Tsy mety ho resy mihitsy ireo Kindy orange ireo !tairo ny tolona
@AnnickMurray8 күн бұрын
Ohhhh,manèke efa asa maherin'ANdriamanitra ireny miseho ireny ry ceni s'y n'y troupiny a,
@florenceratimison12919 күн бұрын
Tratra ny halatra dia miala olana ny ceni Mamo miantso polisy
@florenceratimison12919 күн бұрын
Volamena aza tsy misy tohiny ry gendarme ka aza be resqka intsony fa mahamenatra ny fisianareo
@andriamaheninafenosoa81459 күн бұрын
Hataovy comparaison ny PV dia ho hita eo ny marina.
@vincentmaneva91389 күн бұрын
mapmé ny ceni.
@estellesoumira70109 күн бұрын
I Lalatiana Bisogny ny SAYDA mbola tsy mijanona minôno.
@MarcelRABEFALY9 күн бұрын
Miandraso ny fahatezera-mbahoaka eo ianareo vao tonga saina. Matokisa devoly tompohinareo eo ianareo fa io manekitra refa tss lio.
@beanjara9 күн бұрын
Zany tranokala zany ,surtout zany CENI zany ve de ts ho en sécurité ???
@fionnahrakoto9 күн бұрын
IANAREO NO TSY MATAHOTODY.
@bonheurboutique58308 күн бұрын
Efa miboridana zao de mbola be resaka ihany cenille😅
@farirabemanantsoa61118 күн бұрын
Asan'ny mpangalatra no hataonao. Mitandrema ihany f ma aza lalaovina ny vahoaka malagasy tompoko. Mbola tsy nisy naharesy Vahoaka izany ny herim-pamoretana fa mba mahaiza mandray lesona.
@estellesoumira70109 күн бұрын
Valin-kafatra diso ahoana ry CENI lay Tojo RAVALOMANANA no nandresy ? Io no marina fa tale ny CENI sy ny forongony dia fa zatra mihina TAY sy misotro PIPY ny Andry Rajoelina Français 8 cm. Fahoriagna ataonareo vahoaka ihany no miverina aminareo ry CENI. Point
@clauderakotomalala23549 күн бұрын
Tandroka sisa no andrasana aniry hoany ceni sy ireo mpiray tsikombakomba matesa faingana izay manao ny tsirariny eto @ ity tany malagasy ity izay tsy matahotody confrontations iany ra tena marina ianareo ry ceni sy ianareo mpitsara izay nanao fianianana holoza hoanareo siny taranakareo ra mitsara ny tsy rariny eo ianareo confrontations iany no tena hivoahany fahamarinana ny marina tsy mba maty
@DadoRajaonaManoel8 күн бұрын
Aza habadoana rangaha ny Malagasy ny base donné nareo ve hafaka misy hanova raha misy miditra ao, mijoroa amin'ny fahamarinana rangaha fa aza mati-pahefana fa ts misy marina ka ts hiseho, fa Madagasikara an'i Kristy misy olona marina eto.
@RakotoBonenfant9 күн бұрын
Manadala olona pory, vendrana pory ny gasy mety adalaina
@noelinerazafintseheno97179 күн бұрын
Iza no tsy mataho-tody ?
@lucierazanany11928 күн бұрын
Ny mpandika lalana rehetra naiza naiza diatokony hitan'ny lalan
@faralahycomptable8 күн бұрын
ceni o , rehef tsy omby ao antrano intsony le vola de mba zarao amin vahoaka
@tsimbinara68939 күн бұрын
Ilay zandarmaria mba mahalalà menatra fa miaro fitondrana pory foana par tout les moyens. Efa tsy mercenaires kilalaon'ny mpitondra ny fahitan'ny olona anareo amzao
@PierrotAlbert8 күн бұрын
Loza 2 , Loza 3 ty sanabavy
@bemabemolos34269 күн бұрын
N’a amin’ny Lafont technique n’a @ ny lafin’ny fahamarinana dia tsy mitombona ny filez anareo CENI na info-m’idolâtra na ino-mitranga ny Marina dia matao-resy ny tontakely satria na ny mpitondra na ny ministres dia imposteurs daholo izahay hoe tsy légitime io gouvernementa io ary ny CENI dia anisan’ny tongony .Mifohaza ry Malagasy raha tsy izany dia mandohalika ianareo.
