Zaho mino an'Andriamanitra e_Tegna mino_ALSCJ_Hira Katolika Malagasy

  Рет қаралды 1,394

Hira Katolika Malagasy

Hira Katolika Malagasy

Күн бұрын

Welcome to our KZbin channel dedicated to Malagasy Catholic music! We are delighted to share with you an inspiring collection of religious songs from Madagascar. Our channel is here to offer you a connection to your spiritual heritage.
Bienvenue sur notre chaîne KZbin dédiée à la musique Catholique Malagasy ! Nous sommes ravis de partager avec vous une collection inspirante de chansons religieuses en provenance de Madagascar. Notre chaîne est là pour vous offrir un lien avec votre héritage spirituel.
#HiraKatolikaMalagasy #HiraKatolikaMalagasy #HiraKatolikaMalagasy
Zaho mino an'Andriamanitra e
Ray mahefa ny raha jiaby e ia
Andriamanitra tokana olona telo
Ray, Zanaka sy ny Fanahy Masina e
Zaho mino ô, mino zaho ô
Ia e, tegna mino
Zaho mino an'Andriamanitra Ray mahefa
Ambony Izy noho ny zaka jiaby
Nanao koa ny lanitra sy ny tany
Na ny hita maso na ny tsy hita e, mino ô
Zaho mino ô, mino zaho ô
Ia e, tegna mino
Kristy zoky sady Tompo,
Zanaka tokana Zagnahary
Nateraka vokatry ny Fanahy
Mitovy fomba amin'ny Babantsika e, mino ô
Jesoa zanak'i Maria
Nijaly eky sy maty ho anay
Kanefa nitsangana tamin'ny maty
Nianatra nankany an-danitra any e, mino ô
Zaho mino ô, mino zaho ô
Ia e, tegna mino
Zaho koa mino ny Fanahy Masina
Ny Eglizy Masina Katolika
Zaho mankato ny Batemy tokana
Sy ny fiainana mandrakizay e, mino ô

Пікірлер: 5
@FrancilaRamanantsoavina-lu1tb
@FrancilaRamanantsoavina-lu1tb 4 ай бұрын
Tiako zaho mino tye eee ❤❤
@gaellekaloriana4041
@gaellekaloriana4041 4 ай бұрын
Mampatsiaro St Jo Diego hira ty ee❤❤
@KalozandryClaudineFranco-lf6xs
@KalozandryClaudineFranco-lf6xs 4 ай бұрын
Merci
@user-ww1bd7tt4g
@user-ww1bd7tt4g 3 ай бұрын
❤❤❤❤❤
@SheikhArena
@SheikhArena 4 ай бұрын
❤❤❤❤ 0:36
Ô ry Tompo tia anay_Hira Katolika Malagasy
8:24
Hira Katolika Malagasy
Рет қаралды 10 М.
Agnao ro Mofo tegna Aigna_Vetson'i Fianara_Hira Katolika Malagasy
5:46
Hira Katolika Malagasy
Рет қаралды 1,9 М.
مسبح السرير #قصير
00:19
سكتشات وحركات
Рет қаралды 11 МЛН
Meva Rano FEON'NY FIFALIANA ANTALAHA
4:47
Stecy Fety
Рет қаралды 39 М.
Bôrobôroko fiainagna_HiraKatolikaMalagasy
5:31
Hira Katolika Malagasy
Рет қаралды 2,2 М.
CNFC RAVINALA 56 ème Promotion
3:56
syntho Radolalaina
Рет қаралды 3,5 М.
'Zaho mino an'Andriamanitra - Zanahary mahefa ny raha jiaby_Hira Katolika Malagasy
5:26
ZAHO MINO AN'ILAY ZAGNAHARY . Chorale Kerobima Morondava
5:37
JOHARY Dimby
Рет қаралды 91 М.
04  Inty Tompo ny tenako GAKRIFA
4:16
gakrifa andapafanasina
Рет қаралды 15 М.
Ry renin'Andriamanitra Hira Katolika Malagasy
6:01
Hira Katolika Malagasy
Рет қаралды 8 М.
Jocelin Mandritsara vorivoria lava
5:36
rafarason charles
Рет қаралды 4,3 М.
Mino aho Andriamanitra ô Mino mafy an'izay voalazanao
4:22
Hira Katolika Malagasy
Рет қаралды 4,7 М.
مسبح السرير #قصير
00:19
سكتشات وحركات
Рет қаралды 11 МЛН