifanandrina @ ireo olona ireo ny candidat anao zay mpandefa gros bras de ajanony fa nareo no tena manapotika ny firenena
@iCaniello11 жыл бұрын
Comment peut-on confier la gestion du pays a une personne comme elle. Rien ne va changer du tout.
@tafikarahelison347711 жыл бұрын
Aôna ndray le we olona 1000 ao @ fianakaviana manome 1000Euros isanisany .Aza mba matikambo e .
@zanzibar417711 жыл бұрын
Manana Orinasa marobe hono i Hajo Andrianainarivelo, tsy mikarama isam-bolana fotsiny, ny vadiny manana asa marobe.... Ah bon ???? Mba fantatry Ramatou ty ve zany atao hoe "conflits d'intérêts"? Dia tena tany tsisy fanjakàna marina ka de tsy menatra akory kalakely mideradera an'izany : conflits d'intérêts no anarn'izany : INTERDIT raha toa ka Tompon'andraikitra ambony ianao no sady manana Entreprise commerciale et industrielle, chef na propriétaire d'entreprise HORS-LA-LOI ZANY OLONA IZANY
@tafikarahelison347711 жыл бұрын
QG ve ramatoa ty no atao critère na "sérieux" ???? . Tokony mieritreritra ihany enao Andriamatoa Hajo fa very isika ra izao no fandehany . Mpisotro toaka ara manana ny QG ny .
@hervrasam11 жыл бұрын
nampiditra ny kizo ny firenena ty ramaroa ty niaraka t@ tgvendrana ! avy eo mbola milaza azy hampifidy olona ndray ! ntony lé gasy fosotra mpanaoa politika fanetry b ny firenena
@mezanarabe11 жыл бұрын
quelle honte pour mon pays, 5 mandats lol ! jamais je confierai son avenir entre les mains d'une...!
@zanzibar417711 жыл бұрын
Mba rahoviana hono no mba mety hisy feon-dakololosy hafa heno eto @ ty fandaharana ity e? Toa olona mpanenjika sy mpanaratsy an-dRavalomanana foana no antsoina ho avy eto ??????? Zany ve no lazaina fa hoe "neutralité", indépendance ? Objectivité ? Pluralité ? Diversité ?
@nostalgieruisselle11 жыл бұрын
Mila hifamono mihintsy :D
@zanzibar417711 жыл бұрын
Olona vaovao? equipe vaovao ? I Andry Rajoelina ange "olona vaovao" e, nefa inona zao no niefarany au bout de 4 ans monja ? Mi-organizé élections aza defa manahirana azy.... pffff !!!! zany ve no hanarina ny firenena, fifdianana aza tsy vitany anaty 4 taona.
@stevera.962211 жыл бұрын
Tsy mety ty Ramatoa ty ka!!!
@randriabarisoasoafitia575611 жыл бұрын
tsipaipaka pianakaviana oe???? lol! mon oeil! de tsy menatra enao miteny anzany! i hajo ane no resahinao! aza mapme e! manofy enao mme raha manantena fa ho lany i hajo ,indrindra mou fa enao ! ny fatahorana no ao amnareo no bdb!
@rabejejo696511 жыл бұрын
on regarde c pour une question de curiosité stp, quand on n'aime pas une plat on regarde and mm quel ingrédients ils ont mis dedans . . . mais celle-là c'est vraiment dégoutant !!! une grosses poison. Fanetry be ny firenena
@imboasalamaandrianirina585811 жыл бұрын
Onitiana : amiko na matilolo amin'ilay hoe mpampianatra ano taloha ianao, na misy komberaka, na amiko manokana tsy hainao mihitsy ilay mitarika débat e! Dommage satria tena manana visibilité be ny fandaharanao. Ny fanontaniana dia mihonona amin'ny honohono sy ny resaka henoko sy ny hoe lazain'ny vahoaka (vahoaka iza io e!!!!) fa tsy misy chiffre mihitsy. Nahoana ohatra ny animateur émission débat hafa mahita chiffre sy documents. mazava ho azy raha mora kely ny miala pà amin'ny fanontanianao.
@joanotohassan109411 жыл бұрын
tsy nisy zavatra miova teto Madagascar afa-tsy fiakaran'ny vidim-bary sy ny PPN. Te hiverina @ gouvernemanta Mme te hameno "poche". C'est drôle, elle a adopté une politique de logement jusqu'au niveau de Fokontany quant elle était au pouvoir en 2002. N'importe quoi, tsy menatra mandainga. Faritra aiza moa Mme nomenao logement. Angambany logement nomenao fianakavinao lazainao eo fandaharana TV plus io
@imboasalamaandrianirina585811 жыл бұрын
Tv plus : Aiza ilay hoe débat d'idée e!!!! Bon parfois l'invité de Zoma est encore pire que démocratie mivantana. pfffffff
@tonyrobson467111 жыл бұрын
N'importe quoi daholy e!!! Directoire militaire no vahaolana mety ry zandary sy ny tafika a! Dia za mivaky fa mijanona ho iray! Dia mangataka ny fiarah-miasa @ Ray aman-dReny FFKM. Fa ny mpanao politika taloha sy ankehitriny d Zero aby!
@hervrasam11 жыл бұрын
matahotra azy telo nareo ê ! QG a QG ! tsy QG mintsy no andresenaoreo eo ê ! ra mahaza 1 % eo nareo dia mifalia !
tena marina ny voalazan i mada partage! tsara fanahy b loatra i onitiana taminy ,hany ka lasa oatrany nisy fotoana nahazo vahana b izy de tsy namaly azy onitiana. olona oatran reny no tena ampiseona ny fahaizana onitiana na de debanao taloha aza izy a! olona manana personalité enao onitiana ka aza manaiky dominée n olona toy an reny. elle est nulle par rapport à toi!!!
@randriabarisoasoafitia575611 жыл бұрын
Lol b! vava fotsiny no mpetsopetsona fa ny saina 0!!!!