@florenceratimison12919 күн бұрын
Iza marina no tsy mataho- tody e ?
@Yvette-r8p8 күн бұрын
IZA KO IHIDITRA AO FA AZA MANDAINGA EO NAREO .
@clauderakotomalala23549 күн бұрын
Ra tena tiana abaribary ny fahamarinana dia ataovy ny confrontation dia mangina ny vahoaka ra tena tiana habaribary ny fahamarinana ra tena matotra sy tany mpandalana i madagasikara ra sahy ianareo fanjakana abaribarina 'Andriamanitra ny fahamarinana tsy anaiky anio nybmalagasy
@gertrudebernadette55849 күн бұрын
Esy eeee Ry ceni eeee MBA manaova NY marina fa tsy tenisany indray no hiantso tody
@marcrkt93319 күн бұрын
Ireto zandary famoretana ireto koa no tokony handinin-tena fa arovana foana ny fanjakana manao tsy mety! sa sanatria andrasanareo ho tsimponin'ny olona tsirairay ianareo vao hitodika any @ vahoaka?
@marcrkt93319 күн бұрын
@@florenceratimison1291 Marina izany
@nicolasrazafimandimby83019 күн бұрын
Tsy avelany marina mbol misisika iany
@sylvinehantarivelo76369 күн бұрын
Ka ny predator manao inona no misy cyber criminels???😂😂
Mamo miantso polisy ireo no mendrika atao eny Antanimora d be vava ety ivelany
@gertrudebernadette55849 күн бұрын
Hanandrana NY tànan ATRA artsy ho atsy
@DadoRajaonaManoel8 күн бұрын
Ho anareo CENI misy olona marina ao ka efa empaka ny ts fanarahandalana ao ka dia naleo miasa mangina ka naboakany ny marina tohizo ny fijoroana ho amin'ny marina fa izay no hanavotra an'ny ity firenena ity.
@marcrkt93319 күн бұрын
Tsy maty ampon'ny olona ny nataonareo ry ceni fa tadidio fa misy ny farany ary homany sahady ny fitsoahana @ zay fotoana zay
@MalyounRakoto-pb3jr4 күн бұрын
ARSENE NO GADRAO .....TRATRA NY LAINGA ...NY VAHOAKA TSY NIFIDY ORANGE ..TSY NIFIDY FAHANTRANA ...
@andriramaroson85208 күн бұрын
Misy mpamadika izzny angamba ao @ CENI?😅😅😅😅
@PierreRambolarijaona-cw3sd7 күн бұрын
Na "piratage" io, na mpiasa nokibokiboin'ny rariny ka namoaka ny nafenina, dia milaza izany fa tsy azo antoka ny résultats, na farafaharatsiny mampisalasala. Noho izany tsy aleo ve hirosoana ny "confrontation des PV" dia ataovy mivantana @ haino aman-jery fa mila mangarahara ny Malagasy. Raha sahy ny CENI (mpitondra) tsy ho afa-baraka eo ve izay namoaka iny résultats hafa iny?
@andriaandria-p7i9 күн бұрын
Loza fa nangetotra ny foza. Voamaika mandraraka lasantsy @ afo. Efa zatra milalao afo . Hadedaky Ny Vahoaka Malagasy aminareo ny afo ben ny fiainan.tsihita . hianjeran ny fanjakan-RAjoelina Vazaha sy ny forongony . LERA, LASA IZAO . Leader sangany aty afrique hono. MIALA, MIALA, MIALA
@salimataali94037 күн бұрын
Kkkkkkkkkkkkl taimbay ho lokoty
@AndriantsoaRamamonjy9 күн бұрын
Izahay koa dia miantso tody ho an'ireo minia manitsakitsaka ny marina, na iza io na iza, horaiketin'ny tantara ho hitan'ny taranany ny anarany, ho fantatry ny taranany ny hoe iza moa izy Masina loatra ny firenena
@francklinrandriamiaranirin98409 күн бұрын
mahagaga tsy nisy fanambarana fa novakinolona ny tobin'i CENI NA AUTRE INCIDENT ary mino aho fa imprenable ou impenetrable ce site ampiasain'i CENI zany sady zareo no mampiasa ny logiciel Predator fa tsy iza aza fandrebireby eto é aza vendranina ny Malagasy tompokô! ary nahoana no sahy tonga de miteny fa ny mpanohitra avy hatrany no tomponantoka taminity affaire ty?Tegna sur ve io ramatoa io fa tegna ny TIM no nahavanondoza azo toriana koa io madama io satria miampanga tsy misy preuve olona na groupe.
