Miarahaba Mme Izao no izy an ,raha manadinika tsara aho dia any ivelany ianao no mipetraka ,adino sahady ny ady teto aMada , koa lanjao ny teny avoaka ary aza mandatsa ny gasy (olona miasa ,manana vina ,manana hevitra sy tanjona ny gasy ) fa ny vintana no samy manana ny azy ,tsy any no fanaperana , raha hendry ianao dia ampio ny gasy ,fa aza be vava fotsiny ,
@FemudaRazaiariso-df9mb2 ай бұрын
Misaotra tompoko, fa nahazo leçon ❤❤
@brigitterobert2822 ай бұрын
à taovy aminy beauco fermé zahijy vao mateza merci les vidéo fa sarotra be mihara mihana aminy gasy satria be fialona tsy miezaka fa ianao any no midine
@rivoraza92272 ай бұрын
Ny toe'tsaina nanolokolo anao nandritry ny androm'piainanao. Tsy mora ny hanova azy raha tsy tena mahatsapa ianao fa mila miova
@giseleramasiarinivo97452 ай бұрын
Mankasitraka Vonjy a
@razafimahefaralimanana252 ай бұрын
C'est vrai ki Vonjy a ! Lalan'avitra no nodiavina vo Tonga @fiainana MBA mety,
@TinaTina-up8gw2 ай бұрын
Cc njii za de tena manaraka. Njii tsitapa❤❤❤l.
@hanitranil44892 ай бұрын
Zaho kosa miala tsiny aminao Mme Vonjy, fa mba mihaino anao ihany aho des fois, fa ty kosa mba misy opinion perso: Rehefa bangoina lazainao dia toa tsara.... Saingy mino aho fa ny olona rehetra ( Gasy) no cible nao.... Maro anefa ny gasy tsy hahita anao: miady amy fiainana, tena mahantra... Dia toa manavaka ianao hoe zay afaka manaraka anao, mividy produits nao, prestation nao ihany kay no tena iresahanao... Ianao nefa milaza tena ho influenceuse..... Tsy limite no dikany zany.... De raha azoko zany dia milaza directe ianao oe tsy raharahanao zay fahoriana misy amy olona fa samy manana..... Nefa kosa tsy mifidy ianao fa tsy limite no vola tianao azo..... Reo olona reo anie anisany mamelona anao e! Nefa miavona ianao... Autrement dit: omeo ny volanareo fa momba anareo kosa je m'en fou! Matoa anie ny sasany mitaraina na dia tsy maha vonjy aza i Vonjy, dia mba mila compassion! Enao io koa nila compassion sy comprehension refa misy fahoriana Fa aza mba miavona! Samy aty andafy, samy ni galere vao tonga taty, samy mafy rythme rehefa aty, fa zany indrindra no tokony hanana compassion sy comprehension!!!!! Hita mintsy le lohan'andriandreraka ao aminao.. Sorry!
@FahasambaranaRal2 ай бұрын
Nena tompoko otrany somary mandreraka kely ana am vonjy de izy otrany oe miseho enjana be oe mipetraka aty andafy sns ,nefa izy somary tsotsotra taloha fa lasa niova toe tsaina lasa Tia mampidera fiainana sns
@FahasambaranaRal2 ай бұрын
Oui tena azo atao mihintsy tompko mivavaka ho an hafa oe tahio ireo tsy manana ,oui tena zavdhb manaja ny feon fiertreretan hafa ,manin KO nefa ra tsy mampidera fa miaina ftsn e misy olona otrany tsy voky ra tsy adera sakafo hoanin am restos ,misy KO otrany tsy m sentir misy valeur ra tsy mampidera akanjo sy kiraro lafo vidy ,Zavatra ataonao ihany mapitsiriritr hafa de fehiny aiza Tia mampidera fiainana
@hanitranil4489Ай бұрын
@@FahasambaranaRalka zay mintsy
@ميريمدقشقر2 ай бұрын
Coucou Vonjy mankasitraka foana
@user-vo2gk7jz4v2 ай бұрын
misaotra anao @ Toro hevitra fa tsy ny olona rehetra noho afaka hanome ireny cadeau omenao ireny ny manakatao de marina ny anao satria ireny cadeau ataonao rehetra ireny zavatra tsy vitany tsy manana misy fomba hafa marobe azo hisaorana ny mpampianatra misaotra tompoko
@ravmbodysalaka4714Ай бұрын
Adinonao le niteny oe mila manambady vazah de mila lasa vaza de mila manana CDI de mila manana historique bancaire favorable zay vô mahazo credit immobillier.
@jeanmicheldubaril54752 ай бұрын
Salut ! Donc maintenant tu t'arrêtes de jouer film ? Bonne journée