Ndraso omeko hira iray an'i Njakatiana aianao dia tendreo kely amin'ny gitara Koto a.
@manga79265 ай бұрын
Tsy oe tsy mahay fa misy mankaty ny hirany za ko TIA be njakatina fa tiny koto tenen le nivå fafatarako azy ,aza maka lagy e fa mieno de MBA mianatra so de MBA misy iraisina any.fiainana daholo zany face bok ity rehefa miditra de tsy maitsy mazaka .😊
@nalijaonatiana60714 ай бұрын
marina ny voalazanao ry koto, fa tena mandreraka mihitsy ny gasy izao fa tsy afaka miady hevitra intsony fa faly ny hanao attaque perso foana. Hita amin'ny famaliny ny hamaivandohan'ny gasy. Za ndray aloha ry koto dia tsy dia mihaino hira gasy satria ny ankabetsahany de vendrana daholo. Ambany ny niveau musical ny gasy ka tsy hitako hoe inona no ho raisina amin'ireo artiste ireo. Firy pourcent amin'izy ireo moa mba mahay mamaky partition, eny na de hoe tsy tena ilaina intsony mamaky an'izany amin'izao, raha te hisehatra amin' resaka musique de tokony ho hainao izany. Izaho ary tsy artiste nefa mahay mamaky partition ka ireto miseho artiste tsy mahay akory noho izaho ka inona moa no iraharahako izay hira gasy. Mandeha bus ianao de mahatsiravina mihitsy ny hira amin'izao henonao na tonony na valeur culturelle, tsy misy raisina fa zay le gasy araka ny teninao VENDRANA
@EstaEstaGerenji5 ай бұрын
Moramora koto fa sao tsisy hojerena eo tsony zahay mpanaraka fa miakatra be le feonao, sao miakatra koa ny tension! Aleo ho any ze any fa ngah voatery valina daholo!
@fleurettekobel24905 ай бұрын
Miarahaba isika mpanaraka an'i Koto rehetra ! I Koto dia olona tsy fantako na dia kely aza , ny fandinihako ny fandahara izay hataony rehetra , dia 90% @ zavatra lazainy sy hasehono eto dia zavatra marina loatra , fa isika Malagasy ireto dia tsy mahay mandray fahazahoana ny zavatra havoakany , ary mino aho fa fialonana sy tsy fitiavans azy tsotra izao ny ankamaron'ny olona manankiana azy tsy ampy fanajana ireo ! N'iza isika Malagasy tsy ampy fanajana ny hafa ireo , dia izay mihintsy no fototra ny fahantra mahazo antsika Malagasy h@ izay ! Ny resaka na teny avoakan'ny hafa @ ntsika Malagasy dia asina rantsany maro sahala @ Drangona ireny ! Isika Malagasy dia tena marina , fa tena maro vendrana , koa tokony mba miaiky @ izany ny tsirairay izay fanandrify izany tompoko ! Ireo tanora taty afara mihintsy no tena maro mitondra fesana ity Madagaskar ity @ tsy fahalalam- pomba sy tsy ampy fanajana samy Malagasy ! Masina ny Tanindrazana !
@HajanirinaRASOLOFOARISOA5 ай бұрын
Iza ary ry Koto no mpihira malagasy afaka milaza fa tsy mahay mihira Njakatiana?
Zah manokana loha tena mitovy hevitra amino rahalah Koto @resaka artist ao dago ao,misy NY artist EFA t@72 de tsisy fivoarana mihintsy NY mozikany fa mandrake ankehitriny mbola mitovy t@zany ihany