Vonikazo adaladala - Aina Quach / Eric Manana

  Рет қаралды 345,568

Gasy Ka Manja

Gasy Ka Manja

Күн бұрын

Пікірлер: 44
@tahinaoni2033
@tahinaoni2033 8 жыл бұрын
Voninkazo adaladala Voninkazo tsy misaina Fa maniry samy rery eny an-tany karakaina Manodidina rehatra Efa ringitra avokoa Efa tapitra matory izy irery no mifoha Ty foko koa adala e tsy mahay manadino Ny rehetra raha mangina izay Mbola mino e Mbola tena mahatsiaro Ny fitiavako taloha Mbola veloma ao am-poko Tsy mitsahatra mamoa Voninkazo adaladala e tsy misaina o Fa maniry samy rery eny an-tany karakaina Manodidina rehatra Efa ringitra avokoa Tapitra matory izy irery no mifoha Ty foko ko adala tsy mahay manadino Ny rehetra raha mangina izy mbola mino Mbole tena mahatsiaro Ny fitiavako tajoha Ato am-poko izy iny Tsy mitsahatra mamoa
@yolanderatovonjanahary6410
@yolanderatovonjanahary6410 5 жыл бұрын
Tena tsara mihintsy ty hira ty, tiko lotra e...mankasitra o
@larissafitia49
@larissafitia49 3 жыл бұрын
Hira iray an'isany Kanto sady mampientampo
@memyselfandi7634
@memyselfandi7634 6 жыл бұрын
Raha mba miverina toy ity daholo ny hira malagasy rehetra, tsy lanin'ny taona sy ny vanon'andro, mety mba hahafinaritra ihany ❤️️🇲
@harishue
@harishue 2 жыл бұрын
🌹 misaotra fa tsara ny hira sy ny fampiaram,-peo👏👏. Mankasitraka tompokô 🖤🦋🌾🥀
@stema908
@stema908 2 жыл бұрын
en 2021 j'écoute toujours ce chanson quelques part loin de mon pays, mbola tena misy voankazo adaladala mintsy anaty ny foko
@helenebasine7261
@helenebasine7261 8 жыл бұрын
misotra tsara ny feo sy ny tonokira ça me fait rappeler beaucoup ambanidia sy ankazotokana ry Eric
@laminarazafimahatratra4183
@laminarazafimahatratra4183 7 жыл бұрын
Tonokalon'i Rado. Manja 👌
@cchanelle
@cchanelle 13 жыл бұрын
A écouter et apprécier sans modération..... extra!!!!!
@mariemadga8669
@mariemadga8669 2 жыл бұрын
tena tsar na ny zanako vavy kely aza mihirahira anio hira io!
@angelineraharilalao7342
@angelineraharilalao7342 6 жыл бұрын
Voninkazo adaladala aho e, fo adala tsy mahay manadino
@Gasytop
@Gasytop 9 жыл бұрын
Très belle chanson! merci
@fanjaly1239
@fanjaly1239 2 жыл бұрын
Anjely mihira!!! ❤💋🥰
@tahirx21
@tahirx21 9 жыл бұрын
Hafa ihany ny hira gasy
@nirinaramangasalama3265
@nirinaramangasalama3265 3 жыл бұрын
TIAKO 😃🎤
@faramalalaaugustine6190
@faramalalaaugustine6190 8 жыл бұрын
Tiko lotra! !!
@MiaMia-qc6ci
@MiaMia-qc6ci 9 жыл бұрын
Tsara loatra!tena tsara
@ralantonisainanahaja9720
@ralantonisainanahaja9720 9 жыл бұрын
Tsara e!
@bebertix
@bebertix 13 жыл бұрын
wonderful song........
@princiadominique5651
@princiadominique5651 10 жыл бұрын