@sharashara71798 күн бұрын
Mbola Henrietta s ceni dray mahita lazaina foana. Ceni tay zany ef membo ts homety manitra am vahoaka zany nareo
@jeanneelisabethRasoavololona8 күн бұрын
Tena tsy matotra e
@NiainaJessica8 күн бұрын
Ra misy ny olona tsy mataho tody de tenisany ri Ceni tsivanona sady efa ratsy tarehy no Mbola tsivanona tia Tena I ray @ tenisany iany no namoaka any iny satria mety kely ny vola nome tenisany azy fa izahay akory ts V ka hoe misy nipitaty sns efa miseho tsike2 iany ny Asa ratsy tenisany tohizo fona fa ny fahanginanany vahoaka ho vidy tenisany lafo be ary hefainy zafy palady an tenisany ny alahelo ny vahoaka malagasy ri le mivereza pr any dhl
@Ratita6789 күн бұрын
Inona moa no azony hatao ankotr'izao fanambarana izao. Ny ho loza izao dia hiakatra plateau i dedaka ka hilaza zavatra mitovitovy amin'izao (raha tsy tsapan'i leiry ny vokatry izany dia mety hijojo amin'izany izy. Hibaribary eo fa rantsa-mangaika ny fanjakana ny ceni.
@marcrkt93319 күн бұрын
Zavadehibe ny vokampifidianana zany ka tokony securisena fa nareo mihitsy no vendrana sady ratsy
@JésusChrist-m4z5 күн бұрын
Ry bé boty gangsters efa Hay hatra@ tsi nb ay maitiny fa toy ny alina JABAN' TAOLANA. Tsy nisy tafiditra t@ tranokalan' CENI MIHITSY FA SAMY IZY TAO NO TSY NANDRY ERITRERITRA FA NY MARINA NO TSY MAINTSY LAZAINA ka TOJO RAVALOMANANA NO KANY HATRANY AMBOALOANY
@Naina-w9g2z9 күн бұрын
😜
@gertrudebernadette55849 күн бұрын
Manàna vokatra daholo eny ampelatanan Raha mahasahy tena ataovy confrontation
@patriciabardou56749 күн бұрын
A qui profite le CRIME ???🤔🤔🤔😶
@gertrudebernadette55849 күн бұрын
NY anay lay faharoa iny no marina sazina faran izay ENJANA NY mpangalabato
@florenceratimison12919 күн бұрын
Tonga ny pompier ceni !!!!
@francklinrandriamiaranirin98409 күн бұрын
aza miteniteny sy manasa vatana nareo ao aminy CENI iza no afaka hitsofoka ao aminareo é?c'est bien securisé mensonge ,mensonge et mensonge
@rtsvhgy35899 күн бұрын
FA efa tena lany henatra mihitsy an ary le candidat ndrizareo io efa tena matihianina am fahaizana politika ve sa politika ny braderie sy lamody tsy de fantatray lotra
@NathaliaClaire-c5g9 күн бұрын
Zao ve de ho marina?
@beanjara9 күн бұрын
Engagé une expert
@MalyounRakoto-pb3jr4 күн бұрын
MBA mangina ry BM aaa
@NathaliaClaire-c5g9 күн бұрын
Tsy matotra n'y olona niditra tao am site n'ny CENI.
@NathaliaClaire-c5g9 күн бұрын
Mihezaka manakorontana mihtsy ry tsy matahotody
@NathaliaClaire-c5g9 күн бұрын
Tena toetra tsivalahara, tsy matahotody n'y fanakorontanana s'y fidirana antsokosoko ao anaty tranokalan'olona!
@EtienneRandriamanana8 күн бұрын
Tsy ianareo mihitsy ve no tsy matahotody @ ireo fahotana maro Samy afa lalivinareo @ firenena ETO io
@lucierazanany11928 күн бұрын
Ny mpandika lalana rehetra naiza naiza diatokony hitan'ny lalan