manja loatra misaotra ny Nanahary sy ny tariny.... hommage á eux....je tire chapeau devant tout ce qu'ils nous ont laissé comme trésor. ca a une valeure culturelle inéstimable que j'apprécie á tout coeur toute ma vie.."ZARY NOFINOFY IHANY"
@doseup4896 ай бұрын
Ao tsara izany hira izany an 🥰😍🤩😘
@mioraaimeerasamoelintsoa98497 жыл бұрын
zany fahatanorana!! tsaroina indray!!
@RAVELONRIAN8 жыл бұрын
Izany izy raha mitady isika an!
@fanoa.439 жыл бұрын
Hira tena mahafinaritra
@sylvoalias4 жыл бұрын
El'izay tsy nihaonana, nisaran-toeran'izaho sy ianao, f'ankehitriny de mifankahita el'izay tsy nihaonana…Refrain:.Ianao ankehitriny, ianao mandrakizay, no hany, hiangotingotiana sy hitositosiana,(bis),Iny volana sy kintana,hany teto mba sakaizako , nefa tsy nety ho eto anilako ny volana sy ny kintana,Ref..Zary nofinofy ihany izany,eto anilako ianao mibanjina ahy ianao...zary nofinofy ihany,...zary nofinofy ihany…Happy end...
@hiramalagasyvazahaanglisyh10618 жыл бұрын
Aoka ré fa tsara dia tsara !!
@mirindrarabenary28606 жыл бұрын
mankasitraka
@haingomahandrianasolo1636 жыл бұрын
tsara loatra, hatramin'izao mbola mitady izay ho mpandimby izany hira izany aho fa mbola tsy nahare, tiako loatra, tamin'ny andro efa somary nahalehibe ahy tsy nisy vehivavy izany toa io original io fa i marcel sy theo ary jacques no manao azy, .Rehefa nisy raymonde dia izy, nefa tsara be foana, mankasitraka izay nandefa ity tato . Tsara ny hira malagasy
@sylvoalias4 жыл бұрын
Ny Nanahary de iray ihany fa tsy manampaharoa...tsy misy mahasolo azy hatram'zao. je les adore....ces chansons qui bercaient mon enfance et ma vie d'adolescent...Ils étaient toujours lá á coté des Railovy et des Voanio...ils sont partis tous un par un....eh oui c'est la vie....et la vie continue,,,que la paix soit á leur äme...