mahafinaritra b :) hafa ihan n gasy!!
@BbeiiGasy
@BbeiiGasy 13 жыл бұрын
Jaime Bien ♥
@BbeiiGasy
@BbeiiGasy 12 жыл бұрын
Aaaaaaight !
@mariabos2183
@mariabos2183 5 жыл бұрын
J adore
@dominiquerajaobelison2546
@dominiquerajaobelison2546 11 жыл бұрын
lovely song
@robertorandriambololona4291
@robertorandriambololona4291 9 жыл бұрын
Mlaye! makasitrika
@sergeackachi9534
@sergeackachi9534 3 жыл бұрын
Tsara eeee
@kakouramaharazoki9917
@kakouramaharazoki9917 7 жыл бұрын
J'aime trop
@nirinaraza2722
@nirinaraza2722 7 жыл бұрын
Tsara tena tsara tokoa
@Edosen97
@Edosen97 12 жыл бұрын
tsara e :)
@nyandrianinarabary4389
@nyandrianinarabary4389 5 жыл бұрын
♥️♥️♥️
@julianodonty3808
@julianodonty3808 9 жыл бұрын
tsara be. ItaB faha mafy ilay fitiavana
@nasandratriniainajuliorako7803
@nasandratriniainajuliorako7803 11 жыл бұрын
j'aime be
@nikynatacha3304
@nikynatacha3304 7 жыл бұрын
tsara sad mafinaritra ai
@randriamandresy
@randriamandresy 12 жыл бұрын
Aina koaitra lol!
@Apprentissage_Continu
@Apprentissage_Continu 4 жыл бұрын
Juin 2020
@Apprentissage_Continu
@Apprentissage_Continu 2 ай бұрын
Juillet 2024
@MegaSpy69
@MegaSpy69 14 жыл бұрын
belle chanson...
@ramah634
@ramah634 6 жыл бұрын
Vetsom-panahy malagasy tanteraka, na ny tonony (Rado) na ny feony (Eric). Mankasitraka!
@hanitranomenjanary5432
@hanitranomenjanary5432 8 жыл бұрын
sublissimo
@mamitianaraharinoelison8143
@mamitianaraharinoelison8143 7 жыл бұрын
Milay e
@niainarabenja542
@niainarabenja542 3 жыл бұрын
Cocomelan
@mahefasoaholyandrianinaand3190
@mahefasoaholyandrianinaand3190 4 жыл бұрын
❤❤
@christellekamanda8495
@christellekamanda8495 7 жыл бұрын
milay e
Erick manana ft Aina Quach-Izay ratranao dia feriko
6:00
Zani ANDRIAMAHAZO
Рет қаралды 29 М.
Aza Ilaozanao - Eric Manana & Aina Quach
5:28
Gasy Ka Manja
Рет қаралды 74 М.
The CUTEST flower girl on YouTube (2019-2024)
00:10
Hungry FAM
Рет қаралды 52 МЛН
Самое неинтересное видео
00:32
Miracle
Рет қаралды 2,7 МЛН
HANITSOA-TOSY  MANAHIRAGNA (EJEMA) PAZZAPA 2
4:35
ndrina ranaivo
Рет қаралды 287 М.
Eric M feat Aina-Mbola ho avy ny andro
4:25
Zani ANDRIAMAHAZO
Рет қаралды 195 М.
HATRAMIN'NY FARANY | Henika | Cevam Church
5:13
cevam network
Рет қаралды 3,5 МЛН
Eric Manana - Fitiavako an'i mama
4:06
Ymagoo Project
Рет қаралды 358 М.
AZA MANITSAKA    NJAKATIANA    1998
3:34
Didier Rasolofohery
Рет қаралды 9 М.
Tovo J'hay  - Teny Mamy (Lyrics)
4:06
Michaël Ramaroson
Рет қаралды 82 М.
Manàna finoana - Rossy
6:19
AL RANZ
Рет қаралды 327 М.
Tandindonao 'Zay
5:36
Tsiry Rajaonarivo
Рет қаралды 475 М.
Eric Manana || Afindrafindrao::ANG
4:03
nomenagabriel
Рет қаралды 286 М.