Merci infiniment ! Cette chanson me rappelle bcp de chose en tant que cousin germain de feu Andrianjaka Ludger , un geant de la chanson malagasy.
@alineomegamahe9140 Жыл бұрын
Tena tsara be sy mahafinaritra ary mahafatifaty tokoa ny mahita an'i Niry sy Michel mampiara-peo ! Mankasitra.♥♥♥♥
@kolitsyrandria9376 Жыл бұрын
Tsara daholo na ny mpihira na ny hira !! Lafatra loatra 😍
@farahanta-mr8hd8 ай бұрын
Merci cette chanson me rappelle un ami. Qui m'a transmis la copie de cette chanson
@charlotteeracama1555 Жыл бұрын
Tena hafa kosa❤ n'y hira Malagasy ❤❤❤
@nirinaramangasalama32653 жыл бұрын
Tsara bé ! An'isan'ireo hiran'i n'y RAD Nay. Mankasitraka 😘🎤
@sahondrarey-vignau2071Ай бұрын
Vorona o! Mahita reo havan- tsifohy ,❤😢
@TheGeorgette19542 жыл бұрын
Misaotra Tompoko fa rehefa mihaino n'y hiranareo Dia mahatsiaro n'y havany Tiana rehetra aty Tanindrazana e♥️♥️♥️♥️
@andyra7622 күн бұрын
tiako be ny hihiran-dry zareo azy, tena ôtran'ny maheno an'i Ludger mihintsy. Mankasitraka tompoko.
@charlotteeracama1555 Жыл бұрын
❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤
@jimrajao7 жыл бұрын
Tena mahafinaritra ny mijery anareo mandala nyy Kalon'ny Fahiny. Tsara daholona ny feo, ny fihetsika, ny fitafiana, ny fitsiky ary ny zava-maneno. Tohizo e!
@jeanninesobinson50003 жыл бұрын
Mahafinaritra. Tohizo hatrany
@gasyrakoto31562 жыл бұрын
mankasitraka foana e
@rajaonarisonnorotiana51849 ай бұрын
❤❤❤❤
@miorarandria27228 жыл бұрын
tena tsara b sady mahafinaritra
@anjamamitianamananjaraanja67739 жыл бұрын
mafinaritra eee
@angefarantsely90069 жыл бұрын
msaotr eeeeeeeeee
@heriniainarajaobelina9063 Жыл бұрын
Niaraka nianatra teny golan isika fa aty am2 2 1 1