Tena hita oe vanona tena vonona Tojo hitondra vahaolana hanovana an'Antananarivo mba HANANA FANATENANA!❤
@rivoandriason4243Ай бұрын
MISAOTRA TOVO AH...NDAO RY VAHOAKA HIFIDY FA TSY HANAO FETY FOTSINY. NDAO HIFIDY AN TOJO E💪👍🤜👊🤜🤛👍💪
@fanjanirinaelyseerazanampa8123Ай бұрын
Ampafataro ny olona mpanenjika anao fa olona manana ny maha izy azy ianao.Ary manana vina tsara ho entinao mandresy ny fahatrana eto Tananarivo.Zaza nombehazina t@ fahalalana sy fahendrena ianao ka uzao finjoronao izao no zavatra niandrasan'ny maro.Makasitraka Mr le maire tongava aminao ny fanirinao rehetra ny Tompo anie hitantana ny dianao hatrany❤❤
@kotorazaka4364Ай бұрын
Ny olona Tsy be resaka sahala amin'izao no olona azo antoka fa hampandroso , manana ny vinany izy fa tsy lazainy daholo ! Mankasitraka Andriamatoa Ravalomana tojo
@hajaralaihova5598Ай бұрын
Inona no ilaina olona na ny hilaza ny zavatra ho ataonyaza tsy hainy akory ?
@Masoandromibalika27 күн бұрын
0
@MbolaTiana-f2nАй бұрын
Merci anao fa tena mafinaritra
@abrahamalainRalaiarijaonaАй бұрын
mahatafavoaka hevitra , manetry tena , tia ny mazava, tia sy mihevitra ny hafa, tsara taiza ianao , mitsodrano anao zahay. mahereza ary mitodia amin'ny mazava dia ho any aorianao ny aloka. merci
@charlesrazafindralambo3569Ай бұрын
Merci M Tojo
@lalaorandrianarivo729Ай бұрын
Tena oe afa ihany n'y olona nianatra,manana fahendrena, matahotra an'Andriamanitra❤
@ctmdrivetest789Ай бұрын
nianatra taiza ? londre ,harvard ? tsy hay hoe diploma inona sa nanatrika cours nandritra ny herinandro.
@lalaorandrianarivo729Ай бұрын
Tony le olona bé fialonana, asa mitapina inona masony Ary mitsetsina inona n'y sofina,MBA mianara koa e! de MBA manana fahendrena
@nathalierasambomanana154Ай бұрын
Misaotra anao Tojo, izao no porofo fa olona nianatra ianao sady tsara taiza, manaja tena no manetry tena tohizo fa tsara . Andriamanitra homba anao 🙏
Tojo ihany no ho fidiana fa izy ihany ny " antsika " merci !
@gertrudebernadette5584Ай бұрын
Favy be
@ahmadaladullah7860Ай бұрын
Merci hoanao tojo ❤❤
@JésusChrist-m4zАй бұрын
Tena ao tsara ny programan' TOJO.
@sharashara7179Ай бұрын
Sur mihitsy Ravalomanana Tojo, asehoy mihitsy n zavatra nianaranao s hitanao taty ivelany.
@dadanrazafimahandryАй бұрын
mlay enao tohijo ranga
@lovarajohnson133Ай бұрын
Nampatahotra ny fanaratsiana anao Tojo. Nefa rehefa mahita sy maheno anao miteny, dia faly ary velo-panantenana. Misaotra indrindra. Ho lany soamantsara anie ianao.
@gertrudebernadette5584Ай бұрын
👍👍👍
@waterskystudio3745Ай бұрын
merci e
@abelmaminiaina4545Ай бұрын
bien dit tena simba antananarivo
@Boost-uk2qmАй бұрын
Miarahaba tompoko, mazava tsara ho antsika vahoaka angamba zay ny valim panontaniana izay nanitikitika antsika tsirairay avy. Koa aza diso safidy intsony isika @ ty. Ravalomanana ihany ny antsika fa aza manaiky rebirebena sy tambazana @ zavatra tsy misy hidirany @ ho avinao. Mankasitraka Ravalomanana Tojo
@YvesRafidisonАй бұрын
Andriamanitra no hitahy anao Tojo ary hampandresy anao,ka hamerina ny hasin'Antananarivo,ary indrindra hampandroso an'i Madagascar.Misy ny fanantenana.
@PascalPicotАй бұрын
Miaraka isika hampandroso Madagascar
@GeorgetteRabeАй бұрын
Resaky n'y mpifoka rongony. Ny mpiavy izao no hifidy an' itony.
@jaomarengatsikoza314024 күн бұрын
Tena matotra i TOJO ary hitany ny maharary ny vahoaka .
@Tiana_RakotoАй бұрын
*" Lehibe tao amin'ny Jésuites ny tenanay ..."* teny iray mamparikoditra raha mahalala ny tsiambaratelon'ny Françs Maçons ianareo, miaraka amin'ny andraikitra makadirin'ny Jésuites izay lehibe manerantanin'ny "Société Secrètes" (Illuminati, Freemasons, Knights of Malta ...) ianareo. Etsy ankilany, enga anie Andriamanitra hanome azy fahendrena mba ho ny fitiavany tanindrazana sy ny tahony an'Andriamanitra no hibaiko azy fa tsy ny hery miasa mangina (influence)n'ny Fikambanana miafina nanofana, nanomana ary ao ambadiny.
@harisoaramananjato4858Ай бұрын
Mivavaha ho azy mba tsy hisy haharombaka azy
@Tiana_RakotoАй бұрын
2:33 Tandremo re olona ny "TSIPELINA" a! "ANTANANARIVO RENIVOHITRA" no fanoratra.
@EtienneRandriamananaАй бұрын
Izy aloa tena feno fahendrena rehefa miteny na i babany aza mbola ambakainy rahotra fahendrena no jetena
@RadonarivoPatrickAndriam-ng9ciАй бұрын
Tahin jesosy enao s dada d n mponin'antananarivo ar ho afak ambany vahoany devoly i madagasikara ts foitsika ity
@TefyRakotonirinaNelsonАй бұрын
Tojo, mivavaka ho anao ho tafita soa amantsara
@BrigitteRazanarisoaАй бұрын
Fotom-pisainana tena mahafinaritra ny tahak izao, olona tsy mba dedaka ...Alefaso Tojo a!
@lucieollivier345Ай бұрын
Tokony tsy hisy avahana fa mahantra sy sahirana daholo zao ny olona.
@Overcomer-do1mrАй бұрын
9:29 *"tena hontsa ny fo"* izany mihitsy Tojo no tsapanay mila ravinahitra aty am-pita aty rehefa mody. Mivoaka an'i Madagasikara hatrany hatrany Andry Rajoelina, milaza ho Filoham-pirenena Malagasy, kanefa: 1. Tsy mba menatra ve izy 3ème Maneran-tany amin'ny firenena mahantra indrindra? 2. Tsy mba menatra ve izy fa ny Sandam-bolany no midangana indrindra aty amin'ny faritra misy antsika? I Seychelles izay zara firy kilomètre carré kanefa sans resource (afarana avokoa ny sakafo) aza matanjaka lavitra? 3. Tsy mba manongo tena ve izy amin'ny havoretrana, loto, fahantrana, korontana sy tsy fandriam-pahalemana manerana an'i Madagasikara? 4. Tsy manana fo mitempo ve izy mahita ireo olona fadiranovana, noana, very fanahy mbola velona, torovana sy trotraka manerana ireo renivohi-paritany 6? 5. Manana famataranandro 37.000EURO ianao kanefa ny 1 EURO amin'io herinandro vao azon'ny vahoakanao? Menatra aho raha izaho ilay Zalahy iny! Kivy aho raha izaho no eo amin'ny toerany! Saingy, jamban'ny VOLA izy sy ny fianakaviany. Jamban'ny FITIAVAN-TENA izy sy ny manodidina azy. Efa voapetaky ny vy mamay ny feon'ny fieritreretany ka TSY MAMPANINONA azy ny mahita ny Fireneny gisitra sy gidany ary rambony eo amin'ny zavatra rehetra: *Kivy aminao sy ny Fitondranao aho ry Andry Rajoelina!!! Hanody anao sy ny taranakao fara amam-dimby anie ny fijalianay sy fahorianay vahoaka malagasy manerantany sy ao Madagasikara.*
@clauderabeharivelo3783Ай бұрын
Tojo ihany ny antsika
@gertrudebernadette5584Ай бұрын
Vozongo mila antsika ho vendrana hatram filoha
@harisoaramananjato4858Ай бұрын
Faly be ny foko eo ampijerena ny video, mivavaka ho anao, Jesosy hialoha lalana anao sy hanome fahendrena ho anao hatrany, TOJO Ihany no antsika eh
@rasataclarisse4054Ай бұрын
Izany mlhintsy e
@abelmaminiaina4545Ай бұрын
manantena anao hanova ny capital eh
@Abdallah-e3kАй бұрын
Tsy havelany Andry Rajoelina s'y n'y forongony hijoro eo anao satria tsy megnatra hamotika vahoaka ireo volomboasary ireo ka voakapa tongotra eo fona anao raha mbola io Andry Rajoelina io mitondra ka fahoriana fona no hihqinany vahoaka madinika malagasy fa volomboasary reo tsy megnatra n'y hamono anareo
@pochnaАй бұрын
Zany dia vakiana fa tsy vita atao ao antsaina tena zaza tsy nianatra
@gertrudebernadette5584Ай бұрын
Tsotra b tsy blablabla b fa asa !!!
@ctmdrivetest789Ай бұрын
mianatra ao @ universitE tsy an' asa ? fa anga tokony hiasa ny mpianatry ny universitE